Ocean Record 401

Ocean Record 401 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ocean Record 401, Tanambao Sotema, Mahajanga.

032 38 597 15 / 034 57 717 31

STUDIO D'ENREGISTREMENT 401
Ocean Record De Madagascar
PRODUCTEUR / MANAGER
TSY MAHAY ZAH, FA METY MAHAVITA NY TIANAO
Suiveo de asio J'aime ny Page

07/07/2025

Nouveau clip officiel de Lacky MC - Mila POUM POUM 💥🎶
🎧 Un son d'amour original made in Madagascar 🇲🇬



Tag hashtag

lacky mc, mila poum poum, clip gasy, afrobeat madagascar, hira fitiavana, musique malagasy 2025, clip gasy 2025

Hashtag général

🎶 Nouveau clip officiel de Lacky MC - *Mila POUM POUM* 💥

Hira fitiavana manome lanja ny tsirairay, mampitambatra ny fitiavana sy ny groove afro malagasy! 🇲🇬❤️
Tohano ny talenta gasy! Partageo ho hitan'ny rehetra!

👇 Aza hadino:
➡️ Abonne-toi & active la cloche 🔔
➡️ Laisse un like 👍 sy commentaire 💬
➡️ Araho amin'ny réseaux sociaux
📘 page: Lacky MC Officiel

LACKY MC - Mila POUM POUM (Clip Gasy 2025)
07/07/2025

LACKY MC - Mila POUM POUM (Clip Gasy 2025)

MC - Mila POUM POUM Ankafizo ary aparitahoSuivez aussi nos musiques sur notre Site web https://www.lamozika.comNos playlists sur Spotify : 👉 KAWITRY ...

Tananarive Bientôt !Fa mandeha ny Montage vidéo  Poum-Poum(Lacky Mc)Efa anaty Production na Label izy ka miandry ny voka...
25/06/2025

Tananarive Bientôt !
Fa mandeha ny Montage vidéo Poum-Poum(Lacky Mc)
Efa anaty Production na Label izy ka miandry ny vokatra hivoaka isika fa manao

Suiveo dia abonnéo ihany koa ny Page

11/06/2025

Hanao ny Tournage Clip izahay ka mitady vehivavy mahay mandihy telo(03) ihany no ilaina ,Tonga dia alefaso ao ny resaka ary tena tsara Tonga dia miantso mivantana ianao Zay pare! Majunga ny Toerana anaovana azy!
Contact : 0323859715/0345771731
Artiste : Lacky Mc
Titre : Mila POUM POUM
AZA ADINO NY MANISY J'AIME NY PEJY FA HO MARO NY HIRA SY CLIP VAOVAO HIVOKA TSY TAPAKA ETO!🎹📷🎤🎸

Bonjour tous les mondes!Miandry kely antsika fa ho hisy live somary mihetsika no avoaka eto  ka aza miala manaraka tsy t...
06/06/2025

Bonjour tous les mondes!
Miandry kely antsika fa ho hisy live somary mihetsika no avoaka eto ka aza miala manaraka tsy tapaka , surtout anareo dj namana, aza adino aloa mi abonné ny Page fa tsy tara vaovao anao
Contact Studio 0323859715/0345771731
Maka rdv fa tss tonga de eo2 ,
Mbola eto Majunga aloa ny studio

30/04/2025

Artist : SEYNIOH X Dj Aristide Tractor
Titre : Anjaram-pitiavako
Arr : Eloa one thé beat 401
Sond by Let's Go Ocean record
https://www.youtube.com/watch?v=kjJM2qTvUhw
Aza adino manao partage raha Tinao ilay rythme nazy!
Aza adino koa manao j'aime sy suivre ny Page ntsika !

26/04/2025

https://vm.tiktok.com/ZMB7Gmb2X/
Artist : Océan Vladimir
Titre : Masiro love
Réalisé par Eloa Rj
Sond by Rakotomanana Jerry Eloa
Studio Let's Go Ocean Record 401

TE HO LASA LAVITRA VE IANAO MASAHIA, MIKIRIA MAFY FA HO TANTERAINAY IZANYMIDIRA Mp (ao miresaka)Aza adino mi abonné ny P...
22/04/2025

TE HO LASA LAVITRA VE IANAO
MASAHIA, MIKIRIA MAFY FA HO TANTERAINAY IZANY
MIDIRA Mp (ao miresaka)
Aza adino mi abonné ny Page fa hahita hira vaovao ianareo tsy ho ela!

Address

Tanambao Sotema
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 09:00 - 12:00
Tuesday 03:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 03:00 - 20:00
Friday 03:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 21:00
Sunday 02:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ocean Record 401 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share