Bezanozano Orchestre

Bezanozano Orchestre Bezanozano Orchestre

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Tafita Niaina
14/03/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Tafita Niaina

05/03/2026

Mes publications ont obtenu plus de 50 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

Eoooo!!!aza adino ity fotoana lehibe hoantsika eto Moramanga ity a.indrindra isika vehivavy.Miavaka foana rehefa miaraka...
05/03/2026

Eoooo!!!aza adino ity fotoana lehibe hoantsika eto Moramanga ity a.indrindra isika vehivavy.
Miavaka foana rehefa miaraka amin'ny Bezanozano Orchestre satria tsy izahay irery no mihira ao fa isika rehetra.
Misy Open MIC ao.izahay mitendry ,ianareo mihira
Ilay te ahita be anay io izy io dia tongava

Salama daholo.mbola misy date malalaka ny Bezanozano Orchestre hoan izay manana fety ho animena.MariageSoratraAnniversai...
25/02/2026

Salama daholo.mbola misy date malalaka ny Bezanozano Orchestre hoan izay manana fety ho animena.
Mariage
Soratra
Anniversaire
Bapteme
Fitokanana trano
Contacts:0341266893
WhatsApp:0320707068

Andao ary isika eto moramanga e.am le 7 Nov Namazà Club Tribute et Bezanozano Orchestre no eo antsehatra.ao am Fan's Gol...
29/10/2025

Andao ary isika eto moramanga e.am le 7 Nov Namazà Club Tribute et Bezanozano Orchestre no eo antsehatra.ao am Fan's Golden ny fotoana.izay tsy mahay hoe aiza izany.dia eo Tsarahonenana ao am trano be maintso2😀😀😀

Andao analazy vita bacc e.3000ar fotsiny
23/07/2025

Andao analazy vita bacc e.3000ar fotsiny

17/05/2025

Hafatra Kely hoanareo Artiste tao am bezanozano omaly.
Marina fa EFA malaza ianareo,fa MBA asio hajany ihany ny vahoaka azafady
1)am 9 no asainareo ny olona ho Tonga anpesoninareo ela b eo
2) artiste 4 v ianareo Dia am 12 al VO atomboka ???
3) d aveo Mbola MP3 ihany no ampiasain'lisany.

Mialatsiny fa ts maints lazaiko izany fa diso tsy manaja olona loatra ianareo

Aza manahy ianao fa tena tsara ity seo indray mitoraka ity,tendrena daholo no ao,d Mino aho fa afaka alaina sary daholo ...
16/05/2025

Aza manahy ianao fa tena tsara ity seo indray mitoraka ity,tendrena daholo no ao,d Mino aho fa afaka alaina sary daholo kosa amty e.si non ao fa mihera fon ny mpaka sary..tongava maro Gona a!!

Address

Ambohimadera
Mahamasina
514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bezanozano Orchestre posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share