18/08/2025
Miarahaba tompoko:
Vaovao tena tsara no indro atolotray ato @ .
Efa tonga ary efa miasa tsara ny Lambika Rapida III eto Sahamanina koa ilazana isika ato Andrarà,Sahamanina,Antanambao,Ambodiaramy sy ny maro tsy voatanisa sy ny manodidina fa efa manomboka ny fisoratana anarana raha liana ahandro @ lambika manarapenitra,tena avo lenta,mitsisy kitay,aingam-piasa ary mahafapo ny vokatra azo!