Ta Njo Na Rkt

Ta Njo Na Rkt Tonga soa 🤗 eto aminy pejin'Tanjona 🥰
Tonokalo sy vetsovetso...

25/08/2026

Ta Njo Na Rkt

15/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! André Ravatomanana, Koloina Fanambinatsu, Nomenjanahary Anitha, Aimë Raldō, Tsouu Andrian, Nambine Panjaka, Manouy Andria, Razafimandimby Edwain, Warda Valjih, Jean Chrysostme Rakotonirina, Aina Sarobidy, Mï Ærÿ, Lu Cïa, Sedratiana Julio, Kanto Rotsy, Nirina Mario, Stephan Mendrik, Nôuménjanaharÿ Sândràh, Kïåłæ Śøű, Narovanaina Clarisse, Mi Antsa, RH Niaina, Nomenjanahary Matoky Fitiavana Nomenjanahary, Fitahiana Randrianjaka, Franck Junior, Chery Lava Kely, Aisha Valentina, Ntsoa Ntsou, Rakotoarisoa Christien, Sambo Manantanà Maximin, Mbolatiana Mateotia, Fÿ Nayah Anjarah, Rapanarivo Hery Mampionona, Onerana Rh, Hasina Fanamby, Mamifaliana Manampy, Hery N'Akim, Bloom Ndr, Nemia Rfn, Elise Flavien, Riantsoo Patricia, Charlot Charlot, Harena Mah Fhi, Tsi Ky, Tanjoniriana Avotra, Vanessa Kaÿrah, Rindra Rindra, Tiana Faly, Zha Kha, Koloina Nÿh Aïnä

12/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! André Ravatomanana, Koloina Fanambinatsu, Nomenjanahary Anitha, Aimë Raldō, Tsouu Andrian, Nambine Panjaka, Manouy Andria, Razafimandimby Edwain, Warda Valjih, Jean Chrysostme Rakotonirina, Aina Sarobidy, Mï Ærÿ, Lu Cïa, Sedratiana Julio, Kanto Rotsy, Nirina Mario, Stephan Mendrik, Nôuménjanaharÿ Sândràh, Kïåłæ Śøű, Narovanaina Clarisse, Mi Antsa, RH Niaina, Nomenjanahary Matoky Fitiavana Nomenjanahary, Fitahiana Randrianjaka, Franck Junior, Chery Lava Kely, Ntsoa Ntsou, Rakotoarisoa Christien, Sambo Manantanà Maximin, Mbolatiana Mateotia, Fÿ Nayah Anjarah, Rapanarivo Hery Mampionona, Onerana Rh, Hasina Fanamby, Mamifaliana Manampy, Hery N'Akim, Bloom Ndr, Nemia Rfn, Elise Flavien, Riantsoo Patricia, Charlot Charlot, Harena Mah Fhi, Tsi Ky, Tanjoniriana Avotra, Vanessa Kaÿrah, Rindra Rindra, Tiana Faly, Zha Kha, Koloina Nÿh Aïnä, Nomena Fitia

Ta Njo Na Rkt Ta Njo Na
01/08/2026

Ta Njo Na Rkt
Ta Njo Na

NENYRaha mbola manan-keryaho afahako mianina Raha mbola mana-mbavaaho afahako miteny Raha mbola manan-doha afahana misai...
24/07/2026

NENY

Raha mbola manan-kery
aho afahako mianina

Raha mbola mana-mbava
aho afahako miteny

Raha mbola manan-doha
afahana misaina

Dia...tsy maitsy ho voavaliko
ny babena anao ry Neny

TaNjoNa

23/07/2026

Ta Njo Na
Ta Njo Na Rkt

VELOMAEny ry malala...Eto ampanoratana an'izao taratasy izaoNo hisetoko farany aminy lasana rehetra Hamafako tanteraka n...
22/07/2026

VELOMA

Eny ry malala...
Eto ampanoratana an'izao taratasy izao
No hisetoko farany aminy lasana rehetra
Hamafako tanteraka ny salovan'endrikao
Ary indrindra hanadinoako an'ireny vita rehetra
Niarahana nankafia...

hafeniko eto aki fa...
Fa misy ranomaso latsaka aminy izao fotoana izao a!
Misy dinitra mipatraka,ary koa misy alahelo miatefa any aminao
Iainako eto zany...

Ka aza omena tsiny aho raha toaka hoe tomany
No farany hanembonako an'ilay fitiavatsika roa
Aza arahapondro aho raha toa ka alahelo mifono areti-po
No hanaovako ofa-tanana sy veloma anao ry sombinaiko

Marary Kely ny aiko,saingy aleo fa hiafiko e!
Eo hiafiko ilay fitiavatsika roa tsy nisy disadisa
Eo fa hiafiko ilay fahasambaratsika
Nifono fifankatiavana nafana dia nafana
Eo fa hiaretako ilay fanampahakevitrao nilaza tsy tamana
Fa hiova lasy vao

Tsy hanakana anao aho...
Fa fotsiny aza adino fa tiako ianao no teto
Ary tsy azon'izaniza ho fafana mitsy zany
Fa eny ee..
Safidinao no niala ka soava sy sambara any amin'ilay rafiko any

Ka misaotra ee, misaotra taminy fiarahana sy dia izay efa vita
Misaotra taminy fitiavana nifanomezantsika
Misaotra foana foana nanolotra fitia
Dia misaotra foana koa taminy izay vita-ndria
Fa betsaka izy ireny...

Ka ity no sisa teniko...dia hatsahatro ny peniko

Raha sendra mba mandalo aho any andro,taona
Dia hiriko mbola ho tazako eny ilay tsiky kely
Raha hany andro,volana tsika mety mbola hihaona
Dia hapatsiahivo ao atsaina fa izay Ilay zandry Kely

Nitia taminy fo...
Izay ka dia veloma, mirary soa ho anao
Dia mitsodrano anareo roa...

TaNjoNa...🖋️

Address

Mahitsy
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ta Njo Na Rkt posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share