MAH- Mampifaly

MAH- Mampifaly Mahenintsoa MAMPIFALY. MPANAO HATSIKANA/ANIMATEUR
"Mampifaly omaly, anio ary Mandrakizay".

Miarahaba antsika vahoaka Mahajanga- I ny tenakao.Vita soamantsara ny fifidianana izay natao tamin'iny andron'ny omaly i...
12/12/2024

Miarahaba antsika vahoaka Mahajanga- I ny tenakao.
Vita soamantsara ny fifidianana izay natao tamin'iny andron'ny omaly iny, mankasitraka antsika rehetra izay tonga nifidy ary misaotra ihany koa anareo vahoaka izay nifidy ahy.

Tompokolahy sy tompokovavy! Tsy hoe akory vita hatreo ny asa fanasoavana efa nataoko sy mbola ho ataoko na dia tsy lany aza ny tenako fa hitohy hatrany izany ary ny tanjona dia ny mba hitondra fampandrosoana an'ity tanana malalantsika ity.
Mino aho fa mbola ho eo fona ianareo izay nahatoky ahy sy ekipako.

Mirary soa antsika rehetra amin'ny adidy sy andraikitry ny tsirairay, Tahin' Andriamanitra anie isika rehetra!

Samia ho lava velona.

RAMILISON THIERRY.

05/12/2024

Amin'ny faha 11 desambra 2024
FIDIO RAMILISON THIERRY, Numero 2.

MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA.

Kandida laharana faha 2, RAMILISON THIERRYSady olona VONONA no VANONAHANOMPO VAHOAKA FA TSY HO TOMPOINA.Manasa antsika r...
03/12/2024

Kandida laharana faha 2, RAMILISON THIERRY
Sady olona VONONA no VANONA
HANOMPO VAHOAKA FA TSY HO TOMPOINA.

Manasa antsika rehetra hijery ny resadresaka hataoko ao amin'ny KOLO TV sy KOLO RADIO, Rahampitso amin'ny 9 ora alina.

FIDIO ARY RAMILISON THIERRY, N°2

Manasa antsika rehetra hijery vaovao ao amin'ny M3 TV fa hiresaka ao ny tenako.MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA.FIDIO RAMIL...
30/11/2024

Manasa antsika rehetra hijery vaovao ao amin'ny M3 TV fa hiresaka ao ny tenako.

MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA.
FIDIO RAMILISON THIERRY, N°2

RAMILISON THIERRY, N°2Nenakay , nenao ; netsika jiaby.MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA.
27/11/2024

RAMILISON THIERRY, N°2
Nenakay , nenao ; netsika jiaby.

MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA.

Na dia efa hariva sy maizina aza ny andro dia mbola eo hatrany ianareo vahoaka. Porofo izany fa miandrandra fihovana sy ...
26/11/2024

Na dia efa hariva sy maizina aza ny andro dia mbola eo hatrany ianareo vahoaka. Porofo izany fa miandrandra fihovana sy fanantenana avy amiko ianareo.

MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA
FIDIO ARY RAMILISON THIERRY, N°2 HO BEN'NY TANANA MAHAJANGA - I

Izahay efa décideIanareo ihany koa paréDirecteur Thierry, OKFIDIO, RAMILISON THIERRY, NUMERO 2
25/11/2024

Izahay efa décide
Ianareo ihany koa paré
Directeur Thierry, OK

FIDIO, RAMILISON THIERRY, NUMERO 2

Hafaliana hatrany sy fanantenana no hitako ary tsapako rehefa mihaona aminareo vahoaka ny tenako. Ireto izao dia sary te...
24/11/2024

Hafaliana hatrany sy fanantenana no hitako ary tsapako rehefa mihaona aminareo vahoaka ny tenako. Ireto izao dia sary teny Amborovy sy Ambondrona.
Hiaraka hatrany isika, hiroso hatrany ary hanao asa tsara mba ho fampandrosoana ity tanana malalatsika ity.

MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA

FIDIO RAMILISON THIERRY, N°2 amin'ny 11 desambra 2024 ho avy izao.

Ry vahoaka Mahajanga- I, ny kandida laharana faha roa(N°2) dia olom-baovao, kandida mahaleotena ary vonona ny hampandros...
22/11/2024

Ry vahoaka Mahajanga- I, ny kandida laharana faha roa(N°2) dia olom-baovao, kandida mahaleotena ary vonona ny hampandroso ny tanana malalantsika ity.
Manana traikefa amin'ny resaka fitantanana.
Noho izany dia FIDIO RAMILISON THIERRY, N°2 amin'ny faha 11 desambra ho avy izao.

Mitohy ny fitetezana ireo fokontany hataoko miaraka amin'ireo mpiaradia amiko, ireto ny sary teny rehetra teny.

MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA

Lasa antsika!Efa ao anatin'ny fampihelezan-kevitra isika amin'izao, nanatanteraka izany ny tenako niaraka tamin'ireo eki...
21/11/2024

Lasa antsika!
Efa ao anatin'ny fampihelezan-kevitra isika amin'izao, nanatanteraka izany ny tenako niaraka tamin'ireo ekipa teny amin'ny Bazary Mahabibo.

FIDIO RAMILISON THIERRY, NUMERO 2 ETO MAHAJANGA -I.

MAHAJANGA MANDROSO NO TANJONA.

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MAH- Mampifaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share