Talentako Pic'Sound

Talentako Pic'Sound TRAITEMENT AUDIO ET VIDEO - COACHING ET FORMATIONS

Ankasitrahana feno Président Macron mivady nandalo kely teto @ studio e 🥰😍 ho avy eo ny vokatra!!Mapa-manja le mihira an...
23/04/2025

Ankasitrahana feno Président Macron mivady nandalo kely teto @ studio e 🥰😍 ho avy eo ny vokatra!!
Mapa-manja le mihira an!!! ☺️😎

15/10/2024
𝐌𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚.𝐅𝐚𝐧𝐞𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚!!!𝐊𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐨 𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚.𝐌𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚 ...
29/09/2024

𝐌𝐚𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚.
𝐅𝐚𝐧𝐞𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐇𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚!!!
𝐊𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐨 𝐫𝐚𝐢𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚.
𝐌𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚 𝐦𝐩 𝐚𝐫𝐲 𝐞!!! 𝐓𝐡𝐓

Talent’n Show Contest

FIDERANA LEHIBE Ankalazana an’ANDRIAMANITRA noho ny faharoa Taona niorenan’ny « Sambatra choir »

Aseho amin’ny alalan’ny HIRA sy TANTARA AN-TSEHATRA FOHY

Ny Fizarana voalohany dia tanterahin’ny Sambatra choir

Ny Fizarana faharoa kosa dia Seho miendrika Fifaninanana ka handraisan’ireto Tarika sy Antoko Mpihira ireto anjara:
- TIA MIDERA Worship music
- ANTEMAN’NY FOLOALINDAHY Chapelle IVATO
- AMBOARAMPEO NY MPAMAFY APUA
- VETSON’IKOPA EKAR ANDOHATAPENAKA
- SVM MAMORIARIVO FITIAVANA FJKM

Nasaina manokana i MAHERY ary izy no hitarika ny Fitsarana sy ny Fanomezana toro-lalana samihafa

ALAHADY 27 OKTOBRA 2024 manomboka amin’ny 2 ora tolakandro eny amin’ny STUDIO ARENA IVANDRY.

Tsy misy ny vidim-pidirana fa ny KARATRA FANASANA dia azo raisina eny amin’ny Mpikambana Sambatra choir na Ireo Mpandray anjara.

Hivoaka manomboka ny Alahady 29 Septambra ny Karatra ❤️

Talent’n Show Contest


29/09/2024

Atolotra am-pitiavana hatrany ❤

01/09/2024

Ndao hiara- hifaly sy haneho ny talenta ho Fiderana Ilay Ray Tsitoha.
Manasa anao handray anjara: chorale, groupe, fikambanana... Rehefa misy mpikambana 4 no mihoatra.
Vonjivonjeo fa voafetra ireo afaka mandray anjara an!!!! 😊😊

Blessing_sunday

31/03/2024

Miarahaba antsika tratry ny P***a 2024
Mirary fety sambatra e :)

Ho feno fahasoavana sy fandresena anie isika rehetra

29/01/2024

Tsotra sady haingana kosa ty 😊

'Ndao fa zahay efa vonona e!!! hihi ;)'Ndao koa hasaina ny namana hi- (y) sy hi s'abonner @ pejintsika e!!! ;)Mankasitra...
24/01/2024

'Ndao fa zahay efa vonona e!!! hihi ;)
'Ndao koa hasaina ny namana hi- (y) sy hi s'abonner @ pejintsika e!!! ;)

Mankasitraka indrindra :) (y)

"Aingam-panahy kely monja dia manova tantara"

sary indrana...

23/01/2024

Miaraba antsika rehetra!!

Efa akaiky ny Saint Valentin, indro averinay alefa eto amin'ny pejy ity cover mamy kely ity (covered by Yale).

Atolotra am-pitiavana!!!

Mijere finaritra!

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa amintsika rehetra tsy an-kanavaka e!! Manasa anao hifandray aminay :) (y)

"Aingam-panahy manova tantara"

Address

Cité 2
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340617717

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Talentako Pic'Sound posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share