Radio Ravinala Manakara FM 94.6Mhz

  • Home
  • Radio Ravinala Manakara FM 94.6Mhz

Radio Ravinala Manakara FM 94.6Mhz Bienvenue sur la page officielle de Radio Ravinala Manakara 94.6FM. Suivez les émissions et Journaux, toute l'actualité de nos radios.

24/07/2025
🔴Gne voazakan'e Gazety androany 23 Jolay 2025. 👉Arahanao eto amin'ny Radio Ravinala Manakara 94.6fm isaky ny Alatsinainy...
23/07/2025

🔴Gne voazakan'e Gazety androany 23 Jolay 2025.

👉Arahanao eto amin'ny Radio Ravinala Manakara 94.6fm isaky ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma amin'ny 10h 50mn.

🙏

Any 𝗖𝗮𝗺𝗲𝗿𝗼𝘂𝗻 :  🔴 81 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱à 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗼𝗳𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮.  81 ny isany kandidà mirotsaka hofidiana filoham...
22/07/2025

Any 𝗖𝗮𝗺𝗲𝗿𝗼𝘂𝗻 :

🔴 81 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗸𝗮𝗻𝗱𝗶𝗱à 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗼𝗳𝗶𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮.

81 ny isany kandidà mirotsaka hofidiana filoham-pirenena ao Cameroun.
Io no Fantatra taorian'ny fikatonan'ny fametrahana ny antontan-taratasy mahakasika izany teo anivon'ny ELECAM (Election Cameroun) alina.
isan'ireo mbola hirotsaka fanim-balony amin'ity fifidianana atao amin'ny 12 Oktobra 2025 ity i , 92 taona, efa nitondra nanomboka tamin'ny 1982.

©️Kolo.
📷Brut.

🔴Gne voazakan'e Gazety androany 22 Jolay 2025. 👉Arahanao eto amin'ny Radio Ravinala Manakara 94.6fm isakin'ny Alatsinain...
22/07/2025

🔴Gne voazakan'e Gazety androany 22 Jolay 2025.

👉Arahanao eto amin'ny Radio Ravinala Manakara 94.6fm isakin'ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma amin'ny 10h 50mn.

👉𝐅𝐀𝐍𝐀𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐀𝐂𝐂𝐀𝐋𝐀𝐔𝐑𝐄𝐀𝐓 CISCO MANAKARA Alatsinainy  21 ᴊᴏʟᴀʏ 2025.‎📌 Tamin'ny 6ora maraina no natao ny "Deballage" tao ...
21/07/2025

👉𝐅𝐀𝐍𝐀𝐃𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐁𝐀𝐂𝐂𝐀𝐋𝐀𝐔𝐑𝐄𝐀𝐓 CISCO MANAKARA
Alatsinainy 21 ᴊᴏʟᴀʏ 2025.

‎📌 Tamin'ny 6ora maraina no natao ny "Deballage" tao amin'ny " Lycee Sileny Manakara ary avy hatrany dia naparitaka amin'ireo ivon-toeram-panadinana ankapobeny miisa 6 eto Manakara izay misy mpiadina mitotaly 2 689.

Centres d'examen:

- Lycée sileny Paul 809 ny candidat.
- EPP MANGARIVOTRA & CEG référence 660
- EPP Tanambao & Luthérien Manakarana 1 120
- LTP Manakara 100.

‎📌 Mifanome tanana sy nanome toromarika ny hisian'ny filaminana mandritry ny fotoam-panadinana ity ary nirary soa ny OMC tarihin'ny Préfet-n'i Manakara Atoa BELAHY Théophile sy ireo tompon'andraikitra sady nanokatra izany tamin'ny fomba ofisialy.


#94.6Fm


LONOKY SAMBY HO TSARA !

20/07/2025

Mitso-drano anareo zandry, zanaka rehetra hiatrika ny fanadinana bakalorea manomboka rahampitso, indrindra ireo ato amin'ny Distrikan'i Manakara.
Mirary fahombiazana feno.

Aza hadino fa ianareo no ho avin'ny firenena!

Mahatsiaro manokana an'ity Renibeko ity, izay tsy mitsahatra mitso-drano ahy!🥰

Lonoky Samby ho Tsara 🙏

19/07/2025 BAOLINA KITRA- SAHASINAKA ✅ Nosokafana omaly ny " Tournoi de vacances RAHALAHY" karakarain'ny   (J.R.S)🔴 Mano...
20/07/2025

19/07/2025 BAOLINA KITRA- SAHASINAKA

✅ Nosokafana omaly ny " Tournoi de vacances RAHALAHY" karakarain'ny (J.R.S)

🔴 Manohana tanteraka izao hetsika izao, miantoka ny rehetra i Député Jolce Maminirina.
⚽Tanjona mba hampiala voly ireo zaza amin'izao fialan-tsasatra izao sy ho famerenana hatrany ny lazan'ny Distrikan'i Manakara eo amin'ny lafin'ny fanatanjahantena indrindra ny baolina kitra.

Fiaraha-miasa amin'ny Kaominina ambanivohitry Sahasinaka


📷 J.R.S

🎊??" " 𝗹𝗮𝗻𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮!🤭😁Malaza any ivelany any ity lanonana hafakely ity, indri...
18/07/2025

🎊??" " 𝗹𝗮𝗻𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮!🤭

😁Malaza any ivelany any ity lanonana hafakely ity, indrindra any Amerika. Tamin’ny taona 2006 izy no namboka nalaza tany Etazonia ary efa manomboka misy manao azy ihany koa eto amintsika. Tsy mahamenatra na mahataitra intsony ny fisaraham-panambadiana any amin’ireo firenen-dehibe sasany. Maro mihitsy aza ireo misafidy ny hanao fety sy mandany vola be aminy. Ny vehivavy no tena manao azy amin'ny ankapobeny (fety famaranana ny maha vehivavy manambady ary fidirana indray amin'ny fiainana maha tokan-tena).

🔥Matetika dia ny namana akaiky no antsoina amin’ity fety ity. Misy ireo miaraka misakafo ary misy mihitsy ireo manao lanonana makotrokotroka (manofa "espace" sy izay rehetra mifanaraka amin'izany)............................

🌍SOMMET SADC 2025 : Fihaonambe faha-45, ny 16 sy 17 aogositra, eto Antananarivo Handray ny fitantanana ny SADC i Madagas...
16/07/2025

🌍SOMMET SADC 2025 : Fihaonambe faha-45, ny 16 sy 17 aogositra, eto Antananarivo

Handray ny fitantanana ny SADC i Madagasikara 🇲🇬, mandimby an'i Zimbabwe 🇿🇼

Herintaona ny fe-potoana fitantanana izany Vondrona izany 👨‍⚖️

15/07/2025 - FIFAMOIVOIZANA✅ Misava "Vignette" ny posy ireo polisy kaominaly eto Manakara nanomboka ny naraina teo.🔴 Gia...
15/07/2025

15/07/2025 - FIFAMOIVOIZANA

✅ Misava "Vignette" ny posy ireo polisy kaominaly eto Manakara nanomboka ny naraina teo.

🔴 Giazana ao amin'ny tokotanin'ny kaominana aloha ireo posy izay tsy misy Vignette ka rehefa mahaloa ny saran'izany vao alefa ho firosoana amin'ny ara-dalana.

🙏

14/07/2025

✅Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ô

🔴Aza adino ny fandaharana " GNE VOAZAKAN'E GAZETY ANDROANY ETO AMIN'NY RADIO RAVINALA" ny Alatsinainy hatramin'ny zoma, amin'ny 11 ora latsaka 10 minitra.

🙏

Address


Telephone

+261348350032

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Ravinala Manakara FM 94.6Mhz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Ravinala Manakara FM 94.6Mhz:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share