05/07/2025
Ireo film 10 tsara indrindra ho an’ny mpandraharaha
1. The Social Network (2010)
Tantara: Miresaka ny fiandohan’ny Facebook, ny ady anaty sy ivelan’ny orinasa.
2. The Pursuit of Happyness (2006)
Tantara: Tantara tena nisy. Lehilahy tsy manan-kialofana niady mafy mba ho lasa mpivarotra manampahaizana.
3. Steve Jobs (2015)
Tantara: Mampiseho ny fiainan’i Steve Jobs sy ny fomba nitondrany fiovana amin’ny teknolojia.
4. Moneyball (2011)
Tantara: Mampiseho ny fomba nampiasan’ny ekipan’ny baseball Oakland A’s ny angona sy statistika hananganana ekipa mahomby.
5. The Founder (2016)
Tantara: Fiainana sy fivoaran’ny McDonald’s, avy amin’ny fivarotana kely ho lasa franchise manerantany.
6. Joy (2015)
Tantara: Vehivavy iray mahita vokatra vaovao (mop) sy miady mafy amin’ny tsena sy ny fianakaviana.
7. Wall Street (1987)
Tantara: Lehilahy tanora maniry fandrosoana ara-bola tafiditra anaty tontolo misy kolikoly sy faharatsiana.
8. The Big Short (2015)
Tantara: Miresaka ireo olona nahita mialoha ny fianjeran’ny tsena (crise de 2008) ary nahazo tombony.
9. Catch Me If You Can (2002)
Tantara: Tantara tena nisy amin’ilay mpisoloky mahay misarika olona amin’ny fahendrena sy saina mibaribary.
10. The Wolf of Wall Street (2013)
Tantara: Tantara tena nisy momba an’i Jordan Belfort, mpivarotra manan-talenta nanangana empire ara-bola.
NB : efa misy ao amitsika daholo ireo raha hijery ianao
Indray mandeha fotsiny ianao mandoa dia afaka mijery izay film tianao jerena aminy fotoana rehetra ( tsy misy abonnement fa mila connexion)