Actus.mg

Actus.mg Page d’actualités et de culture

20/10/2025
URGENT 🔴POLE ANTI- CORRUPTION  ( Mandat d'arrêt international ) NAMOAKA DIDY FISAMBORANA IRAISAM-PIRENENA HO AN'I MAMAY ...
17/10/2025

URGENT 🔴

POLE ANTI- CORRUPTION ( Mandat d'arrêt international )

NAMOAKA DIDY FISAMBORANA IRAISAM-PIRENENA HO AN'I MAMAY RAVATOMANGA NY PAC .

‼️🔴  #𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬  #𝗙𝗜𝗔𝗗𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬  #𝗥𝗘𝗣𝗢𝗕𝗟𝗜𝗞𝗔Nanao   ho an’ny vahoaka Malagasy sy ny vondrona iraisam-pirene...
12/10/2025

‼️🔴 #𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 #𝗙𝗜𝗔𝗗𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 #𝗥𝗘𝗣𝗢𝗕𝗟𝗜𝗞𝗔
Nanao ho an’ny vahoaka Malagasy sy ny vondrona iraisam-pirenena ny avy amin’ny ny fa misy fikasana haka an-keriny ny amin’izao fotoana izao.

ILAY TSIKIM-PANANTENANARehefa iny fa efa tady ho resyToa tady ho kivy sady rerakaTratran'ireo daroka nifanesyNy ambato-b...
12/10/2025

ILAY TSIKIM-PANANTENANA

Rehefa iny fa efa tady ho resy
Toa tady ho kivy sady reraka
Tratran'ireo daroka nifanesy
Ny ambato-bevoka koa tsy mety teraka

Indro fa re sy tazana tany ho any
misy tsiky mampiato tomany
misy tsiky re naneran-tany
izany no sisa mba fanantenany

misaotra re no sady mankasitraka
fa efa saika resy no saika voafitaka
misaotra re no mirary anao ho lava velona
fa ny ratsy rehetra kosa ho lasa lavenona.

" MILA VONJY I MADAGASIKARA 🇲🇬"

10/10/2025

🟥 Mampalahelo

TSY DISO NY VAHOAKAManomboka misy sahy maneho hevitra ry tandroka aron ny vozonaTSY NIFANARAHANA NY HERISETRA SY NY FANA...
09/10/2025

TSY DISO NY VAHOAKA
Manomboka misy sahy maneho hevitra ry tandroka aron ny vozona
TSY NIFANARAHANA NY HERISETRA SY NY FANAOVANA AMPIHIMAMBA SY FANANGANANA MILISY OUZY TENINY.
TSY DISO NY VAHOAKA..... MBOLA TSY TARA MIJOROA

⭕ NAHAZO BRAVO I SAID teny an-kianja - Izany ka tena mpianatra - Izany ka tena mpitondra tenin'ny mpianatra - Izany ka t...
09/10/2025

⭕ NAHAZO BRAVO I SAID teny an-kianja
- Izany ka tena mpianatra
- Izany ka tena mpitondra tenin'ny mpianatra
- Izany ka tena namana .

Rehefa nitondra vahaolana sy entaentan'ny mpianatra amin'izay teny Iavoloha i Said izay sahy nijoro sy niteny ny tena marary ny mpianatra

Dia i Said indray no lazaina fa tsy mpianatra io fa mpisandoka

‼️𝗛𝗔𝗠𝗔𝗟𝗬 𝗔𝗜𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬  #𝗛𝗘𝗧𝗔𝗛𝗘𝗧𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗢  #𝗧𝗔𝗡𝗝𝗢𝗡𝗔 𝗛𝗢𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔Ireto avy ny teboka nisongadina nandritra ny fanendren...
07/10/2025

‼️𝗛𝗔𝗠𝗔𝗟𝗬 𝗔𝗜𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 #𝗛𝗘𝗧𝗔𝗛𝗘𝗧𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗢 #𝗧𝗔𝗡𝗝𝗢𝗡𝗔 𝗛𝗢𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔
Ireto avy ny teboka nisongadina nandritra ny fanendren’ny Filoham-pirenena ny Praiminisitra Zafisambo Ruphin Fortunat Dimbisoa :
✨ Hojerevan-tsika manokana ireo nigadra tsy ara-drariny izay iantsona ny juriste sy ny fiarahamonim-pirenena.
✨ Haverina aingana amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra sy rano fisotro madio.
✨ Hojerena ny mikasika ireo tanora, indrindra ny eny amin’ny oniversitem-panjakana manerana ny Nosy sy ny toeram-ponenan’izy ireo.
✨ Hanokana teti-bola manokana hanamboarana cité universitaire manome hasina ny mpianatra rehetra.
✨ Hapetraka ihany koa ny paikady iadivana amin’ny kolikoly maro samihafa.
✨ Manana enimbolana ny Praiministra vaovao hanatanterahana ny planina izay hapetraka.
✨ Hiroso ihany koa amin’ny fakan-kevitra sy dinika iombonana (concertation sy dialogue nationale) izay ho tarihan’ny FFKM eny amin’ny CCI.

Tanjona hoy ny Filoha ny hamaly aingana ny hetahetam-bahoaka, hamerina ny fitokisana ary hanarina aingana ny toekarena.

Hivantana amin'ny TVM ny fanendrena ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta eny amin'ny  Lapam-panjakana Iavoloha amin'...
06/10/2025

Hivantana amin'ny TVM ny fanendrena ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta eny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha amin'ny 8 ora alina.

Address

Mahamasina
Antananarivo

Telephone

+261385209305

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Actus.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Actus.mg:

Share