Elodie Vargas

Elodie Vargas 📽️ Autrice et interprète.
(4)

Je crée des personnages et des scénarios humoristiques à multiples voix, inspirés d’histoires vraies du quotidien, entre tristesse et humour. 🎭

06/08/2026

➡️ Endrin’ny mana bacca
➡️ ohoooooo endrin’ny Zavoara ravoravo .
➡️La mianatra tsara ny ZANAKA DA NY RAY AMANDRENY NO RAVORAVO 🥹❤️❤️
➡️ ATAOVY TSARA NY FIANARANA FA ZAO MAFINARITRA MAHITA NY HAFALIAN’NY RENY ❤️☺️

05/08/2026

➡️Tantine iza mandihy hotranio ?
➡️ Endrin’ny mamana bacca
➡️Mandilotraaa palida amin’ny vodin’ny tongotra avao izy aminio 😂😂
➡️Azafady aminareo fa farany tiky 🫣😂😂😂
➡️ MISY OLO ZAY DA AKONIO EH

05/08/2026

➡️TANTINE IZA NENAREO MPANAFANA PISTE ??

➡️ VAGNONA NY ARROSAGE AFAKA BACC
➡️ TSY MAINTSY MISY TANTINE HOTRANIO AO AMIN’NY FAMILLE DA TSY MASAKY FETY LA TSY EO NDREO ❤️♥️
➡️ MBOLA HAZAVAIKO ANAREO HOE INO ANAOVAKO PERSONNAGE NDREO IO 🥹♥️

05/08/2026

➡️ Izy asina filtre iny hiany no matsiro eh ?
➡️Mba lazao ana hoe iza no tena ankafizinao?

04/08/2026

➡️ Izy mianakavy nandea nijery valin’ny BACC ❤️
➡️ Personnage TSY VERY MANDEHA
➡️ Tsara ny fiteny tsika 🇲🇬

04/08/2026

➡️ Akory aby eh
➡️ Ataovy izay mety aminao ary ankafizo ihiany koa ny fiainanao. ♥️

03/08/2026

➡️ Dégustation miaraka amin’ny Endrin’ny Zavoara.
➡️ Tsy hivandy izy hoy izy 😂
➡️ Iza akamanao mavita raha akonio ???

02/08/2026

➡️Da ngelabe ehhh , itoa avao akory gnelabe 👋
➡️ Marimar a l’appareil 🌹

➡️Marimar😂
28/07/2026

➡️Marimar😂

Address

Manakara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elodie Vargas posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share