
16/07/2025
ππππππππ ππ πππππππ ππππ ππ ππ πππππ
Maro no tsy mahafantatra fa mila fikojakojana ihany koa ny solosaina toy ny moto!
π Ny βmaintenance logicielβ dia fitandrovana ny rindranasa sy rafitra (Windows, drivers, antivirus, sns) hiasa tsara, tsy ho miadana ary tsy ho voanβny viriosy.
β Te hahafantatra ve ianao hoe inona no atao rehefa manao βmaintenance logicielβ?
β‘οΈ Araho ny pejy fa hanazava tsikelikely aho