G'Art Picture

G'Art Picture 🎬🎥VIDEASTE PRODUCTION📷📹

"Ankino @ Jéhovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao" ohab 16:3

Vidéaste🎥🎬,Montage🎬

"Ankino @ Jéhovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao"🙏Ohabolana 16:3Vonona hiara hiasa aminao izahay 🙏 G'Art Pictur...
28/09/2025

"Ankino @ Jéhovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao"🙏
Ohabolana 16:3
Vonona hiara hiasa aminao izahay 🙏
G'Art Picture

Sary t@ tournage 🎥🎥🎥🎥🎥Loading.......🎥
26/09/2025

Sary t@ tournage 🎥🎥🎥🎥🎥
Loading.......🎥

Bienvenu sur G'Art PictureJhon P*e Officiel 🎥Ça tourne🎬🎥
25/09/2025

Bienvenu sur G'Art Picture
Jhon P*e Officiel

🎥Ça tourne🎬🎥

Lasa ndray ar eee Ça tourneee🎥🎥🎥🎥🎥
24/09/2025

Lasa ndray ar eee
Ça tourneee🎥🎥🎥🎥🎥

Maro2 vokatra ntsika ato fa araho akaiky ny page ntsika ann🎶Loading.........🙏📺🎬
23/09/2025

Maro2 vokatra ntsika ato fa araho akaiky ny page ntsika ann
🎶Loading.........🙏📺🎬

Concentration🎥🎬G'Art Picture
22/09/2025

Concentration🎥🎬
G'Art Picture

Mankasitraka anareo namana tsy nihafahafa niara niasa t@ G'art Picture 🎥 ary mankasitraka ihany koa ho an'ireo  nagnampy...
17/09/2025

Mankasitraka anareo namana tsy nihafahafa niara niasa t@ G'art Picture 🎥 ary mankasitraka ihany koa ho an'ireo nagnampy nanoro hevitra indrindra fa ny Twins média izay teo fona ni-encadrer 🎬🎥 ary mbola manantena fiaraha miasa aminareo izahay anaty ny G'art Picture ary ianao izay te hiara hiasa aminay dia misokatra ho anao ny fiarahamiasa 🙏 ka aza misalasala mandefa mp na sms fa vonona ny hiara hiasa aminao izahay 🙏
Un Grand merciii à tous 🙏🙏🙏
Clever Calm Course Madagascar
Soa Jeanne Marie Judithe
Betho Zanak'ibabany
Sylvain Babs
Tarika Jacquis San
Nakenji Gasy



Misaotra @ fiaraha miasa🙏🙏 ary mbola hitohy izany 🙏.

Lasa ndray ary eeee 🎥🎥🎥Nakenji Gasy🎬Mankasitraka boss nah🎥🎥🙏🎥Tournage🎥🎥
10/09/2025

Lasa ndray ary eeee 🎥🎥🎥
Nakenji Gasy🎬
Mankasitraka boss nah🎥🎥🙏
🎥Tournage🎥🎥

Aza misalasala mandefa sms na mp fa vonona ny hamaly anareo izahay 🙏  (Ialex)G'Art Picture(SOLONDRAIBE Ginot)
09/09/2025

Aza misalasala mandefa sms na mp fa vonona ny hamaly anareo izahay 🙏

(Ialex)
G'Art Picture(SOLONDRAIBE Ginot)

04/09/2025

Hira Évangélique🙏
Artiste: TARIKA JACQUIS SAN
Titre: TORIO NY TENY
Ho fankalazana an' Andrimanitra dia ndao toriana ny teniny 🙏🙏

Address

Mangarivotra Sud
Mangarivotra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when G'Art Picture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share