Ady Fototra Manjakandriana

Ady Fototra Manjakandriana MADAGASIKARA MAHATEHONINA��

🔥
01/08/2026

🔥

Nous déclarons que Madagascar peut et doit se relever.

Que chaque citoyen détient une part de la solution.
Que la nation ne changera que lorsque chacun décidera d’agir.

Ceci est notre engagement.
Ceci est notre combat.
Ceci est notre manifeste.

ADY FOTOTRA — la lutte pour les fondations.

fans
Move On : Be ready for change
Move On Vakinankaratra
Move on Androy
Move On - Tamaga 501
Ady Fototra Manjakandriana
ADY Fototra
Ajdsf Morondava
Soamiely Association
Mahilala Madagascar

🛑💛 𝐃𝐈𝐃𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟏𝟎 💛🛑✅Manomboka androany dia manome toky ny tenako aho fa hampandroso ahy amin'izay zavatra rehetra hataoko...
27/07/2026

🛑💛 𝐃𝐈𝐃𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟏𝟎 💛🛑

✅Manomboka androany dia manome toky ny tenako aho fa hampandroso ahy amin'izay zavatra rehetra hataoko isan'andro,manomboka amin'ny ara-batana(anatin'izany ny fikarakarana,fitandroana ny fahadiovana ara-batana, ny sakafo hohanina,etc...) ; ny ara-tsaina , ny ara-panahy (fifandraisana amin'ilay source divine ao anaty sy fitiavana) ; ny ara-piarahamonina(ny manodidina anao manomboka ao an-tokatrano) ; ary ara-toekarena.

Pohy hiakatra🔥




🔥🔥
27/07/2026

🔥🔥

📌
23/07/2026

📌

🔥🥰
22/07/2026

🔥🥰

🛑💛 𝐃𝐈𝐃𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟎𝟗 💛🛑"𝐌𝐢𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐬𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐤𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐡𝐲 𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐤𝐨 𝐚𝐡𝐨, 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫...
21/07/2026

🛑💛 𝐃𝐈𝐃𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟎𝟗 💛🛑
"𝐌𝐢𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐬𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐫𝐚𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐤𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐡𝐲 𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐤𝐨 𝐚𝐡𝐨, 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐫𝐚𝐨𝐭𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐦𝐛𝐞𝐫𝐢𝐧'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚".

Otran'ny ahoana moa ilay hoe: "Miteny an-kasahiana ny tsy rariny"❓
✅Miteny tsy miambahamba ny zavatra hita fa tsy mety sy tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy, eo amin'ny fiaraha-monina manodidina ary indrindra eto amin'ny firenena
✅"Fanararaotam-pahefana" dia fakana tombony eo amin'ny toerana iray amin'ny zavatra tsy rariny
✅"Tamberin'andraikitra" dia ireo fandraisana anjara ary fanatanterahana ny asa izay napandraiketina anao eo amin'ny toerana iray.

Mila ahy sy ianao ny ADY Fototra ,hanova an'i Madagasikara ho no tanjotsika🤝🏻
Mety hoe tsy mora no hahatongavana amin'izany,fa raha samy mandray ny anjara tandrify azy ny tsirairay dia tsy ho ela dia efa hisy fiovana goavana eto amin'ny firenena izany.

Mankasitraka🤝🏻
Pohy miakatra🔥





🔥

17/07/2026

📌

Address

Manjakandriana
116

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ady Fototra Manjakandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share