Radio Akon'i Maroa

Radio Akon'i Maroa RADIO AKON'I MAROA 103MHZ

14/09/2026

Un des moyens de transport reliant Maroantsetra à Tamatave.

14/09/2026

Port Ankiakabe Maroantsetra

14/09/2026

HIRA VAKO-DRAZANA ANTIMAROA

Izy no Ludo R, zamanjaza ato amin’ny Radio Akon'i Maroa. Hagnavao sy hagnatsara antsika atoato, aza miala lavitra ny pag...
10/09/2026

Izy no Ludo R, zamanjaza ato amin’ny Radio Akon'i Maroa. Hagnavao sy hagnatsara antsika atoato, aza miala lavitra ny page.
Manomboka amin'ny herin'andro ambony ity dia harahintsika direct ato ny Radio, ary tsy ho ela, afaka arahinao amin'ny application Android sy iPhone.

Mahatsiaro Zoky Djaffar @  fitsingerenany andro nahaterahany zao. Joyeux anniversaire Zoky (Talé ny Radio Akon'i Maroa)
06/09/2026

Mahatsiaro Zoky Djaffar @ fitsingerenany andro nahaterahany zao. Joyeux anniversaire Zoky (Talé ny Radio Akon'i Maroa)

03/09/2026

TSARA MAROANTSETRA

Ndao hientinay hitsangatsangana andeha Nosy Mangabe Maroantsetra anao niany ty.



Réalisation: Josephanot

Ino agnarany laoko ty?
01/09/2026

Ino agnarany laoko ty?

Niany 31 Aogositra 2026 no nanaovana ny famindram-pahefana teo amin'ny Tale misahana ny Fampianarana Teknika sy Fiofanan...
31/08/2026

Niany 31 Aogositra 2026 no nanaovana ny famindram-pahefana teo amin'ny Tale misahana ny Fampianarana Teknika sy Fiofanana arak'asa teto Maroantsetra. Atoa CHAN W***y no proviseur teo aloha sy Atoa TSIKIVY Achille Landry no vaovao.

Tonga nanome voninahitra izaigny ny solon-tenan'ny Faritra Ambatosoa, teo ambany fiahian'ny Lefitry ny Fileovana eto amin'ny Renivohitry ny Faritra, notronin'ireo olom-panjakana, sivily sy miaramila, ny sehatra tsy miankina ary ireo ray aman-dreny maro eto antoerana eto.

26/08/2026

Eglise catholique Saint Joseph Maroantsetra

Address

Andraokaraoka Maroantsetra
Maroantsetra
512

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Akon'i Maroa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category