06/04/2025
🔥BOKY TOROLALANA FENO MOMBA NY FANANGANANA ORINASA ETO MADAGASIKARA 🔥
Miaraka amin'ny BONUS boky hafa valeur 25.000 ar momba ny busnes en ligne omenay anao grattuit raha manjifa azy ianao.
Vakio hatramin ny farany fa ao ao ambany ilay bonus.
🌟 Maro ny olona mba te hanangana orinasa sy te hampanara-dalàna ny zavatra iray izay ataony kanefa noho ny tsy fahampian’ny fahalalana dia sahirana izy ireo amin’ny fikarakarana taratasy maro isan-karazany. Ka izay no antony nahatonga anay nanoratra an’ity boky PDF ity mba entinay hanoroana anao ny fomba fananganana orinasa eto Madagasikara.
🛡️ Rehefa mijoro ara-dalàna mantsy ny orinasanao dia milamina tsara ny sainao. Mahatoky anao ihany koa ny client sy ny mpiara-miasa aminao rehetra. Azonao arovana tsara ny orinasanao raha sanatria ka misy olona hisandoka sns... Ankoatra izay, mandray anjara goavana ianao amin’ny fampandrosoana ny firenena amin’ny alalan’ny fandoavanao ireo hetra maro isan-karazany.
📘 Anisany mampiavaka an’ity ebook-nay ity ny fampianaranay anao ny fomba fikajiana ny hetra rehetra sy ireo torohevitra mahasoa maro isan-karazany izay omenay anao rehefa mitantana orinasa ianao. Ka noho izany na mbola débutant aza ianao na koa efa manana expérience kely amin’ny fananganana sy fitantanana orinasa dia mety aminao foana izy ity.
💼 Na mpamboly ianao, na mpiompy, mpitatitra, freelance, manao business en ligne, manao vente en ligne, mpivarotra, manana orinasa kely na salatsalany na lehibe ihany koa, manao business maro isan-karazany sy ny sisa tsy voatanisa… Dia natokana ho anao ity bokinay ity raha toa ka hanangana orinasa ianao amin’izay activité izay ataonao izay.
📋 Ireto daholo ary ireo zavatra ho hitanao ato anatiny :
1️⃣ Teny fampidirana
2️⃣ Ireo karazana orinasa afaka atsangana eto Madagasikara
3️⃣ Ahoana ny atao raha hanangana orinasa anankiray ?
4️⃣ Ny tsara ho fantatra momba ny hetra sy ny tontolony
5️⃣ Ireo zo fototra tokony ho azon'ny mpiasa
6️⃣ Ressources humaines sy ny manodidina azy
7️⃣ Teny famaranana
📌 Toy izao ary ny mahakasika azy :
✅ Teny : Malagasy
✅ Isan’ny pejy : 23
✅ Vidiny : 20.000Ar
🍿MIARAKA AMIN'NY BONUS boky pdf BIZNA 2.0 na AFFILIATION IA izay mampianatra anao busnes en ligne ianao,azonao atao vadin'asa mampidibola ato amin'ny internet.
Na Boky mampianatra anao ny BOOST PAGE
Na Boky mampianatra anao ny momba ny VENTE EN LIGNE.
misy ato aminay daholo ireo boky ireo ka misafidy ianao izay ataonay BONUS ho anao.
Tsindrio ity Lien ity raha hijery momba ny BIZNA 2.0 ianao.
👇
https://www.facebook.com/share/p/158WtUWQMb/
Ity kosa raha hijery ny fanazavana momba ny AFFILIATION IA ianao.
👇
https://www.facebook.com/share/p/1AizKK49wW/
Ary ity ny momba ny Boost Page
👇
https://www.facebook.com/share/p/14ZoyJND2d/
Raha misy tinao jifaina moa ankoatrin ilay bonus omenay anao grattuit dia misafidy fotsiny ianao ary mbola mahazo reduction be avy aty aminay ihany koa.
🎁 Afaka manontany anay foana ianao raha misy zavatra tsy azonao tao anatin’ilay ebook.
📧 Midira Mp avy hatrany izao
Mankasitraka tompoko ! 🙏