Fanantenana Ao Amin'i Kristy

Fanantenana Ao Amin'i Kristy ✝️ Mizara ny Tenin'Andriamanitra sy hafatra mampahery isan'andro.

📖 "Ao amin'i Kristy no ahitana fanantenana sy fiainam-baovao." II Korintiana 5:17

04/07/2026

Raha manana 30 segondra hisaorana an’Andriamanitra ianao, lazao hoe: “Amena”.

"Tsy ny fananana be no mahasambatra, fa ny fahaizana mianina amin'ny kely ananana sy ny fizarana izany amim-pitiavana. ❤...
15/04/2026

"Tsy ny fananana be no mahasambatra, fa ny fahaizana mianina amin'ny kely ananana sy ny fizarana izany amim-pitiavana. ❤️✨

Jereo ity tsiky madiodio ity: tsy vidiana vola, fa ny fo madio no miteraka azy. Ity no tena 'Paikady' lehibe indrindra eo amin'ny fiainana: ny mitazona ny tsiky na eo aza ny fahasarotana. 🇲🇬

Raha nampihetsi-po anao ity sary ity, asio 'like👍 kely ary zarao ho fanentanana ho an'ny namanao.

"

Address

Moramanga
514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanantenana Ao Amin'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share