Vibe Radio Moramanga 101Mhz

Vibe Radio Moramanga 101Mhz VIBE RADIO 101MhZ
Whatsapp & ☎️: 034.67.627.49
📧: [email protected] 101 Mhz

🔥MAGAZAY TRANO MENA MORAMANGA (MTM)TOERANA: 100m miala sampana'i Josoa route vers Anosibe an'Ala mahita trano menamena m...
24/08/2026

🔥MAGAZAY TRANO MENA MORAMANGA (MTM)

TOERANA: 100m miala sampana'i Josoa route vers Anosibe an'Ala mahita trano menamena misy plaque MTM ianao
*Juste alohan'ny hatongavana Jordi misy mpanamboatra MOTO de eo ampitany,

Afaka miantso rehefa tonga eny raha tsy mahita ☎️ 034.56.807.14

Mtm Moramanga
🔥

  (23/08/2027)Jour JRehefa avy eo amin'ny 02 ora tolak'andro ny fotoana eto amin'ny Kianja Tsaratoto.Tongava daholo isik...
23/08/2026

(23/08/2027)

Jour J

Rehefa avy eo amin'ny 02 ora tolak'andro ny fotoana eto amin'ny Kianja Tsaratoto.

Tongava daholo isika le mpankafia Tantara ireny.
EFA vonona Zavatra rehetra nareo sisa no hiandrasana.

Tantara an-tsehatra ravahana SORADIHY, HATSIKANA hiarahana amin'ireo mpilalao TANTARA anonjampeo ROHIKANTO (Vanitsoa,Arlivah,Ony mihajanirina,Hajarliva, Arikoms randria, Christophe RABEARIMANANA, LEMEC)

Misokatra amin'ny 11 ora vavahady

VIDIM-PIDIRANA lehibe 5 000Ar
Ankizy 3 000Ar

🔥Tongava maro gona a.🔥

EGLISE ASSEMBLÉE DE DIEU MORAMANGA🔥 Aza adino ity fotoana lehibe ity! 🔥Ho avy ny GRAND SPECTACLE “BYE BYE VACANCE”, foto...
21/08/2026

EGLISE ASSEMBLÉE DE DIEU MORAMANGA

🔥 Aza adino ity fotoana lehibe ity! 🔥

Ho avy ny GRAND SPECTACLE “BYE BYE VACANCE”, fotoana iray hiarahana midera sy mankalaza an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny talenta sy ny mozika.

no hanafana ny sehatra ka hanome fotoana tsy hay hadinoina antsika!

📅 Alahady 6 Septambra
🕝 Manomboka amin’ny 2 ora sy sasany
📍 Assemblée De Dieu – Ambohimadera Moramanga

💰 Billet tsotra : 5 000 Ar
🎫 Invitation : 20 000 Ar

👉 Aza mijanona any an-trano!
👉 Asao ny namana, ny fianakaviana ary ny tanora rehetra!
👉 Tongava maro hiara-hidera sy hiara-hifaly!

🔥 BYE BYE VACANCE — JOSEPH D’AF 🔥
Tongava maro tompoko! Aza adino ny daty!

🙏 Ho fotoana feno fitahiana sy fifaliana ho antsika rehetra anie izany.

Vibe Radio Moramanga 101Mhz

📣 Annonce de la Semaine de l’OniFRa à Moramanga ! 🎉Nous sommes ravis de vous annoncer la célébration de la Semaine de l’...
19/08/2026

📣 Annonce de la Semaine de l’OniFRa à Moramanga ! 🎉

Nous sommes ravis de vous annoncer la célébration de la Semaine de l’OniFRa Moramanga, comme chaque année, un événement incontournable qui mettra en avant notre riche culture et nos valeurs.

👉Du 02 au 05 Septembre 2026, nous vous invitons à participer à une série d’activités passionnantes et enrichissantes.

Le programme détaillé de cette semaine festive est déjà disponible sur l’affiche ci-jointe. Vous y trouverez des conférences, des activités sportives, divers concours, et bien d’autres surprises qui raviront petits et grands !

Venez nombreux pour célébrer avec nous, partager vos idées et préparer déjà votre année universitaire avec l'OniFRa.

À très bientôt !

Oniversity Fjkm Ravelojaona Moramanga -Onifra SP 24
Dina Randrianatoro
Vibe Radio Moramanga 101Mhz

📢 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA HO AN’NY TAOM-PIANARANA 2026-2027 ato @   gôna ah😉Aza miandry ny ampitso vao mikarakar...
19/08/2026

📢 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA HO AN’NY TAOM-PIANARANA 2026-2027 ato @ gôna ah😉

Aza miandry ny ampitso vao mikarakara ny hoavin’ny zanakao.
👉 Omeo azy ny fanabeazana tsara kalitao, ny fampianarana amin’ny teny frantsay sy anglisy, ny fikarakarana matotra, ary ny fanaraha-maso manokana ilainy mba handrosoany.

🌍 Ny laharam-pahamehana amin’ny teny anglisy dia hanampy ny zanakao hanana fahafahana bebe kokoa sy hanokatra varavarana mankany amin’ny tontolo iraisam-pirenena.

⭐ Satria samy manana ny maha-izy azy ny ankizy tsirairay, dia zava-dehibe aminay ny fandrosoan’ny tsirairay.

Misy ny kilasy:
👶 Maternelle : PS – MS – GS
🎒 Primaire : CP – CE1 – CE2 – CM1 – CM2
🎓 Collège : 6e – 5e – 4e – 3e
🔥 Efa misy iany koa ny classe 6e sy 5e.

📍 Tongava mitsidika anay !

Misokatra hoanao ny birao ny alatsinany hatr@ zoma:
👉@ 8h à 12h ny maraina
👉@ 14h à 17h kosa ny folakandro

Toerana: leader school Moramanga ambony, manoloana ny terrain technique.

👉Fanampim-mpanazavana:
☎️038.98.571.41 😁

💙 LEADER SCHOOL, Mianatra anio, mahomby rahampitso !



Leader School Moramanga
Vibe Radio Moramanga 101Mhz

‎📢 SOIRÉE SLAM MUSICALE ‎‎" 'Ndao hiala anaty rotoroto..."‎‎📅 15 août‎🕕 18h00‎📍 BAR ESPÉRANCE‎‎🚨 ENTRÉE LIBRE‎(consommat...
09/08/2026

‎📢 SOIRÉE SLAM MUSICALE
‎
‎" 'Ndao hiala anaty rotoroto..."
‎
‎📅 15 août
‎🕕 18h00
‎📍 BAR ESPÉRANCE
‎
‎🚨 ENTRÉE LIBRE
‎(consommation obligatoire)
‎
‎Venez nombreux avec vos amis/familles 💞
‎
‎
‎
‎
‎
‎
Vibe Radio Moramanga 101Mhz

📣 𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍𝐒 𝐎𝐔𝐕𝐄𝐑𝐓𝐄𝐒 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋'𝐀𝐍𝐍𝐄𝐄 𝐒𝐂𝐎𝐋𝐀𝐈𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔-𝟐𝟎𝟐𝟕 ! 📚𝐋𝐞 𝐍𝐢𝐝 𝐝'𝐎𝐢𝐬𝐞𝐚𝐮, votre Ecole Privée francophone avec initiati...
08/08/2026

📣 𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍𝐒 𝐎𝐔𝐕𝐄𝐑𝐓𝐄𝐒 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋'𝐀𝐍𝐍𝐄𝐄 𝐒𝐂𝐎𝐋𝐀𝐈𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔-𝟐𝟎𝟐𝟕 ! 📚

𝐋𝐞 𝐍𝐢𝐝 𝐝'𝐎𝐢𝐬𝐞𝐚𝐮, votre Ecole Privée francophone avec initiation à l'anglais, prépare déjà la rentrée! 🎒

​Rejoignez un environnement d’apprentissage actif où l’enfant manipule, expérimente et participe à des ateliers stimulants et des activités ludiques. 🧩🔬

​🏫 Nous accueillons vos enfants du PRÉSCOLAIRE au PRIMAIRE, dans un cadre bienveillant et moderne.

​👉 Inscrivez vos enfants dès maintenant et retrouvez-nous au bureau :
🗓 Du Lundi au Vendredi
🕖 De 08h à 12h

📍 Adresse : Mangarivotra - Moramanga (Près du tobin'ny sinoa)
​📞 Contact : 038.12.556.17
💻 Facebook : École Privée Le Nid d'Oiseau

​"𝑮𝒓𝒂𝒏𝒅𝒊𝒓 𝒆𝒏𝒔𝒆𝒎𝒃𝒍𝒆, 𝒔'𝒆𝒏𝒗𝒐𝒍𝒆𝒓 𝒑𝒍𝒖𝒔 𝒉𝒂𝒖𝒕." 🕊

Vibe Radio Moramanga 101Mhz

Inscriptions ouvertes pour l’Année Universitaire 2026-2027 à l’Oniversity fjkm RAVELOJAONA Moramanga ! Nous sommes ravis...
02/08/2026

Inscriptions ouvertes pour l’Année Universitaire 2026-2027 à l’Oniversity fjkm RAVELOJAONA Moramanga !
Nous sommes ravis de vous annoncer l’ouverture des inscriptions pour l’année universitaire 2026-2027 à l’Oniversity fjkm RAVELOJAONA Moramanga !
💼 Nos Formations Académiques : Notre institution est fière de proposer des programmes académiques solides dans les domaines suivants :
Sciences de Gestion : Formez-vous aux compétences clés pour exceller dans le monde des affaires.
Droit : Acquérez des connaissances juridiques qui vous prépareront à des carrières enrichissantes.
Sciences Agronomiques : Développez des solutions innovantes pour relever les défis agricoles d’aujourd’hui.
🌟 En Complément : Formations en Langues étrangères ! En collaboration avec le LPC (Language Professional Center), nous vous offrons également la possibilité d’apprendre :
Langue Anglaise : Maîtrisez l’anglais, essentiel pour la communication internationale et l’évolution de votre carrière.
Langue Chinoise : Ouvrez-vous à de nouvelles perspectives en apprenant le mandarin, une langue de plus en plus recherchée sur le marché du travail.
🗓️ À noter : Les formations en langue Anglaise et Chinoise sont des formations ponctuelles qui commenceront ce mois de juillet. Les places sont limitées, et la demande sera forte. Inscrivez-vous dès maintenant pour garantir votre avenir et faire partie d’une communauté académique dynamique et innovante.
Pour plus d’informations sur les modalités d’inscription et les programmes proposés, n’hésitez pas à nous contacter directement au 034 98 344 02 ou 034 49 932 48
Rejoignez-nous à l’Oniversity fjkm RAVELOJAONA Moramanga et soyer inspirer par nos valeurs EN CHRIST

Oniversity Fjkm Ravelojaona Moramanga -Onifra SP 24

Pythagore Academy Moramanga 🎓 Tongava maro amin'ny "2ème Salon de l'Étudiant – Portes Ouvertes 2026" karakarain'ny PYTHA...
28/07/2026

Pythagore Academy Moramanga

🎓 Tongava maro amin'ny "2ème Salon de l'Étudiant – Portes Ouvertes 2026" karakarain'ny PYTHAGORE ACADEMY MORAMANGA!

👉Mitady sekoly hanampy anao hanorina ny hoavinao ve ianao? Ity no fotoana hahafantaranao bebe kokoa ny PYTHAGORE ACADEMY MORAMANGA sy ireo lalam-piofanana atolony.

📅 Sabotsy 01 Aogositra 2026🕣 Manomboka amin'ny 08:30 maraina
📍 TATOO BOX Moramanga

👉Mandritra ity hetsika ity dia afaka:
👉Mahafantatra ireo fiofanana sy lalam-pianarana misy;
👉Miresaka mivantana amin'ireo mpampianatra sy mpianatra;
👉Mahazo fanazavana momba ny fiainan'ny sekoly sy ireo fahafahana miandry;
👉Mahazo aingam-panahy avy amin'ireo tetikasa sy fijoroana vavolombelona.

✨ Safidio anio ny lalana hanorenana ny hoavinao rahampitso!
Tongava maro miaraka amin'ny ray aman-dreny sy namana. Miandry anao izahay!

☎️038.97.134.15
Vibe Radio Moramanga 101Mhz

SEKOLY AMBARATONGA FAHAROA TSY MIANKINA LA DAUPHINELLE15 taona nijoroana ho mariky ny kalitaon'ny fanabeazana eto Ankazo...
20/07/2026

SEKOLY AMBARATONGA FAHAROA TSY MIANKINA LA DAUPHINELLE
15 taona nijoroana ho mariky ny kalitaon'ny fanabeazana eto Ankazobe!

📚 Fanamafisana ny teny frantsay
🌍 Fampidirana ny teny anglisy

Tombony omenay
✅ 15 taona niainana sy traikefa eo amin'ny fanabeazana.
✅ Toerana milamina sy azo antoka.
✅ Misy trano fisakafoanan'ny mpianatra.
✅ Hetsika fanampiny (Zumba, Mozika, sns.).

📢 Misokatra izao ny fisoratana anarana!
Voafetra ny toerana ka aza tara.

Safidio ny Sekoly La Dauphinelle mba hanomezana ny zanakao fanabeazana manara-penitra sy tontolo ahafahany mivoatra sy mahomby.

🎁 Tolotra manokana:
Ny 40 voalohany misoratra anarana dia hahazo fihenam-bidy lehibe amin'ny kojakojam-pianarana.

📅 Fidirana an-tsekoly: 16 Septambra 2026
📍 Birao: 100 metatra manoloana ny EPP Ankazobe
📞 Antsoy: 034 67 765 48

La Dauphinelle – Sekoly manomana ny fahombiazan'ny zanakao!

Vibe Radio Moramanga 101Mhz
École Privée " La Dauphinelle" Moramanga

Address

Antanamandroso-Est, Près Sapanana Lorgan, Lot B319 Bis
Moramanga
514

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Telephone

+261346762749

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vibe Radio Moramanga 101Mhz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vibe Radio Moramanga 101Mhz:

Shortcuts

Share

Category