Sarobidy Kely

Sarobidy Kely 💙N'abandonne pas, fais confiance au destin. Un changement positif va arriver dans ta vie♥️

✨✨✨✨
14/06/2024

✨✨✨✨

Antsoy aho dia ho valiako ianao♥️
19/04/2024

Antsoy aho dia ho valiako ianao♥️

13/04/2024

MIVAVAHA na mandiso fanantenana anao aza ny fiainana
MIVAVAHA fa tsy handiso fanantenana anao ANDRIAMANITRA

13/04/2024

98633924083743

🍀Na amin'ny mora na amin'ny sarotra dia eo fona Izy🙏❤️❤️
12/04/2024

🍀Na amin'ny mora na amin'ny sarotra dia eo fona Izy🙏❤️❤️

11/04/2024

Matokisa ny tenanao fa mahavita lavitra noho ny eritreretinao ianao

MAHAIZA MANKAFY FIAINANA. ❤️Miasà mafy, mianara mafy, milofosa mafy ary miezaha mafy. Kanefa aza adino ny maka maminy am...
10/04/2024

MAHAIZA MANKAFY FIAINANA. ❤️

Miasà mafy, mianara mafy, milofosa mafy ary miezaha mafy.
Kanefa aza adino ny maka maminy amin’ny fiainana.

Foano manomboka androany ny fitenenana hoe “Ny fiainako mihitsy no efa tsy misy maminy intsony”, fa rehefa hainao ny mankafy an’io, de ho tsapanao fa tena mamy ny miaina.

Mahaiza mankasitraka ihany koa hoe mbola velon’aina sy salama soa aman-tsara, satria betsaka ireo mety miady mafy amin’ny tsy fahasalamana.

Mangalà fotoana kely na dia iray ao anatin’ny fito andro aza, mba ho an’ny tenanao. 😘
👉Indrana

10/04/2024
🙏❤️Mirary fahombiazana hatrany❤️🙏
02/04/2024

🙏❤️Mirary fahombiazana hatrany❤️🙏

Address

Andakabe
Morondava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sarobidy Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share