28/01/2025
#๐๐๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ฆ๐๐จ ๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐ ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐ ๐๐ญ๐ฒ #๐๐๐ซ๐ข๐ค๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ก๐๐๐๐ญ๐ฌ๐๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ค๐๐จ๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ซ๐ ๐ง๐จ๐ซ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐ข , ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ฆ๐๐จ ๐๐จ ๐๐๐ง๐ ๐๐ซ, ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฏ๐๐ซ๐๐ญ๐ซ'๐ข ๐๐๐ซ๐จ๐. 162 tapitrisa taonina ny entam-barotra nandalo tao, ary 9,6 tapitrisa ny kaontenera EVP (รquivalent vingt pieds), tamin'ny 2023.
๐ฉ Eo amin'ny laharana faha-19 amin'ireo seranantsambo manerantany no misy an'i Tanger Med. Velarantany 1000 ha no misy ny seranantsambo ary 3000 ha kosa ny d' , izay misy orinasa 1300 isa, ahitana indostria momba ny fiara, lamba, fitaovana, fanodinana sakafo avy amin'ny fambolena.
๐ฉ Ao amin'ny moa no misy ity seranantsambo goavana ity, izay 14km miala ny morontsirak'i Espagne. Afaka mampifandray seranantsambo mihoatra ny 180 isa amina firenena 70 eo i Tanger Med, noho izy eo amin'ny lalam-barotra an-dranomasina Atsinanana - Andrefana manelanelana an'i Azia, Eoropa ary Amerika Avaratra.