Ndao fantarina •

Ndao fantarina • 𝗡𝗱𝗮𝗌 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 󱢏
🄌🄞🅉🄰🅁🄰 🅂🅈 🄌🄰🄌-🄿🄰🄷🄰🄵🄰🄜🅃🄰🅃🅁🄰
🄵🄰🄷🄰🄻🄰🄻🄰🄜🄰 🅂🅈 🅅🄰🄟🅅🄰🄟

"𝑚𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒏𝒊𝒌𝒐 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒊𝒌𝒐 ,𝒏𝒚 𝒂𝒏'𝒏 𝒉𝒂𝒇𝒂 𝒌𝒐𝒂 𝒇𝒆𝒉𝒆𝒛𝒊𝒌𝒐"

🄰🅁🄰🄷🄟
🄷🄰🅃🅁🄰🄜🅈 🄜🅈 🄿🄎🄹🅈 👇🏌

🌀✚ 𝗛𝗬𝗣𝗡𝗢𝗊𝗘 👀🧠 Voaporofo ara-tsiansa ny HypnoseTsy angano, fa tena sady art no science izy ity. Ampiasaina amin’ny sehatr...
01/08/2025

🌀✚ 𝗛𝗬𝗣𝗡𝗢𝗊𝗘 👀
🧠 Voaporofo ara-tsiansa ny Hypnose
Tsy angano, fa tena sady art no science izy ity. Ampiasaina amin’ny sehatra maro sy samihafa izy:

🛋 1. Thérapie (Fitsaboana ara-tsaina)
Fanalefahana ahiana (anxiété) 😰

Fanafoanana fahatahorana tafahoatra (phobies) 😱

Fialàna amin’ny sigara 🚭 sy paraky

Famerenana fahatsiarovana efa nofafana tao an-tsaina 🧠💭

🏥 2. Médecine (Fitsaboana ara-batana)
Ampiasaina ho anesthésie complémentaire na solony amin'ny fandidiana madinika 💉

🎭 3. Hypnose de spectacle (Seho mampiala voly)
Ireo mahavariana hita amin’ny télé na an-tsehatra 😲🎩✚

🌙 Inona no mitranga ao an-tsaina?
Rehefa voahipnotisera, dia miditra amin’ny état iray eo anelanelan’ny torimaso 😎 sy fahatsiarovan-tena 😌 isika.
Ao anatin’io:

🔻 Mihena be ny fiasa ao amin’ny cortex préfrontal — ilay ampahany ao amin’ny atidoha manapa-kevitra sy mandinika.

➡ Vokany? Lasa moramora manaiky na mandray zavatra tsy voadinika tsara ilay olona = befanaiky 🌀

📌 Ohatra hita amin’ny fiainana
Efa niaina an’io angamba ianao:
💬 Somary rendremana dia misy miteny ianao, dia manaiky ho azy, nefa tsy tena nandinika. Izay ilay hypnose mitranga an-daniny!

🔑 Ahoana no ahafahanao manohy olona?
Tsy maintsy manaiky aloha ilay olona.

Mila fomba malefaka: feo, fihetsika, fijery, na illusion optique. 👁‍🗚🗣🀲

🙏 Mampiasa azy ve isika tsy fantatra akory?
Eny. Misy olona rehefa mampivavaka, dia moramora ampidirana ao amin’ilay état hypnotique ny rehetra manatrika.
➡ Lasa maotina ny fanohitra, manaraka ho azy.

⚠ Tandremo!
Ny hypnose dia tsy kilalao.
🧠 Zavatra saropady sy tena mila ianarana izy io.
❌ Sao mahita amin’ny télé dia anaovana test ny zandrinao!

✅ Fehiny
Ny hypnose dia:

🔬 Siansa voaporofo

🎚 Zavakanto ianarana

💡 Manampy amin’ny fahasalamana sy fifehezana tena

🚫 Tsy azo atao amin’ny fomba tsy am-piheverana

🌀 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗩𝗘 𝗛𝗢𝗘 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗛𝗢𝗘 𝗛𝗬𝗣𝗡𝗢𝗧𝗜𝗊𝗠𝗘 (𝗛𝘆𝗜𝗻𝗌𝘀𝗲)?🀔𝗧𝘀𝘆 𝗧𝗌𝗿𝗶𝗺𝗮𝘀𝗌 𝗮𝗞𝗌𝗿𝘆. ❌ 𝗧𝘀𝘆 “𝗠𝗮𝗎𝗶𝗲” 𝗞𝗌𝗮. 🎩⚡𝗙𝗮 𝗙𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 ...
01/08/2025

🌀 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗩𝗘 𝗛𝗢𝗘 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗛𝗢𝗘 𝗛𝗬𝗣𝗡𝗢𝗧𝗜𝗊𝗠𝗘 (𝗛𝘆𝗜𝗻𝗌𝘀𝗲)?🀔
𝗧𝘀𝘆 𝗧𝗌𝗿𝗶𝗺𝗮𝘀𝗌 𝗮𝗞𝗌𝗿𝘆. ❌ 𝗧𝘀𝘆 “𝗠𝗮𝗎𝗶𝗲” 𝗞𝗌𝗮. 🎩
⚡𝗙𝗮 𝗙𝗌𝗺𝗯𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗩𝗌𝗮𝗜𝗌𝗿𝗌𝗳𝗌 𝗛𝗮𝗻𝗮𝗺𝗜𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗌 𝗛𝗮𝗻𝗌𝘃𝗮 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗌 𝗔𝘃𝘆 𝗔𝗌 𝗔𝗻𝗮𝘁𝘆 𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮𝗌 𝗠𝗶𝗵𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆🧠
Hazavaiko amin'ny publication rahariva ny mahakasika an'io ✍🏌

🛥⛵𝗥𝗩 𝗙𝗟𝗜𝗣 :𝗡𝘆 𝗔𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗊𝗮𝗺𝗯𝗌 𝗶𝘁𝘆 ,𝗔𝗿𝘆 𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗿𝘆 𝗻𝗌 𝗊𝗮𝗺𝗯𝗌 𝗔𝗳𝗮𝗞𝗮 𝗊𝗮𝗱𝘆 𝗠𝗶𝘁𝘀𝗶𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗌 𝗠𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗎𝗮𝗻𝗮 𝗘𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗜𝗌𝘃𝗌𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗌𝗺𝗮𝘀𝗌....
01/08/2025

🛥⛵𝗥𝗩 𝗙𝗟𝗜𝗣 :𝗡𝘆 𝗔𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗊𝗮𝗺𝗯𝗌 𝗶𝘁𝘆 ,𝗔𝗿𝘆 𝗶𝘇𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗿𝘆 𝗻𝗌 𝗊𝗮𝗺𝗯𝗌 𝗔𝗳𝗮𝗞𝗮 𝗊𝗮𝗱𝘆 𝗠𝗶𝘁𝘀𝗶𝘃𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗌 𝗠𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗎𝗮𝗻𝗮 𝗘𝗻𝘆 𝗔𝗺𝗜𝗌𝘃𝗌𝗮𝗻-𝗱𝗿𝗮𝗻𝗌𝗺𝗮𝘀𝗌.

Izy no vokatra siantifika sy injeniera mihoatra ny saina, ary nandravaka tantaran'ny siansa an-dranomasina nandritra ny 60 taona! 🔬📈

💡 Nanampy tamin’ny fikarohana siantifika lehibe manerana ny ranomasina:

🔊 Fipariahan’ny feo ambanin’ny rano (akÃŽstika, sonar, biby anaty rano)

🌬 Fifandraisan’ny rivotra sy ranomasina

🌡 Fanaraha-maso ny fiakaran’ny hafanana sy ny fiovan’ny toetr’andro

🌊 Fanadihadiana momba ny onja sy angovo ao anaty rano

Na dia teo amin’ny ranomasina lalina sy mifofo aza... dia tsy nihetsika mihitsy izy! 🔥

⚙➡ Lava 108 metatra, tsy misy motera (taritina amin’ny sambo hafa)
➡ Rano atao ballast, dia mivadika ho mitsangana amin'ny rano
➡ Ao anatiny? Fanaka, latabatra, seza, efitra fatoriana
 miova zoro! 🔄

💯 Mitsangana tanteraka izy, ka miasa toy ny tilikambo marin-dranomasina!
➡ Tsy misy fanelingelenan’onja, tsy misy fikorontanana!

🛑 Saika foanana... fa voavonjy 😍
Tamin’ny 2023, nokasaina hotopazana tany Meksika ilay sambo. 😢
FA... 💥 orinasa britanika DEEP no nanavotra azy tao anatin’ny 48 ora!

Ankehitriny, eo am-panarenana izy any Frantsa 🇫🇷 ary kasaina hiverina hiasa amin’ny 2026 ho an’ny:
🔵 Siansa lalina
🔵 Fanabeazana
🔵 Tetikasa ambanin’ny ranomasina sy “habaka vaovao” 🌐

💬 Raha sambo rehetra mandeha
 ny FLIP mihodina! 😎
FLIP dia tsy sambo fotsiny, fa:
🚀 Zava-kanto ara-injeniera
🔬 Laboratoara mitsingevana
⚓ Zavatra manaitra, manan-tantara, ary mbola hiaina indray!

🌟 𝗠𝗘𝗧𝗔 𝘀𝗘𝗠𝗚 -𝗥𝗗 : 𝗠𝗶𝗳𝗲𝗵𝘆 𝗊𝗌𝗹𝗌𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 (𝗢𝗥𝗗𝗜𝗡𝗔𝗧𝗘𝗚𝗥) 𝗔𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗔𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗞𝗮! 🀯🖐🚀 Tonga ny teknolojia vaovao avy amin'i ...
01/08/2025

🌟 𝗠𝗘𝗧𝗔 𝘀𝗘𝗠𝗚 -𝗥𝗗 : 𝗠𝗶𝗳𝗲𝗵𝘆 𝗊𝗌𝗹𝗌𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 (𝗢𝗥𝗗𝗜𝗡𝗔𝗧𝗘𝗚𝗥) 𝗔𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗔𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗞𝗮! 🀯🖐

🚀 Tonga ny teknolojia vaovao avy amin'i : saron-tanana manan-tsaina antsoina hoe sEMG-RD, ahafahanao mifehy solosaina sy amin'ny fihetsiky ny tananao fotsiny – tsy ilàna souri, clavier, na efijery mihitsy! 😲

🔍⚡ Mamaky famantarana elektrika kely avy amin'ny hozatra eny amin’ny sandrinao sy ranjonao
💡 Avadika ho baiko nomerika ireo famantarana ireo: afaka manokatra apps, mitety efijery, na manoratra amin’ny rivotra fotsiny ianao
🧠 Efa niofana tamin’ny angon-drakitra an’arivony – tsy mila fikarakarana manokana ny fametrahana azy
🔮 Mahatsikaritra mialoha ny fikasanao hihetsika – tena ilaina ho an'ny olona manana fahasembanana amin’ny fivezivezena

👓 Efa nampifandray azy amin'ny Orion i , ary andrasana hampidirina amin’ireo vokatra manaraka!

✅ Tombony lehibe:

Fanamoràna ny fiainana andavanandro 😌

Fidirana mora amin’ny tontolo nomerika ho an’ny rehetra ♿

Fampifangaroana tonga lafatra ny AI, AR, ary ny herin’ny vatanao manokana 🀖💪
Araho hatrany ny pejy ✍🏌
👈🏌

🔍 𝗡𝗱𝗮𝗌 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗺𝗜𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮 𝗞𝗲𝗹𝘆 𝗲!Manontany aho ho anareo mpanaraka mahafinaritra:👉 Inona amin’ireto no tena mahaliana anao?✹ 𝗊𝗜...
31/07/2025

🔍 𝗡𝗱𝗮𝗌 𝗵𝗶𝗳𝗮𝗺𝗜𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮 𝗞𝗲𝗹𝘆 𝗲!
Manontany aho ho anareo mpanaraka mahafinaritra:

👉 Inona amin’ireto no tena mahaliana anao?

✹ 𝗊𝗜𝗶𝗿𝗶𝘁𝘂𝗲𝗹 – Fahendrena, finoana, fandalinana ara-panahy

🔬 𝗊𝗰𝗶𝗲𝗻𝗰𝗲𝘀 – Siansa sy zava-baovao momba ny tontolo iainana

💻𝗧𝗲𝗰𝗵𝗻𝗌𝗹𝗌𝗎𝗶𝗲 – Vaovao farany sy fandrosoana ara-teknolojia

👇 Avelao ao amin'ny commentaire ny valinteninao!

🙏 Misaotra anareo rehetra, fa ianareo no mampiray sy manome aina an'ity pejy ity! ❀

🔮𝗩𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘 𝗔𝗊𝗧𝗥𝗔𝗟?✹ “Mety hiala amin’ny vatanao ve ianao ka ho afaka mitety izao tontolo izao?”Ny Voyage Astral na dia ara-...
31/07/2025

🔮𝗩𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘 𝗔𝗊𝗧𝗥𝗔𝗟?
✹ “Mety hiala amin’ny vatanao ve ianao ka ho afaka mitety izao tontolo izao?”

Ny Voyage Astral na dia ara-panahy ivelan’ny vatana dia traikefa manokana ahafahan’ny fanahy miala vetivety amin’ny vatana ara-nofo ary mitety toerana hafa – ety an-tany, any amin’ny tontolo ara-panahy, na any amin’ny lanitra mihitsy aza.

Rehefa manao voyage astral ianao, dia mifindra amin’ny vatana astral ny fahatsiarovan-tena, nefa mbola mifamatotra amin’ny vatana ara-nofo amin’ny alalan’ilay antsoina hoe cordon d'argent 🪢 – ilay tady volafotsy manjavona mampifandray sy miaro.

🪢 INONA MARINA ILAY “CORDON D’ARGENT”?
➡ Izy io dia tady ara-panahy manjavona mampifandray ny vatana astral sy ny vatana ara-nofo.
🔗 Mitovy amin’ny “lifeline” rehefa manao fanatanjahantena mahery vaika: tsy tapaka, tsy voakosoka, ary miaro anao mandritra ny dia.

📌 Asa sy andraikiny:

Miantoka fiverenana soa aman-tsara

Mampita angovo sy fahatsiarovan-tena

Mamerina anao amin'ny vatanao raha misy loza na fisavoritahana

‌ Tsy tapaka mihitsy izany raha tsy amin'ny fahafatesana ara-batana.

🧘 AHOANA NO HANAZARANA VOYAGE ASTRAL?
Raha te hanandrana dia mila:

😌 Fialan-tsasatra lalina (relaxation extrême)

🧠 Fanazaran-tena amin’ny sary an-tsaina (visualisation)

🪜 Technique du corde – sary an-tsaina hoe misambotra tady sy miakatra

⚡ Vibration state – fahatsapana hery mivezivezy alohan’ny hisintomana hiala amin’ny vatana

✅ Zava-dehibe:
– Fatoriana ampy 🛌
– Fifehezana saina sy tahotra 🧘
– Fanaovana fiarovana ara-panahy 🔮

⚠ Na dia mahafinaritra aza, tsy azo atao tsirambina:

🚫 Mety hiteraka:

Fahaverezan-tsaina sy orientation 😵

Fisokafan’ny saina amin’ny hery ratsy 🕞

Fikorontanan-tsaina raha tsy arahana fepetra ara-panahy

💡 Manoro hevitra izahay:
– Mianara miaraka amin’ny mpitari-dalana ara-panahy
– Ataovy miaraka amin’ny fomba fiarovana sy meditation madio

🌠 Ny voyage astral dia afaka mitondra:
💫 Fahalalana ara-panahy
🌌 Fahafahana mitety tontolo hafa

🌌✚ 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗛𝗢𝗘 “𝗩𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘 𝗔𝗊𝗧𝗥𝗔𝗟”? ✚🌌Efa nieritreritra ve ianao hoe inona no mitranga rehefa miala vetivety am...
31/07/2025

🌌✚ 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗛𝗢𝗘 “𝗩𝗢𝗬𝗔𝗚𝗘 𝗔𝗊𝗧𝗥𝗔𝗟”? ✚🌌

Efa nieritreritra ve ianao hoe inona no mitranga rehefa miala vetivety amin’ny vatana ny fanahy? 🧘‍♀💫

Ao anaty fahanginana lalina, 😶
sy fahatsapana manjavona, 🕊
no iainana ilay dia mistery sarotra hazavaina... 🌠🔮

Fotoana fohy fotsiny... dia afaka mahita, mahatsapa, ary mandia tontolo hafa ianao. ✚🌙

Publication rehefa aveo ✍🏌

🚶‍♂ 𝗜𝗿𝗲𝗌 𝗌𝗹𝗌𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝗔𝗻-𝘁𝗌𝗻𝗎𝗌𝘁𝗿𝗮 𝗟𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 !? 🌍Amin’ny tantaran’ny olombelona, dia misy ireo olona vit...
31/07/2025

🚶‍♂ 𝗜𝗿𝗲𝗌 𝗌𝗹𝗌𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗲𝗵𝗮 𝗔𝗻-𝘁𝗌𝗻𝗎𝗌𝘁𝗿𝗮 𝗟𝗮𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗜𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 !? 🌍
Amin’ny tantaran’ny olombelona, dia misy ireo olona vitsy an-tanana naneho hery sy faharetana mihoatra ny mahazatra – nanao dia lavitra an-tongotra mihoatra noho ny eritreritra. Fa iza marina no mahery indrindra tamin’izany?

🌟 1. George Meegan – Lehilahy Nitety Kaontinenta An-tongotra
George Meegan no lehilahy nandray an-tanana ny ady lehibe indrindra tamin’ny dia an-tongotra. Nanomboka avy any Tierra del Fuego, amin’ny faritra atsimon’i Amerika Atsimo, ka hatrany Barrow, Alaska, amin’ny faritra avaratra indrindra any Amerika Avaratra.

📍 Lalana: 30,608 km (19,019 miles)

⏱ Fotoana: 6 taona (1977 – 1983)

🌎 Firenena nolalovany: 14

🏅 Zava-bita: Nanao ny dia an-tongotra lava indrindra mitohy tsy nisy fanelingelenana amin’ny fiara na fiaramanidina

Izy no voalaza fa "Lehilahy nandeha an-tongotra lavitra indrindra amin’ny dia mitohy eto an-tany".

🌟 2. Ffyona Campbell – Ilay Vehivavy Nandresy An-tany Tamin’ny Tongony
Raha mitady herim-po sy tanjaka amin’ny maha-vehivavy dia tsy azo adinoina i Ffyona Campbell. Izy no vehivavy voalohany nahavita nitety izao tontolo izao an-tongotra.

📍 Lalana: 32,000 km mahery

⏱ Fotoana: 11 taona (1983 – 1994)

🌍 Firenena nolalovany: Angletera, Etazonia, Aostralia, Afrika


🔁Rehefa nisy ampahany tsy vitany an-tongotra tany Afrika, dia niverina nandeha an-tongotra izy taty aoriana mba hahazoany marimarina ny zava-bitany.

Izy no vehivavy nahavita dia an-tongotra lavitra indrindra eran-tany hatreto.

Ireny dia ireo mahery fo tsy fantatra anarana, fa mendrika hoderaina ihany koa.

🔚 Na lehilahy, na vehivavy, dia mampiseho amintsika ireto olona ireto fa tsy misy fetra amin’ny fahaiza-manao sy faharetan’ny olombelona. Ny tongotra, raha ampiasaina amin’ny tanjona sy faniriana lalina, dia afaka mitondra antsika lavitra noho izay noeritreretina.

“Ny faharetana no lakilen’ny halaviran-dalana.”

🌵𝗜𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗌 𝗞𝗌𝗮 𝘃𝗲 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻'𝗶𝘁𝗌 𝗹𝗲𝘀𝗌𝗻𝗮 𝗶𝘁𝗌 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗜𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗌𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗯𝗌𝗹𝗮 𝗣𝗿𝗶𝗺𝗮𝗶𝗿𝗲😅
30/07/2025

🌵𝗜𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗌 𝗞𝗌𝗮 𝘃𝗲 𝗻𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻'𝗶𝘁𝗌 𝗹𝗲𝘀𝗌𝗻𝗮 𝗶𝘁𝗌 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗜𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗌𝗻'𝗻𝘆 𝗺𝗯𝗌𝗹𝗮 𝗣𝗿𝗶𝗺𝗮𝗶𝗿𝗲😅

🕊🪔𝗥𝗘𝗜𝗡𝗖𝗔𝗥𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡⚰🏺𝗱𝗶𝗮 𝗙𝗶𝘃𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆 @ 𝗩𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗩𝗮𝗌𝘃𝗮𝗌 𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗔𝘃𝘆 𝗠𝗮𝘁𝘆.Tsy hoe vita ny dia rehefa maty ianao, fa man...
30/07/2025

🕊🪔𝗥𝗘𝗜𝗡𝗖𝗔𝗥𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡⚰🏺𝗱𝗶𝗮 𝗙𝗶𝘃𝗲𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗵𝘆 @ 𝗩𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗩𝗮𝗌𝘃𝗮𝗌 𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗔𝘃𝘆 𝗠𝗮𝘁𝘆.
Tsy hoe vita ny dia rehefa maty ianao, fa manomboka indray amin’ny endrika vaovao... 💫

Ny réincarnation dia finoana fa rehefa maty ny olona, dia tsy maty ny fanahiny, fa miverina miaina indray amin’ny vatana hafa. Izany vatana vaovao izany dia mety ho olona, biby, na zavaboary hafa, arakaraka ny fomba fiainany teo aloha.

➡ Rehefa maty ny vatana, tsy maty ny fanahy
➡ Mety ho olona hafa, biby, na zavaboary hafa ianao amin'ny fiainana manaraka
➡ Ny fihetsikao sy toetranao ankehitriny no mamaritra izay endrika hiverenanao 🔁 (Karma)

Réincarnation dia avy amin’ny teny latina:

"re" = indray,

"incarnare" = miditra amin’ny nofo.
Noho izany, réincarnation dia midika hoe fiverenana amin’ny nofo, na fiverenan’ny fanahy amin’ny vatana vaovao rehefa maty ny vatana taloha.

Ny olombelona dia ahitana fanahy sy vatana.

Raha maty ny olona, dia foana ny vatana, nefa mitohy kosa ny fanahy.

Rehefa tonga ny fotoana sahaza, dia mety hiditra vatana hafa ilay fanahy, amin’ny endrika zaza vao teraka na zavaboary hafa (araka ny finoana).

Miankina amin’ny fomba fiainana taloha ny toetran’ny fiainana manaraka (karma).

🌱 Raha tsara fiainana ianao ankehitriny...
👉 Mety hiverina amin’ny fiainana tsara kokoa
💔 Raha feno ratsy... mety hiverina amin’ny endrika sarotra sy fijaliana

🎯
Misy zaza mahafantatra zava-misy tsy mbola niainany.

Misy olona manana talenta miavaka tsy nianarana akory.

Misy fahatsiarovana, tahotra, na nofinofy mahagaga, heverina fa avy amin’ny fiainana taloha.

🇲🇬 Ary eto Madagasikara?
🌀 Ao amin’ny kolontsaina Malagasy, na dia tsy "réincarnation" amin’ny anarana aza, dia mino isika fa tsy tapitra amin’ny fahafatesana ny fanahy.
➡ Mbola miaina amin’ny fianakaviana sy taranaka ny razana.
➡ Mety hiseho amin’ny nofy, zaza, na tranga hafa mihitsy aza!

🧘‍♂ Mety efa nisy nahatsapa fa toy ny efa niaina zavatra iray? 🔥👇

🧧🪔𝗥𝗘𝗜𝗡𝗖𝗔𝗥𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡⚰🏺🔮🌀 Mety ho efa niaina ve ianao talohan’izao fiainanao izao?💭 Efa nisy fotoana ve nahatsapanao hoe:➡ “...
30/07/2025

🧧🪔𝗥𝗘𝗜𝗡𝗖𝗔𝗥𝗡𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡⚰🏺
🔮🌀 Mety ho efa niaina ve ianao talohan’izao fiainanao izao?
💭 Efa nisy fotoana ve nahatsapanao hoe:
➡ “Toa efa nahita an’io toerana io aho
”
➡ “Toa efa nihaona taminy aho, nefa tsy fantatro hoe aiza
”
Mety tsy kisendrasendra izany
 😮

🌀 Misy zavatra lalina kokoa noho ny hita maso.
⏳ Réincarnation...Hazavaiko amin'ny publication rahariva ny mahakasika anin'zany raha mbola betsaka ny tsy mahalala .

🎉 20𝗞 𝗙𝗌𝗹𝗹𝗌𝘄𝗲𝗿𝘀!Misaotra amin'ny fitiavana, ny fanehoan-kevitra, ny fizarana, ary ny fandraisana anjara rehetra. Ianareo...
30/07/2025

🎉 20𝗞 𝗙𝗌𝗹𝗹𝗌𝘄𝗲𝗿𝘀!Misaotra amin'ny fitiavana, ny fanehoan-kevitra, ny fizarana, ary ny fandraisana anjara rehetra. Ianareo no antony itohizan'ny pejy, ary manome aingam-panahy ahy hitondra votoaty tsara kokoa hatrany.

Tonga amin’ity dingana manan-danja ity isika androany — 20,000 ny mpanaraka ny pejy! 😍 Tsy afaka tonga amin’izao raha tsy noho ianareo rehetra izay manohana sy manaraka hatrany.

👉 Aza misalasala mizara hevitra, soso-kevitra, na faniriana. Mbola ho lavitra kokoa isika miaraka!

Misaotra indrindra, miaraka hatrany isika! ❀

Address

Antananarivo
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao fantarina • posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share