MISS Salouva SOFIA Madagascar

MISS Salouva SOFIA Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MISS Salouva SOFIA Madagascar, Digital creator, Port-Bergé.

27/09/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Tsialo Adèle, Tymc Chris, Andriamanjakalahy Judicio Ali Charif, Murïelle Jhennie, Tina Florette, Assad Assad, Andreas Nomenjanahary, Richardson Florian Jaosanta, Jeannie Rasoanary, Jul Da, Idriss Marie

Misaotra atsika rehetra vahoakan'i BEFANDRIANA AVARATRA fa tontosa soamantsara ny casting izay nokarakaraina.   Mankasit...
05/07/2025

Misaotra atsika rehetra vahoakan'i BEFANDRIANA AVARATRA fa tontosa soamantsara ny casting izay nokarakaraina.
Mankasitraka ny fikambanam-behivavy ihany koa izay nandray anjara feno tamin'ny fanomanana.
Misaotra manokana an'i Madame Jou Anic tamin'ny fiandraiketana ny casting.
Ho tanterintsika eto ihany ireo sary sy video mahakasika izany.

Tanterahina androany amin'ny 8 ora alina ny "casting Miss salouva " Befandriana avaratra.      Tongava maro hanohana ny ...
04/07/2025

Tanterahina androany amin'ny 8 ora alina ny "casting Miss salouva " Befandriana avaratra.
Tongava maro hanohana ny kandidatsika izay ho solontenantsika rehetra.
Mbola misy ny invitation sy billet fa aza tara.

Tontosa soamantsara ny casting  salouva madagascar  teto amin'ny Distrikan'ny Mampikony .Voahosotra hisolo Tena ny Tanan...
22/06/2025

Tontosa soamantsara ny casting salouva madagascar teto amin'ny Distrikan'ny Mampikony .
Voahosotra hisolo Tena ny Tananan'ny Mampikony I Ramatoa .
Ireo telo voalohany kosa Dia hiatrika ny fifaninana MISS salouva 2025 izay andiany fahatelo hatao ato Mampikony ihany.
Ho tanterina eto ihany moa ny tohiny fifanintsanana hoan'ny distrika (6) sisa.
Mankasitraka ny ekipan'ny Morning Star nikarakara ny fifaninana.
Mirary soa e!

14/06/2025

Sublime salovagna!

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Jeannie Rasoanary, Christiana Tymc, Andriamanjakalahy Judicio Ali Charif,...
14/06/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Jeannie Rasoanary, Christiana Tymc, Andriamanjakalahy Judicio Ali Charif, Murïelle Jhennie, Tina Florette, Assad Assad, Andreas Nomenjanahary, Richardson Florian Jaosanta, Jul Da, Idriss Marie

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

CASTING MAMPIKONYAndroany no ho tanterahina eto Mampikony ny dingana famaranana hoan'izay hisolo tena ny Distrikan'ny Ma...
14/06/2025

CASTING MAMPIKONY
Androany no ho tanterahina eto Mampikony ny dingana famaranana hoan'izay hisolo tena ny Distrikan'ny Mampikony iray manontolo .
Aza adino ary ny fotoantsika androany.
Tohano ireo kandidantsika!
The Morning star ny mpikarakara .
Ho tanterintsika tsikelikely eto ireo Andriambavilanitra mpifaninana.
Tratro Sofia Mampikony
Sdsp Mampikony
fans
Conseillers Commune Mampikony

Black-Marca Jean Lys
Ispara Mampikony
Sur Prise Gifts MPk
Asoréah Royalicky Razafiarisoa

Mandritsara29 juin 2025 ny hanaovana ny casting Miss salouva 2025.Tongava misoratra anarana ao amin'ny Madame Cynthia Et...
29/05/2025

Mandritsara
29 juin 2025 ny hanaovana ny casting Miss salouva 2025.
Tongava misoratra anarana ao amin'ny Madame Cynthia Ethelah Razanadrasoa.
Aza tara fa raha io ai

28/05/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Christiana Tymc, Andriamanjakalahy Judicio Ali Charif, Murïelle Jhennie, Tina Florette, Assad Assad, Andreas Nomenjanahary, Richardson Florian Jaosanta, Jeannie Rasoanary, Juliètte Rabénière, Idriss Marie

BEALANANAIIIeme Edition Miss salouva Madagascar Casting BEALANANADate: 28 juin 2025  Tongava misoratra anarana atsika ve...
28/05/2025

BEALANANA
IIIeme Edition Miss salouva Madagascar
Casting BEALANANA
Date: 28 juin 2025
Tongava misoratra anarana atsika vehivavy mba hampiakatra ambony ny lazany salovagna.

Boriziny oeeeee!Raikitra ny 3e Édition Aza adino tsarova ny daty ny casting eto amintsika ny 26 juillet 2025.   Tongava ...
28/05/2025

Boriziny oeeeee!
Raikitra ny 3e Édition
Aza adino tsarova ny daty ny casting eto amintsika ny 26 juillet 2025.
Tongava misoratra anarana mialoha atsika ai!

Address

Port-Bergé
419

Telephone

+261349705257

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MISS Salouva SOFIA Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share