Radio Vanille Sambava Officiel

Radio Vanille Sambava Officiel Une station radio ici a Sambava

🟢🟢 Lauréats CEPE 2026 🔵🔵 MIALA SASATRA NY "LAUREATS CEPE 2026"💲Ny zoma 31 aogositra 2026 alina no niainga ho any Nosy Be...
01/08/2026

🟢🟢 Lauréats CEPE 2026

🔵🔵 MIALA SASATRA NY "LAUREATS CEPE 2026"

💲Ny zoma 31 aogositra 2026 alina no niainga ho any Nosy Be Hell-Ville ireo ankizy 6 sangany indrindra tamin'ny fanadinam-panjakana CEPE tamin'ity taom-pianarana 2025-2026 ity, ka ny Ben'ny Tanàna Judicael Ramangalaza sy mpanara-maso miisa 3, anisan'izany ny solontenan'ny Ray Aman-dReny iray, no mameno ny delegasiona.

Vao tonga tao Ankify ny maraina, dia tonga dia niampita tao Nosy Komba nanao fitsidihana ireo zava-boahary sy nividy mari-pahatsiarovana.

Avy eo dia namonjy ny Nosy Tanikely, nitsidika ny valan-javaboahary an-tanety sy an-dranomasina ary ilay tilikambo fanilon-tsambo izay nahorina tamin'ny taona 1908 mialohan'ny fotoana nilomanosana sy nisakafoanana.

--------------------------------------

🔵Tontonsa somantsara ny jeux ☎️ telephonique nataon’naman’tsika Ediot Wixal miarak@ tsingy rouge sy  Yas Madagascar tato...
31/07/2026

🔵Tontonsa somantsara ny jeux ☎️ telephonique nataon’naman’tsika Ediot Wixal miarak@ tsingy rouge sy Yas Madagascar tato t@ Radio Vanille Sambava Officiel .

Maro ireo nandray anjary ary nahazo loka maro karazagna.

➡️➡️ Rendez vous dimanche 2 Aout Anjinjaomby Wixal birthday.

✅️Fière zahay équipe ny radio vanille Sambava satria Sortant tato izy ary tsy miala izy na aiza na aiza misy azy ary mitana slogan ny radio vanille izy @ raha jiaby ataony 《 Toujours plus loin , toujours plus fort》💪

🟢🟢🟢 ANDAPA  VAKY MATRANGY –2eme Edition ➡️➡️ Tontosa androany Zoma 31 Jolay 2026 ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy n...
31/07/2026

🟢🟢🟢 ANDAPA

VAKY MATRANGY –2eme Edition

➡️➡️ Tontosa androany Zoma 31 Jolay 2026 ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Festival “Vaky Matrangy” andiany faharoa tao amin’ny Distrikan’Andapa.

Nisokatra tamin’ny alalan’ny carnaval namakivaky ny tanàna ny hetsika, izay natao hampahafantarana sy hampirantiana ireo vokatra mampalaza ny faritra Andapa, sady manasongadina ny harena ara-kolontsaina sy ara-toekarena ao an-toerana.

31/07/2026
31/07/2026

En direct miaraka Ediot Wixal dans 2 minutes . Aza miala lavitry anao.

Hoan’izay nangataka!
30/07/2026

Hoan’izay nangataka!

Address

Rue Du Pont
Sambava
208

Opening Hours

Monday 06:00 - 22:00
Tuesday 06:00 - 22:00
Wednesday 06:00 - 22:00
Thursday 06:00 - 22:00
Friday 06:00 - 22:00
Saturday 06:00 - 22:00
Sunday 06:00 - 22:00

Telephone

+261324049201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Vanille Sambava Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Vanille Sambava Officiel:

Shortcuts

Share

Category