Ry Tovovavy

Ry Tovovavy Conseil et echange pour briser les stéreotypes genres et favorise le developpement des jeunes femmes

𝟖 𝐌𝐚𝐫𝐬 : 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐯𝐢𝐚𝐧-jo 𝐬𝐲 fizakan-tena 𝐡𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 tovovavy 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚Ny 8 mars dia tsy daty fotsiny, fa antso ...
05/03/2025

𝟖 𝐌𝐚𝐫𝐬 : 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐯𝐢𝐚𝐧-jo 𝐬𝐲 fizakan-tena 𝐡𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 tovovavy 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚

Ny 8 mars dia tsy daty fotsiny, fa antso ho amin’ny hetsika, fankalazana ny làlana efa nodiavin’ny viavy, ary fahatsiarovagna ireo ézaka mbola miambigny. Amin’ity taona ity, eo ambanin’ny loha-hevitra « 𝐅𝐢𝐭𝐨𝐯𝐢𝐚𝐧-jo 𝐬𝐲 fizakan-tena 𝐡𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 tovovavy 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 », dia hamafisintsika ny lanjan’ny fidirana amin’ny fiofanana arak’asa, mba hahafahan’ny tovovavy mijoro sy miaina amin’ny fahaleovantena ara-toekarena.

💬 Ho anareo tovovavy :
Manana fahaiza-manao sy fahafahana andre. Aza ambaila hisy hivolagna aminandre fa misy asa tsy tokony hataon’ny viavy. Ny tena fahafahana dia ny fahafahana misafidy ny hoavinao.

🤝 Ho an’ny fiarahamonina :
Alô tohanan-tsika ny tovovavy, ry anabavy ary namantsika hianatra sy hivoatra. Omeo azy ireo ny fahafahana hahomby amin’ny làlana fidiny.
Amin’izao Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy izao, hijoro atsika, hiezaka mba hisy fitoviana marina, ahafahan’ny vehivavy rehetra manjary matanjaka, afaka miaina sy mitantana ny hoaviny. 🌍✨

👉 Tovovavy anao ary te hiofana ? Mifandraisa aminay,avy ao amin’ny CENTRE DE FOEMATION PROFESSIONNELLE SAMBAVA dia hiaraka agnano dingana voalohany amin’ny hoavinao isika ! 💪
---------------------------------------------------------------------
𝟖 𝐌𝐚𝐫𝐬 : 𝐄́𝐠𝐚𝐥𝐢𝐭𝐞́ 𝐝𝐞𝐬 𝐝𝐫𝐨𝐢𝐭𝐬 𝐞𝐭 𝐚𝐮𝐭𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐭𝐨𝐮𝐭𝐞𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐟𝐞𝐦𝐦𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐟𝐢𝐥𝐥𝐞𝐬

Le 8 mars est bien plus qu’une date : c’est un appel à l’action, une célébration du chemin parcouru et un rappel des défis à relever. Cette année, sous le thème « Égalité des droits et autonomisation pour toutes les femmes et les filles », nous mettons en lumière un levier essentiel pour l’avenir : l’accès à la formation professionnelle pour garantir l’indépendance économique des jeunes filles.

💬 Aux jeunes filles :
Vous avez du potentiel, des talents, des ambitions. Ne laissez personne vous dire que certains métiers ne sont pas faits pour vous. La vraie liberté, c’est de pouvoir choisir son avenir.

🤝 À la société :
Encourageons nos filles, nos sœurs, nos amies à se former, à apprendre, à oser. Soutenons lès dans leur parcours et offrons leur les moyens de réussir.

En cette Journée Internationale des Droits des Femmes, engageons-nous pour une égalité réelle, où chaque femme et chaque fille a la possibilité de devenir autonome, indépendante et actrice de son propre destin. 🌍✨

👉 Tu es une jeune fille et tu veux te former ? Contacte LE CENTRE DE FORMATION PROFESSIONNELLE SAMBAVA et faisons ensemble le premier pas vers ton avenir ! 💪






Ry viavy namako raha mbola azo atao miasà fa efa sarotra ny fiainagna!Ry tanora zandriko jiaby , raha mbola vognony ny h...
19/02/2025

Ry viavy namako raha mbola azo atao miasà fa efa sarotra ny fiainagna!
Ry tanora zandriko jiaby , raha mbola vognony ny hampianatra i papa sy mama dia mianara! Mitadiava asa mahavelona vao manambady !
Am-pitiavana be.


03/01/2025
Ry tovovavy malala,Amin’ity voalohan-taogno 2025 ity, mirary anao zah mba hahita taogno feno fifaliagna, fahasalamagna, ...
01/01/2025

Ry tovovavy malala,

Amin’ity voalohan-taogno 2025 ity, mirary anao zah mba hahita taogno feno fifaliagna, fahasalamagna, ary fahombiazagna.
Ity toko vaovao ity dia fotoagna tsara indrindra hanohizanao ny fahatokisan-tegnanao sy ny nofinofinao.

Enga anie ny olagna jiaby hatrehinao hahatonga anao hianatra sy hivoatra, ary ny fandresena jiaby, na hely na be, ho loharanom-pireharegna ho anao.

Tsarova fa afaka magnatanteraka raha maventy anao, ary tsisy rah tsy possible kafa managna herim-po, faharetagna, ary toe-tsaina tsara.
Mino za fa ho taona miavaka ho anao ny taona 2025!
______________________________________

Chère Jeune fille ,

En ce début d’année 2025, je tiens à te souhaiter une année remplie de bonheur, de santé et de réussite.
YCe nouveau chapitre est une belle opportunité pour continuer à croire en toi et à te battre pour tes rêves.

Que chaque défi que tu rencontreras devienne une chance de grandir, et que chaque victoire, petite ou grande, soit une source de fierté.

Souviens-toi que tu es capable de grandes choses et que tout est possible avec du courage, de la persévérance et un esprit positif.
Je suis convaincue que 2025 sera une année exceptionnelle pour toi !




RossinaAtsika jiaby mety efa avy nahita tovovavy kara izy: tsara tarehy sy mahasarika maso ary mampagnara-maso kafa magn...
15/12/2024

Rossina

Atsika jiaby mety efa avy nahita tovovavy kara izy: tsara tarehy sy mahasarika maso ary mampagnara-maso kafa magnaraka lalambe. Nefa ao ambadiky ny tarehy mahafinaritra io, misy ra mampilefa!

Reni-mitaiza manokana, zaza 2 taona i Rossina, nandalo sendra maro izy. Kanefa izy nitraka fo ary feno tsikitsiky. Misy raha hely no mamboly korontana amin’ny andavanandrony: ka mampiravagna ny fagniriagnan’ireo lehilahy, tia azy ,kafa mahafantatra azy bebe kokoa.

Ka inona no olagna? Zava-miafina! Mety misy nagnao ody ratsy? Na ny vadiny taloha tsy mahafohy? Sa fofon-kelikika tsy mahafinaritra?

Ny tantaran’i Rossina dia mampahatsiahy antsika fa ny hatsarana dia mila fikarakarana vatana. Indraindray, raha hitan-tsika fa hely regny no mampiavaka atsika. Ery dadin-tsika dia nanana ny teknika nataony mba hahatsapana ho madio sy tsara tarehy mandritra ny tontolo andro:
- [x] miseky amin’ny rano misy na , na , no mangala iregny fofona amin’ny oditra
- [x] magôsotro alamo na tsôha, na carbonate, na jôfo amin’ny selîka no mangala fofon-tselika
- [x] na koa miseky @ rano masina matetika.

Ary anao, inona aby ireo teknika voajanahary ampiasainao mba hikarakaragna ny hatsaragnanao? Mba zaray aminay e!

---------------------------------------------------
Rossina

Vous avez tous déjà croisé ce genre de fille : une beauté qui attire tous les regards, le genre de nana qui pourrait faire tourner les têtes dans la rue. Mais derrière cette jolie façade, cache des choses qui font fuire!

Maman solo depuis deux ans, Rossina a traversé bien des épreuves. Pourtant, elle garde la tête haute et affiche un sourire radieux. Mais voilà, un petit détail vient semer le trouble dans son quotidien : les hommes, aussi attirés soient-ils au premier abord, semblent s’enfuir dès qu'ils la connaissent mieux.

Alors, qu'est-ce qui cloche ? Un mystère! Peut-être un sort maléfique ? Un ex trop collant ? Ou tout simplement... une petite odeur persistante ?

L'histoire de Rossina nous rappelle qu'être belle, c'est aussi prendre soin de soi. Et parfois, de toutes petites choses peuvent faire une grande différence. Nos grands-mères avaient leurs petites astuces pour se sentir fraîche et belle toute la journée :
- [x] Se laver avec de l'eau contenant du bicarbonate, du citron ou de l'alu élimine les odeurs de la peau.
- [x] Frotter de l'alamo, du citron, du bicarbonate ou du cendre sur les aisselles enlève les mauvaises odeurs.
- [x] Se laver fréquemment avec de l'eau de mer.

Et vous, quelles sont vos astuces beauté naturelles ? Partagez-les avec nous !






Ry tovovavy malala,Tsara tarehy, sarobidy ary tsy manam-paharoa anao, kara raozy mamirapiratra ao amin'ny zaridainan'ny ...
10/12/2024

Ry tovovavy malala,

Tsara tarehy, sarobidy ary tsy manam-paharoa anao, kara raozy mamirapiratra ao amin'ny zaridainan'ny fiainana. Mba hainao fa , ianao dia misarika mpandalo? Tsy mitovy jiaby ny fikasany. Ny sasany te hidera anao sy hametraka anao ao anaty vase tsara tarehy, hiaro anao ary hanaja anao. Fa ny hafa, mampalahelo, fa te handrava anao, hanimba anao ho potipotika. Misy koa ireo te hivarotra anao, hanova anao, hampiasa anao ho tombontsoany manokana.

Kara zegny ny fitsampana ataon’ny fiainana amin-tsika. Fa ity ndreky ny tsiambaratelo: « Andriamanitra nagnamia anao hery miavaka, dia ny hisafidy ny olo angala anao. »Noho izegny,

1️⃣ Fantara ny tena hasigny nao.
2️⃣ Diniha ny tanjona sy ny fikasagnanao.
3️⃣ Aza meky! mandania fotoana handinihagna.
4️⃣ Ataovy amim-pahendrena ny safidinao.

Ka, ry tovovavy, kafa tonga ilay mpandalo, dia mamitraha fagnontaniagna hoe: Inona no hofidiako?Vase hampamirapiratra ny hatsarako, zaridaina izay ahafahako mamailagna hatrany, sa tanana iray hanimba zah?

Mandania fotoagna hieritreretagna ary fidiana ny lalana izay ahafahanao, tsy very hasina na haja.

Ampanajana sy am-pitiavana « Rya »

—————————————————————————

Chère jeune fille,

Tu es belle, précieuse et unique, comme une rose éclatante au jardin de la vie. Mais sais-tu que, tout comme les roses, tu attires de nombreux cueilleurs ? Tous ne viennent pas avec les mêmes intentions. Certains veulent t’admirer et te placer dans une belle vase, te protéger et te chérir. D’autres, hélas, viennent pour te détruire, te réduire en morceaux. Certains veulent te vendre, te transformer, t’utiliser pour leur propre profit.

C'est ainsi que la vie nous met à l'épreuve. Mais voici un secret : Dieu t'a donné un pouvoir extraordinaire, celui de choisir ton cueilleur. Ainsi,

1️⃣ Reconnais ta valeur.
2️⃣Observez les intentions.
3️⃣ Prends ton temps.
4️⃣Choisis avec sagesse.

Alors, jeune fille, lorsque le cueilleur viendra, pose-toi cette question : Que vais-je choisir ? Un vase qui mettra en valeur ma beauté, un jardin où je peux continuer à fleurir, ou une main qui m'abîmera ?

Prends donc le temps de réfléchir et de choisir ce qui te permettra d'éclore pleinement, sans jamais perdre ton éclat ni ta dignité."

Avec tout mon respect et ma tendresse,« Rya »



Ry tovovavy, mila mikoragna atsika … 👀Araka ny fagnadihadiagna, miconnecte amin'ny tambajotra sosialy mihoatra ny lehila...
25/11/2024

Ry tovovavy, mila mikoragna atsika … 👀

Araka ny fagnadihadiagna, miconnecte amin'ny tambajotra sosialy mihoatra ny lehilahy ny zaza viavy. Fahafinaretagna zegny ho anao, tsy zegny ? Fa mieritreritra hely ai.

📱 Ato amin’ny facebook, TikTok, sy ny hafa, dia agnaboahan’ olona ny fiainany tonga lafatra. Tsy aboakan-jare ny lakozin-jare maloto? Tragno tsy milamigny? Ny olagna atrehiny andavan’andro?. Anao ndreky mihevitra izy higny ho zava-misy.

⏳ Ny olagna, kafa mandany fotoagna amin'ny fitaovam-pifandraisana ianao, dia tsy ho vognony amin'ny tena fiainana. Ia, ny fiainana tena izy, izay misy lesoka, olagna, sy zavatra marary . Raha mizaha ireo tambazotra fo anao, dia ho latsaka an-tevagna anao kafa tonga probleme.

💍 Magninofy hanagna vadiagna kara « contes de fées » anao. Fa ny fiainana, tsy film Disney ai. Ankamaroanandre mpagnano j’aime publication n’olo io tsy managna fotoagna hikoragnana amin'ny mamanandre aby. Kanefa, izy noa afaka magnamia torohevitra entina nandre mamakivaky ny fiainana.

✨ ka ity ary: tsara ny magninofy, tsara ny misôma, fa aza adigna ny mifantoka amin’ny zava-misy. Satria ny zazaviavy izay mahafantatra ny tena fiainana dia mahazaka ny fiainana, ary izegny, mahery noho ny fankasitrahana jiaby amin'ny tambajotra.

Noho izegny , mba ambila hely téléphone nao ary mifantoha amin’ny tena fiainana. Ho hitanao fa tsy ratsy izegny. 😉"

Ampanajana sy am-pitiavana « Raya »

——————————//————-//————————
Les filles, faut qu’on parle… 👀

Apparemment, on passe plus de temps sur les réseaux sociaux que les gars. Ça paraît cool, hein ? Mais réfléchissez deux secondes.

📱 Sur Facebook , TikTok et compagnie, tout le monde montre sa vie parfaite. Mais qui poste sa cuisine en bo**el ? Sa chambre pas rangée ? Ses galères de tous les jours ? Personne. Et vous, vous gobez ça comme si c’était la réalité.

⏳ Le problème, c’est que plus vous restez scotchées à vos écrans, moins vous êtes prêtes pour la vraie vie. Oui, la vraie vie, celle où tout n’est pas rose, où y’a des ratés, des épreuves, des trucs qui piquent. Si vous vivez à travers les réseaux, vous risquez de tomber de haut quand les vrais problèmes arriveront.

💍 Vous rêvez de mariages de contes de fées, mais la vie, c’est pas un film Disney. Et combien d’entre vous passent des heures à liker des posts mais prennent zéro minute pour discuter avec leur mère, celle qui pourrait vous donner des vrais conseils pour avancer ?

✨ Alors voilà : c’est bien de rêver, c’est bien de se divertir, mais n’oubliez pas de vous remplir de vrai. Parce qu’une fille qui connaît la réalité, c’est une fille qui sait affronter la vie, et ça, c’est plus fort que tous les likes du monde.

Allez, lâchez un peu votre téléphone et allez vivre pour de vrai. Vous verrez, c’est pas si mal. 😉"

Avec tout mon respect et ma tendresse, « Raya »

Ry Tovovavy


24/11/2024

On n’est pas solidaire.

Address

Sambava
208

Telephone

+261324117564

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ry Tovovavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share