Grace Boutique Sambava

Grace Boutique Sambava Sambava

*VAOVAO AVY @ SAMPANA MPAMANTATRA NY TOE-BOLA*                         VINAVINAINA  Hiditra an-tanety anio alarobia 17 S...
18/09/2025

*VAOVAO AVY @ SAMPANA MPAMANTATRA NY TOE-BOLA*

VINAVINAINA Hiditra an-tanety anio alarobia 17 Septembre 25 tolakandro ny rivo-bola mitondra ny anarana hoe VICTOR.

Noho izany dia tafiditra ao anaty faritra miloko mena ny ao @ BRED MADAGASCAR amin'izao fotoana izao.
Mikisaka mianatsimo ny fizotrany izay vinavinaina hiditra ao @ BOA sy BNI anio alina na rahampitso maraina.

Marihina fa tsy mbola misy fitomboana na fiovana ny heriny hatreto.

Noho izany dia aoka isika mba samy hitandrina sy handinika tsara aminy atao rehetra mandritra ny fandalovany fa malaky dia malaky ny hafainganam-pandehany ka vinavinaina ho herinandro eo farafahabeny dia hivoaka ny sisin-tany ka hiverina any anaty ranomasina ary ho levona tanteraka izany rivo-bola izany.

*Izay tsara fitantanana tsy ho tampohin'ny rivo-trosa👋🚶
Indrana
🤣🤣🤣

Mafy anie hoy ahy ny gasy eh, tsy aiko asa mba hitanao
10/09/2025

Mafy anie hoy ahy ny gasy eh, tsy aiko asa mba hitanao

Kay karaty ma atao isoma zegny 🤣🤷
08/09/2025

Kay karaty ma atao isoma zegny 🤣🤷

🤥🥱🤷🤷🤷🤷🤷🤷
07/09/2025

🤥🥱🤷🤷🤷🤷🤷🤷

02/09/2025
Ambodisatragna
22/08/2025

Ambodisatragna

😂🤣
19/08/2025

😂🤣

Satria ve hoe manaikitra anao ny moka dia mailaka ery ianao hamono azy.Mba efa noeritreretinao ve hoe sao mba moka kambo...
29/07/2025

Satria ve hoe manaikitra anao ny moka dia mailaka ery ianao hamono azy.
Mba efa noeritreretinao ve hoe sao mba moka kamboty iny ?
Na moka menavava narian-dreniny ka miezaka mafy mba hisakafo ?
Na koa moka mahantra kely nataon'ny mpanakarena tsindry hazo lena tany amin'ny fanjakan'ny moka ?
Na moka mpiasa an-trano voaroaka ?
Ary ahoana raha moka nahatratra ny vadiny niara-natory tamin'ny namany akaik iny ka saika mba hisotrosotro kely ?
Mba efa nosaininao ve hoe sao mba moka avy nisaraka tamin'ny sipany iny ka te hamoifo ?
Mba nandalo tao an-tsainao ve izany ?

Tsia , tsia tsia ...🙏🙏ny life lah no tsy mety de Ilay moka no faute.

Ny rànao ihany no zava - dehibe aminao ...
Ny tenanao ihany no ahinao ...
ry olombelona tia tena ...
Tongava saina!...mba hevero ihany ireo moka tsy misy mpiahy,tsy manakohanina,tsy manakitafy.
merci À Suivre...😂

J'aime mon pays
24/07/2025

J'aime mon pays

TRANOBE 26 ÉTAGES ROA : Toerana fiompiana kisoa vaovao any Chine 🐷Fomba fiompiana vaovao "hyper intensif" ity any Chine ...
23/07/2025

TRANOBE 26 ÉTAGES ROA : Toerana fiompiana kisoa vaovao any Chine 🐷

Fomba fiompiana vaovao "hyper intensif" ity any Chine ity :
✅ Trano be misy rihana 26.
✅ Mbola hiampy trano be 26 étages iray hafa io ankilany io afaka fotoana fohy.
✅ Kisoa 10.000 isa isaky ny étage.
✅ Izany hoe kisoa 520.000 no indray ho ompiana ao (afaka hitarina ho 650.000) 🤯
✅ Vinavinaina hamokatra hatrany amin'ny kisoa 1.200.000 isan-taona 😳
✅ Vola 550.000.000 euros na 2.750 MILIARA ARIARY no natonta amin'ity tetik'asa goavana ity ! 🤑

Ny hena kisoa tokoa no hena be mpihinana indrindra any Chine (55 tapitrisa taonina isan-taona, na 38 kilao isan'olona eo).
Ary izy ireo no mitàna ny laharana voalohany eran-tany (maherin'ny 50% ny hena kisoa hohanina eto an-tany).

Izy ireo ihany koa no mpamokatra hena kisoa voalohany maneran-tany.


/ Un projet de DreamTeam

Efa mampitandrigny andre olo ay 😊😁
22/07/2025

Efa mampitandrigny andre olo ay 😊😁

Afa fo gasy eh
18/07/2025

Afa fo gasy eh

Address

Ambodisatrana
Sambava

Opening Hours

Monday 07:15 - 17:00
Tuesday 07:15 - 17:00
Wednesday 07:15 - 17:00
Thursday 07:15 - 17:00
Friday 07:15 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00

Telephone

+261325193316

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grace Boutique Sambava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category