12/08/2026
Kopatanana avy aty Fianaratsoa re ona miaraka @ Vanill'Art Tressรฉ, mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena hoanโny Tanora ary mandray anjara @ TSENABENโNY TANORA ANDIANY FAHATELO, misolotena ny FARITRA SAVA sy DRJS SAVA
Araka ny nahafantaranantsika ny Pejy moa dia manana ny vokatra vita @ Vanille ihany koa isika izay ahitana karazana Art dรฉcoratif parfumรฉ et personalisable, 100% vita @ Vanille TK, toy ireo hitantsika @ sary ireo.
Hoanโireo mpanaraka ny Pejy ka eto Fianaratsoa dia aza misalasala mandalo fa eto izahay ny 12,13 Aogositra izao, STAND Nยฐ22, SAVA.
Ary ireo manampanirina ny hanjifa ihany koa dia aza misalasala mitsidika ny Pejinโi Vanill'Art Tressรฉ. Idรฉal tokoa izy ireto raha mitady cadeau authentique sy originale ary indrindra parfumรฉ ianareo (Signature de la rรฉgion SAVA)
AGIRS SAVA Madagascar
SAVA Business CAMP