Ashnal Record

Ashnal Record Page unique Studio Ashnal Record 🔷✔️
Contact :0373448573
Lieu:Sambava
Mixing Sound

19/08/2026

DI-NIO NAGNAHIA
Extrait Nouveauté 2026
SON : Ashnal Fanivo
Aza adigna manao suivre page ntsika Ashnal Record

Ef mpinamana zahay ty rango tam taogno 2000 kalalaoTonga antanana izy dia ts nagnadigna namangy antegna mahatsiaro fiara...
17/08/2026

Ef mpinamana zahay ty rango tam taogno 2000 kalalao
Tonga antanana izy dia ts nagnadigna namangy antegna mahatsiaro fiarahagna taloha
Merci namangy mon frère naka Shao Zac center

Misaotra anao belle  naka  nandalo  nitsidiky studio Ashnal RecordAza adigna manao suivre page ntsika.Merci photographes...
17/08/2026

Misaotra anao belle naka nandalo nitsidiky studio Ashnal Record
Aza adigna manao suivre page ntsika.
Merci photographes M'Skay de Sambavien

13/08/2026

EXTRAIT SON HIBOAKA TSY HO ELA .
AZA ADIGNA MANAO SUIVRE PAGE NTSIKA Ashnal Record

Ashnal Record
13/08/2026

Ashnal Record

May tanana🔥
09/08/2026

May tanana🔥

* “Aoka ity Alahady ity hitondra tsodrano sy fahasoavana ho antsika rehetra 🙏✨”

Aleo ho zaraiko aminareo ity BIOGRAPHIE MPANAKANTO   Chinsea Linda Lee no tena anarany fenoTeraka 01 Oktobra 1996 (30 ta...
07/08/2026

Aleo ho zaraiko aminareo ity
BIOGRAPHIE MPANAKANTO

Chinsea Linda Lee no tena anarany feno
Teraka 01 Oktobra 1996 (30 taona ) teraka tao Mandeville ! Teratany Jamaikana sady metisy koreanina izy

Anisan’ireo olona malaza lehibe eo aminy sehatra ny Dancehall maneran-tany i SHENSEEA. Nanomboka nalaza tamin’ny taona 2016-2017 izy taminy alalan’ny remix an’ilay hiran’i Vybz Kartel !

Efa manan-janaka lahy tokana izy
Izay antsoina hoe Rajeiro Lee
Izay teraka taminy 2015

Address

Sambava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ashnal Record posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share