Festival karetsiky

Festival karetsiky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Festival karetsiky, Fenerive est, Fénérive-Est.

hoanareo viavy Zay tiandray anjara aminy MISS jirofo 1ère édition tsy magnavaka zahay na avy aiza na avy aiza fa mandray...
10/10/2025

hoanareo viavy Zay tiandray anjara aminy MISS jirofo 1ère édition tsy magnavaka zahay na avy aiza na avy aiza fa mandray anao izahay ..efa misokatra ny fisoratana anarana Ary maro ny loka ho azo amnio fa Miditra MP na antsovy numéro reto raha paré anao .
0382774755/0342178040.

Hamoaka ny vokatra ny fifidianana Solombavambahoaka Ofisialy ny Haute Cour Constitutionnelle Madagascar ny 27 Jona amin'...
25/06/2024

Hamoaka ny vokatra ny fifidianana Solombavambahoaka Ofisialy ny Haute Cour Constitutionnelle Madagascar ny 27 Jona amin'ny 10 ora maraina.

Ho anao izay te hiara hiasa aminay fa afaka mandray anao soamantsara  izahay ato aminy Radio RFS soanierana-Ivongo
25/06/2024

Ho anao izay te hiara hiasa aminay fa afaka mandray anao soamantsara izahay ato aminy Radio RFS soanierana-Ivongo

24/05/2024

🎈 FARADOBOKA amin'ny fampielezan-kevitra ; HANASANA VAHINY ao anatiny fandaharana MANOKANA ''MANGALA ONON-DRAHA'' ADY HEVITRA GOAVANA MAHAKASIKA NY RESAKA FAMPANDROSOANA NY DISTRICTS SOANIERANA IVONGO.

📌 Alatsinainy 27 Mai ; amin'ny 6 ora sy sasany HARIVA

📌 Asaina isika vahoaka tsy ANKANAVAKA mba hanaraka ny fandaharana.

📌 Isika vahoaka mpihaino afaka mametraka fanontaniana no Sady afaka mandefa soson-kevitra amin'ireo vahiny nasaina aminy laharana antaribia.



Sports & recreation

📌Lasa rivodoza ilay tangoron-drahona tao avaratra Atsinanan'i Madagasikara.▶Nitimbo hery ka lasa rivodoza  ary nomena ny...
17/05/2024

📌Lasa rivodoza ilay tangoron-drahona tao avaratra Atsinanan'i Madagasikara.
▶Nitimbo hery ka lasa rivodoza ary nomena ny anarana hoe ‘𝙄𝘼𝙇𝙔" ilay andro ratsy niforona tao avaratra Atsinanan'i Madagasikara. Ity ny rivodoza faha iraika ambin'ny folo tamin'ity vanim-potoana 2023-2024 ity raha ny fampitam-baovao avy amin' ny Foibe famantarana ny toetry ny andro.
▶ Mety hitondra rotsakorana any amin'ny faritra avaratra atsinanan'ny Nosy manomboka ny sabotsy izao nohon'ny andian-drahona miaraka aminy.
Tsy hisy fiantraikany mivantana an'i Madagasikara ity rivodoza ity.

🛑𝑯𝒐𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝑶𝒓𝒊𝒏'𝑨𝒔𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂, 𝑷𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕, 𝑴𝒊𝒄𝒓𝒐- 𝒇𝒊𝒏𝒂𝒏𝒄𝒆, 𝑶𝑵𝑮, 𝑭𝒊𝒂𝒏𝒈𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝑻𝒓𝒂𝒏𝒔𝒑𝒐𝒓𝒕𝒆𝒖𝒓, 𝑭𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝑶𝒍𝒐𝒏-𝒕𝒔𝒐𝒕𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂...
15/05/2024

🛑𝑯𝒐𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝑶𝒓𝒊𝒏'𝑨𝒔𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂, 𝑷𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕, 𝑴𝒊𝒄𝒓𝒐- 𝒇𝒊𝒏𝒂𝒏𝒄𝒆, 𝑶𝑵𝑮, 𝑭𝒊𝒂𝒏𝒈𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝑻𝒓𝒂𝒏𝒔𝒑𝒐𝒓𝒕𝒆𝒖𝒓, 𝑭𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝑶𝒍𝒐𝒏-𝒕𝒔𝒐𝒕𝒓𝒂, 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒐 𝑷𝒐𝒍𝒊𝒕𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒏𝒔...
🙏𝑴𝒊𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚, 𝒂𝒛𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒂𝒍𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒊𝒃𝒆𝒏𝒚 𝑺𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑹𝒂𝒅𝒊𝒐 𝑹𝑭𝑺 𝑺𝒐𝒂𝒏𝒊𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 -𝑰𝒗𝒐𝒏𝒈𝒐,
𝑹𝒂𝒅𝒊𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒔𝒂𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂, 𝒌𝒂𝒍𝒊𝒕𝒂𝒐 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂, 𝒂𝒓𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒂𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒉𝒂𝒓𝒊-𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂, 𝒇𝒐𝒕𝒐-𝒅𝒓𝒂𝒇𝒊𝒕𝒓𝒂𝒔𝒂 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒑𝒆𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂, 𝒂𝒓𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒆𝒏𝒂-𝒎𝒊𝒕𝒂𝒉𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒇𝒂.
🙏𝑲𝒐𝒂 𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒋𝒊𝒇𝒂 𝒏𝒚 𝑹𝑨𝑫𝑰𝑶 𝑹𝑭𝑺 𝑺𝒐𝒂𝒏𝒊𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂 -𝑰𝒗𝒐𝒏𝒈𝒐,
𝑹𝑨𝑫𝑰𝑶 𝑴𝑨𝑴𝑰𝑵𝑨𝑶 𝑬𝑶 𝑨𝑵𝑰𝑳𝑨𝑵𝑨𝑶 𝑯𝑨𝑻𝑹𝑨𝑵𝒀...

🎈𝑨𝒓𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝑨𝒓𝒕𝒊𝒔𝒕𝒆𝒔 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒂 𝑺𝒕𝒖𝒅𝒊𝒐 𝒅𝒆 𝑷𝒓𝒐𝒅𝒖𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑺𝑻𝑼𝑫𝑰𝑶 𝑹𝑶𝒀𝑨𝑳 𝑺𝑶𝑼𝑵𝑫 𝒌𝒐𝒂 𝒎𝒊𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂𝒗𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒏𝒕𝒐 𝒗𝒐𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒔𝒊𝒌𝒊𝒕𝒔𝒊𝒌𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚 𝒕𝒐𝒎𝒑𝒐𝒌𝒐.

♦𝑴𝒂𝒓𝒊𝒉𝒊𝒏𝒂 𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆𝒉𝒂 𝒎𝒊𝒗𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒚 𝒂𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒚 𝑾𝒆𝒆𝒃 𝑹𝒂𝒅𝒊𝒐 𝒔𝒚 𝒆𝒏 𝒅𝒊𝒓𝒆𝒄𝒕 𝒔𝒖𝒓 𝑭𝒂𝒄𝒆𝒃𝒐𝒐𝒌.

𝑪𝒐𝒏𝒕𝒂𝒄𝒕 𝒅𝒖 𝑺𝒆𝒄𝒓𝒆𝒕𝒂𝒓𝒊𝒂𝒕: 038 77 180 49
𝑾𝒉𝒂𝒕𝒔𝒂𝒑𝒑: +261 34 69 583 55
𝑬𝒎𝒂𝒊𝒍: 𝒓𝒂𝒅𝒊𝒐𝒇𝒎.𝒓𝒇𝒔@𝒈𝒎𝒂𝒊𝒍.𝒄𝒐𝒎
𝑺𝒊𝒕𝒆 𝑾𝒆𝒃: 𝒘𝒘𝒘.𝒓𝒇𝒔-𝒓𝒂𝒅𝒊𝒐.𝒎𝒈
𝑭𝒂𝒄𝒆𝒃𝒐𝒐𝒌: 𝑹𝒂𝒅𝒊𝒐 𝑹𝑭𝑺 𝑺𝒐𝒂𝒏𝒊𝒆𝒓𝒂𝒏𝒂-𝑰𝒗𝒐𝒏𝒈𝒐

♦𝐌𝐈𝐒𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀          🎈𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐓𝐄 𝐇𝐈𝐀𝐑𝐀-𝐇𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐘            Contact : 038 77 180 49Rad...
13/05/2024

♦𝐌𝐈𝐒𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀
🎈𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐓𝐄 𝐇𝐈𝐀𝐑𝐀-𝐇𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍𝐀𝐘
Contact : 038 77 180 49

Radio RFS soanierana-Ivongo

AZA ADINO ARIVA AMIN'NY 8 ORA ALINA FA HIARAKA AMIN'NY SEFO FOKONTANY AMBINANY INDRAY ISIKA AMIN'ILAY FANDAHARANA MANAO ...
13/05/2024

AZA ADINO ARIVA AMIN'NY 8 ORA ALINA FA HIARAKA AMIN'NY SEFO FOKONTANY AMBINANY INDRAY ISIKA AMIN'ILAY FANDAHARANA MANAO " NY TALOHA SY NY ANKEHITRINY " ETO Radio RFS soanierana-Ivongo

Address

Fenerive Est
Fénérive-Est
509

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Festival karetsiky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Festival karetsiky:

Share