16/02/2026
🚫 Noraisina tamin'ny fomba ofisialy tao Addis Abeba ny Andry Rajoelina.
🇲🇬 Andriamatoa ANDRY RAJOELINA, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ara-dalà na, nandritra ny fihaonana an-tampony isan-taonan’ny Vondrona Afrikanina.