Habit bébé bdb

Habit bébé bdb Tiako raha isika rehetra tsy an-kanavaka no ho tafita. Samià mahay dia samià tafita!

30/05/2025

Live mora b na dia fin du mois aza!
034 08 425 21 na 033 21 780 21

Cc les mamans!Reo mbola dispo daholo! ✅️Tonga d haingana manao jp ✅️Livraison gratuite zay ety analakely, tsaralalana be...
30/05/2025

Cc les mamans!
Reo mbola dispo daholo!
✅️Tonga d haingana manao jp
✅️Livraison gratuite zay ety analakely, tsaralalana behoririka, antaninarenina, tsaralalana, soarano
✅️Livraison 2 000Ar à 5.000Ar (ts manao livraison samedi et dimanche)
✅️Mahazo cadeau zay maka 5 articles et plus
✅️Zay maka 10 articles Tonga d livraison gratuite naiza naiza misy anao refa eto antaninarivo
✅️034 08 425 21 na 033 21 780 21

Pour votre petit garçon, gigouteuse 0 à 6 mois 4.000Ar
20/05/2025

Pour votre petit garçon, gigouteuse 0 à 6 mois
4.000Ar

19/05/2025

Cc les mamans et les papa!
✅️misaotra anareo nanjifa an!
✅️mirary herin’andro vao2 finaritra ho antsika reherra indray!
✅️mbola dispo daholo zay rehetra mi-affiché am sary ato anatin’ity page ity.
✅️alaivo daholo fa mora b avec qualité tsara b amilay tianareo.
✅️zay récupération eny am CCI ivato (tsy voatery miditra ao) dia ataoko gratuit daholo am 22/05/25
✅️alefaso mp haingana ary ny capture sarin’ilay articles alainao.
✅️034 08 425 21 na 033 21 780 21

Cc les mamans et papa! ✅️tandroany za vao nahatsikaritra fa kay ts maman ian no manjifa fa ny papa koa an.✅️Merci anareo...
16/05/2025

Cc les mamans et papa!
✅️tandroany za vao nahatsikaritra fa kay ts maman ian no manjifa fa ny papa koa an.
✅️Merci anareo manjifa hatrany reto an, tena zava-poana izahay raha tsis anareo.
✅️034 08 425 21 na 033 21 780 21
✅️ny vidiny na ny prix dia efa natao mirary sy hita eo am sary daholo!

16/05/2025

Coucou les mamans!
✅️7.000Ar blouson doudoune mafana tsara ho an’ny zaza 3ans à 5 ans (étiquette misoratra 23 mois)
✅️034 08 425 21 na 033 21 780 21
✅️afaka manao livraison 1 200Ar ny ety analakely - antaninarenina- soarano- tsaralalana- behoririka.

Salama daholo! ✅️ito ary ho antsika zay nitady an-jaza lahy an. ✅️034 08 425 21 sy 033 21 780 21 ho anizay hiantso na hi...
15/05/2025

Salama daholo!
✅️ito ary ho antsika zay nitady an-jaza lahy an.
✅️034 08 425 21 sy 033 21 780 21 ho anizay hiantso na hijery mivantana na handefa mvola na airtelmoney
✅️misaotra anareo hatrany matoky sy manjifa !
✅️afaka manao livraison: 1.200Ar ho an’izay manodidina analakely - soarano- behoririka- antaninarenina- tsaralalana

Salama daholo hatrany!✅️maka amireto zay mbola ts nahazo.✅️034 08 425 21 na 033 21 780 21 ny numéro ahazoana ahy sy izay...
14/05/2025

Salama daholo hatrany!
✅️maka amireto zay mbola ts nahazo.
✅️034 08 425 21 na 033 21 780 21 ny numéro ahazoana ahy sy izay hanao
✅️mbola dispo zay mbola ao am sary rehetra na ny tany aloha aza fa efa manomboka mamafa tsikelikely zay efa vendu
✅️tena mankasitraka ho an’izay efa nandray Anjara sy nanjifa , d misaotra hatrany koa ho an’ny vao hanjifa fa tsara ny entana sady qualité
✅️Livraison na récupérer (sabots sy alahady ts misy livraison)
✅️Tonga d mba capturena d alefa any am commentaire ny sarin’ilay entana tianao alaina

Salama daholo!🧸👗👖🩰Indro ary ny entana hataotsika live am 12h hatram 13h eo(ataotsika adiny 1 ian)An_jaza kely d vavy kel...
13/05/2025

Salama daholo!
🧸👗👖🩰Indro ary ny entana hataotsika live am 12h hatram 13h eo(ataotsika adiny 1 ian)
An_jaza kely d vavy kely no tena mahazo tombony.
Isan’andro no asiatsika live d am ora zay mahazatra antsika ian.
✅️feno cadeau ho zaraina bdb ao am live
✅️prix Tonga d manomboka 0Ar hatram 5.000Ar fotsiny nefa entana Tonga d qualité no impeccable. (Efa mi-affiché am lamba daholo ny prix d afaka Tonga d manao jp na eo am commentaire na eo am live am 12h avy eo)
✅️lay prix ataoko eto am Sary mbola latsak’io ny ao am live fa manaraha. PARTAGEO MAX NY LIVE AVY EO FA MISY CADEAU SURPRISE HO AN’IZAY MAHAVITA MANAO PARTAGE MAX..

✅️Livraison Analakely/Tsaralalana/Antaninarenina/Soarano : 1.200Ar
Ny ankoatran’io , entre 2.000Ar à 4.000Ar fa arakarak’ilay toerana.
✅️afaka récupérer na koa an!
📞034 08 425 21 na 033 21 780 21

✅️tena misaotra mialoha sahady anareo !

Cc daholo! ✅Tena miala tsiny daholo reto fa tena ts haiko oe refa fotoana aona mipoitra ito zavatra ito, dia refa fotoan...
12/05/2025

Cc daholo!
✅Tena miala tsiny daholo reto fa tena ts haiko oe refa fotoana aona mipoitra ito zavatra ito, dia refa fotoana aona ts mipoitra dia izay no Antony ts nampisy live Teo an.
✅Tena miala tsiny indrindra, rahampitso tena ts maintsy hataotsika na mety io na ts mety d zay mijery ian no mahita sy mahazo ny tsara!

09/05/2025

🖐️Salama salama e!
✅Zao reto vaovao tsara be an!
📲Isaky ny lundi au vendredi za Isaky ny am 12h15 hatram 13h15 (adiny 1 isanandro eo) dia hanao direct fa bdb loatra lay articles tsara ato zao
✅Ts oe zay mankaty an-tsena mivantana ian no mahazo fa na ianareo mpanaraka live koa dia mahazo ary isantarantsika prémière live dia ataotsika mora b ny prix 500Ar ka hatram 5.000Ar ny farany lafo
🚐✈️🚲🛵afaka manao livraison 2.000Ar hatram 4.000Ar arakaraky ny toerana misy anao. Afaka atao récupération koa ety analakely akaiky cosmos sy urbania io isan’andro
📲034 08 425 21 na 033 21 780 21 ny numéro raha hiantso
🎁🎁🎁ny entana tonga d cadeau cadeau daholo (misy lamban-jaza kely na dia vao nouveau né aza : vavy na lahy, ambonin’akanjo azo oentina miasa na mivoaka ny trano isan’andro, misy poketra, kiraro, tena bdb e, ts andry erÿ ny hampisehoako azy anareo)
✅avoako tsikelikely am sary refa hariva ny patipatiny. ❤️❤️❤️❤️
🥰zay fa manantena anareo rehetra za hanjifa sy handray anjara an❤️❤️❤️

08/05/2025

Cc daholo! Ela2 e? Mety aminareo V raha asiatsika live amizay ny eto am page? Manomboka oviana no mety aminareo? Araho hatrany ny page fa misy articles vao2 sy cadeau bdb ho zaraina aminareo rehetra amizay manombok’izao.

Address

Soavimbahoaka
101

Telephone

+261340842521

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Habit bébé bdb posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share