AFA Media compagnie

AFA Media compagnie Roots Kenjo Mayah Photographe Vidéaste Multi-media

Fanokafana ny fankalazana ny faha 15 taona nijoroana
03/08/2025

Fanokafana ny fankalazana ny faha 15 taona nijoroana

Encore félicitations à Roberto et Judicaella 🥰
Tous nos vœux de bonheur 🎉
📸 By AFA Media Compagnie

Fanokafana ny fankalazana ny faha 15 taona nijoroana
03/08/2025

Fanokafana ny fankalazana ny faha 15 taona nijoroana

Félicitations aux nouveaux mariés 💖 Mandresy et Soniah 💖
📸 By AFA Media Compagnie

HOAVY ILAY FANOMEZANA BE TSY AMPOIZINA!
03/08/2025

HOAVY ILAY FANOMEZANA BE TSY AMPOIZINA!

Feno 14 taona no nijoroanay maro ireo nakasitraka anjaranao sisa ka aza misalasala,
Izay mpanambady mamandrika date @ izao volana Novembre izao dia omena fihenam-bidy avokoa malaky ary eh! (Tolotra manokana)
Photo, video, shoot, .......sns , By AFA Media compagnie , .

FLM ALAKAMISY ANOSIALA izay iarahana @ Faritra BALSAMA dia manasa antsika tsy akanavaka mba hanotrona ny CONCERT LEHIBE ...
14/05/2025

FLM ALAKAMISY ANOSIALA izay iarahana @ Faritra BALSAMA dia manasa antsika tsy akanavaka mba hanotrona ny CONCERT LEHIBE izay atao ny ALAHADY 18 mai 2025 izao @ 2 ora tolakandro tongava maro.

https://www.facebook.com/groups/391679628210858/

Encore félicitations à Roberto et Judicaella 🥰Tous nos vœux de bonheur 🎉📸 By AFA Media Compagnie
30/03/2025

Encore félicitations à Roberto et Judicaella 🥰
Tous nos vœux de bonheur 🎉
📸 By AFA Media Compagnie

Félicitations aux nouveaux mariés 💖 Mandresy et Soniah 💖📸 By AFA Media Compagnie
30/03/2025

Félicitations aux nouveaux mariés 💖 Mandresy et Soniah 💖
📸 By AFA Media Compagnie

Tonga indray ilay andro malaza 2010-2025> 15 taona sahady ilay AFA Groupe, noho izany dia faly izahay manome fihenam-bid...
28/03/2025

Tonga indray ilay andro malaza 2010-2025> 15 taona sahady ilay AFA Groupe, noho izany dia faly izahay manome fihenam-bidy @ ireo tolotra rehetra atolotray anao Photo na video , Ahitanao ireo ; Modèle carte d'Invitation , Urne , PVC , Album ...sns Ny tolotra omenay dia mety ahazoanao cadeaux tsy ampoizinao ah! 160 000ar dia mety ahazoanao izany ah! Araraoty ary fa tsy diso safidy ianao ah, anefa tena afam-po tsara @ asa atolotray no mbola mahazo fanomezana tsy ampoizina, aza misalasala ary miantso eh!

Address

Ivato
Talata-Maty

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AFA Media compagnie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AFA Media compagnie:

Share