28/03/2026
Bonjour à tous
Suite à la publication concernant l’annulation du show de RIM-KA, nous apportons quelques précisions.
Aucun contrat n’a été signé par le management, mais par quelqu’un d’autre, qui a également perçu l’acompte.
Le management a pourtant tenté de maintenir le show par compréhension, à condition que les frais essentiels, notamment le transport Tamatave – Antsirabe, soient pris en charge. Cette condition n’ayant pas été acceptée, nous avons été contraints d’annuler.
Décision prise par souci de professionnalisme et de respect de l’artiste et du public.
À partir d’aujourd’hui, merci de contacter directement le management au 0327479873 🙏🏽
_______________
Mikasika ny fampahafantarana momba ny fanafoanana ny show-n’i RIM-KA, manome fanazavana kely izahay.
Tsy nisy fifanarahana nosoniavin’ny management, fa nosoniavin’ny olon-kafa, izay nandray ihany koa ny vola.
Na izany aza, niezaka ny management ny hitazona ny show tamin’ny fahaiza-mandanjalanja, saingy tamin’ny fepetra hoe aloa ny saran-dalana ilaina indrindra, indrindra ny fitaterana avy any Tamatave mankany Antsirabe. Tsy nanaiky izany fepetra izany ny mpikarakara, ka voatery nanafoana izahay.
Natao ny fanafoanana noho ny fahaiza-manao, ny fanajana ny mpanakanto sy ny vahoaka.
Manomboka anio, azafady mifandraisa mivantana amin’ny management amin’ny laharana 0327479873 🙏🏽
Misaotra indrindra tompoko.