19/11/2025
De nihira koa pakerety,de nihira koa zorzety,de nihira koa bernadety, zany oa ry dada ny aty aminay lasa mpihira avokoa izahay na mahay io na tsy mahay,
Efa hifarana ty ny taona 2025 fa inona ihany manakana ano tsy hanao artist io eh,
Aza adino fa efa betsaka amin' izao ny fomba ahahafana manitsy feo mivalana fa manaova amzay mpanakato fa panakanto zao ny vahaolana raha tsy nahavita fianarana ,indrindra fa tsy mety mahita asaπ€£
Oento daholo ny akoho amamborona anareo hanao hira fa samy te halaza zao ihany de mba samy mamoaka hira efa ela nianadrasany maro avieo,ny studio koa feno erany tanana!
Zany eo ihany fa araraoty ny fihenam-bidy ato Dml Studio fa aza mandry eh
βοΈ : 0329487627