Pasteur Tsilizy

Pasteur Tsilizy "Fa Ianao no fanantenako, Jehovah Tompo o, ry tokiko hatry ny fony aho mbola tanora." Salamo 71 : 5

05/01/2026

Lohateny | NY LALANA TOKONY HALEHA @ 2026
Teny vakiana | Ohabolana 4 : 14 , 18 - 19

25/12/2025

Lohateny : Ahoana no hahaterahan'i Jesosy ao am-po sy honenany maharitra ao?

Teny vakiana:
Lioka 1 : 46 - 48
[46] Ary hoy Maria: Ny foko mankalaza ny Tompo,
[47] Ary ny fanahiko efa ravoravo amin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
[48] Fa efa nijery ny fahambani-toetry ny ankizivaviny Izy. Fa, indro, hatramin'ny ankehitriny dia htaon'ny taranaka rehetra ho sambatra aho.

Miarahaba antsika rehetra ary manonona ny fiadanan'i Kristy ho amintsika sy ny ankohonantsika rehetra.Marihina fa ny fiv...
21/12/2025

Miarahaba antsika rehetra ary manonona ny fiadanan'i Kristy ho amintsika sy ny ankohonantsika rehetra.
Marihina fa ny fiverenan'ny fampitàna mivantana dia mbola tsy voafaritra fa miankina amin'ny fivahan'ny olana ara-pitaovana sy fahataperan'ny ezaka fanatsarana.
Mirary soa hatrany antsika.
#2025

🙏🏻 Noho ny tsy fahatomombanana teo amin’ny fitaovana fampitàna dia tsy afaka nampita mivantana ny fivoriana anio maraina...
15/06/2025

🙏🏻 Noho ny tsy fahatomombanana teo amin’ny fitaovana fampitàna dia tsy afaka nampita mivantana ny fivoriana anio maraina ka miala tsiny indrindra amintsika mpanaraka sy naniry hiaraka taminay teo.

Ny hariva kosa dia efa miverina amin’ny laoniny fa efa nahita vahaolana ny tompon’andraikitra ara-teknika.

Mankasitraka anao hatrany ary mitsodrano anao ho feno fahasoavana sy fifaliana hatrany.
😊

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Koloina FanomezantsoaJaona 1:46[46]Ary hoy Natanaela taminy: Moa mba misy...
18/09/2024

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Koloina Fanomezantsoa

Jaona 1:46
[46]Ary hoy Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Andeha hizaha.

01/04/2024
Mangina ny Asabotsy, miomana amin'ny fandresena noho ny fitsanganan'ny Mpamonjy amin'ny maty izay midika ho fandresena h...
30/03/2024

Mangina ny Asabotsy, miomana amin'ny fandresena noho ny fitsanganan'ny Mpamonjy amin'ny maty izay midika ho fandresena ho an'ny mpino tsirairay ihany koa.

Misintona antsika izany hisaina ilay teny iray voalazan'ny Soratra Masina momba ny famonjena nataon'ny Kristy sy hanamasintena tokoa mba tena hahatsapa famonjena sy hohamarinina hatrany amin'ny alalan'ilay efa maty ho antsika.

Naato noho izany ny "FAHAGOLA AN-KIRA" ho an'ny anio mba ho fiomanan'ny tsirairay, fa voavono Kristy, P***a ho antsika.

🙏Miala tsiny amin'ny tsy fahatomombanana sy haratsian'ny kalitaon'ny feo teo amin'ny fampitàna mivantana androany.Eo and...
24/03/2024

🙏Miala tsiny amin'ny tsy fahatomombanana sy haratsian'ny kalitaon'ny feo teo amin'ny fampitàna mivantana androany.
Eo andalam-panavaozana ny fitaovana izao ary mbola misy tsy azo ny sasany amin'izany .
Misaotra anao manaraka sy manohana hatrany ary manantena ny fihatsarany isika aoriana.

Address

Antsahamamy
Tananarive
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pasteur Tsilizy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pasteur Tsilizy:

Share

Category