24/06/2024
Miarahaba tompoko
Etoana dia miala tsiny indrindra , tena mifona , fa noho ny antony izay tsy niankina taminay fa noho ny vaky trano izay nahazo anay dia misy ireo entana tokony livrena androany anefa tsy lasa ary ko misy ireo hafa izay tokony aterina ny andro manaraka no lasan'ireo tsy mataho-tody
Ka noho io antony io no anaovanay izao fialan-tsiny izao
Efa eo apandaminana ny atao izahay
Ho anareo izay efa nandefa avance dia ho averinay alo ny volanareo .
Manome toky kosa izahay fa itohy ny fiarahatsika .
Hisy fona ny zava-baovao omenay anareo fa aza manahy
Mankasitraka amin'ny fahatokosanareo sy mbola atokisanareo anay
Bisous be 😘