Fashion mdg

Fashion mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fashion mdg, News & Media Website, Ambohijatovo, Tananarivokely.

Mafy raha mahazo zahay tamatave rogne ai😭misy olona may koa amzay f ts vitany zay entana may sns😭
03/08/2026

Mafy raha mahazo zahay tamatave rogne ai😭misy olona may koa amzay f ts vitany zay entana may sns😭

Mandray commande volafotsy pur,Mitondra any Maurice,garentier mandrakizay. Voaray vao mandoa vola anao, Toerana akana az...
25/07/2026

Mandray commande volafotsy pur,Mitondra any Maurice,garentier mandrakizay. Voaray vao mandoa vola anao, Toerana akana azy, B Bassin Barkly gara métro, 55164106 na 0344345311 whatsapp.
0329784249 misy whatsapp koa.
Mandray Colis Mada Maurice iany koa. Merci beaucoup amreo efa mametraka fahatokisa aminay foana foana. Ty no tena izy, Zay manao Commande miotrany 50g moitra,olona 01,dia mahazo kado peratra kely, ho an i vehivavy🥰.
Mp ary oh.

10/07/2026

Dispo Eto Maurice daol io, B Bassin na port Louis Caudan, fa kosa sur Rendez-vous no eny Port Louis.
Eh!! Sady mandray retour Maurice et Mada ian koa zah damain sy dimanche. Mp na 0344345311 whatsapp na 55164106. @

Sd mandray entana retour Maurice et Mada, no manana volafotsy pur ef dispo Maurice, 55164106.
10/07/2026

Sd mandray entana retour Maurice et Mada, no manana volafotsy pur ef dispo Maurice, 55164106.

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Erwana Sainah, Fazillah Tinarivo coucou special
11/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Erwana Sainah, Fazillah Tinarivo coucou special

Efa mandray entana, toan'i Dossier, firavaka, Akanjo, Kiraro, sakafo. Toerana anaterana entana, Ambohipo, Ambohijatovo, ...
26/05/2026

Efa mandray entana, toan'i Dossier, firavaka, Akanjo, Kiraro, sakafo. Toerana anaterana entana, Ambohipo, Ambohijatovo, Ambatobe.
Toerana akana entana, B Bassin, Port Louis sur Rendez-vous.
Contacte 👇

✈️ La prochaine, Mandray Colis Mada🇲🇬 Maurice 🇲🇺  toan'i💻 📱 🗄️ 🛂 💎 💍 Akanjo, sakafo sns.Mandray àvy am faritra sady mand...
15/05/2026

✈️ La prochaine, Mandray Colis Mada🇲🇬 Maurice 🇲🇺 toan'i💻 📱 🗄️ 🛂 💎 💍 Akanjo, sakafo sns.Mandray àvy am faritra sady mandefa, azo antoka sady Garentier ny entanao.
MANDRAY COMMANDE VOLAFOTSY PUR IANY KOA. VOARAINAO VAO MANDOA VOLA
Garetier mandrakizay.
Toerana, ambohipo, ambohijatovo, Latsinainy sy Talata. Mizara entana a Maurice kosa, B Bassin, Port Louis, Calodyne , Goodlands
Ambatobe kosa raha andavandro.
Mp na Contacte 👇

Address

Ambohijatovo
Tananarivokely
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fashion mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share