Malaza vazo

Malaza vazo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malaza vazo, Video Creator, Tananarivokely.

This time is of Online Shopping.Day by day Ara of E-commerce is increasing.In Day to day life we are getting too busy so we didn't catch good offers of Online Shopping or sometime,We might miss that. So,
We are here for you,We find hottest and great offers of online shopping as well as we will find unique items which are present in online shopping site but people are not aware of that.

04/12/2025
25/09/2025

Ino mahasamy hafa ARTISTE sy MPIHIRA ?

🟢 Maninona tokoa moa raha mba i ONJA indray no alefa hisolo-tena antsika amin'ny INTER VISION 2026 any Arabie saoudite ?...
22/09/2025

🟢 Maninona tokoa moa raha mba i ONJA indray no alefa hisolo-tena antsika amin'ny INTER VISION 2026 any Arabie saoudite ?

Ity mpanakanto Malagasy ity , izay tsy zoviana amintsika ny fahaizany mihira 🎙 .
Manana feo miavaka i ONJA , mahay mihira be ihany koa , efa ampy traik'efa ara-mozika (notaizana tamin'ny mozika) .
Raha ny fitafy sy ny bikabika indray , dia tena maneho ny maha- Malagasy i ONJA 🇲🇬 ....

Hevitra ihany fa manasa antsika hizara , mba ho hitan'ny mpikarakara 🙏🏻😊

🟢 FANAZAVAN'I DAVALT : "Dia mamorona resaka aby ny olona ka ☺️ Maro ny manaratsy Amin io nefa tsy mahay ny tena marina 😌...
18/09/2025

🟢 FANAZAVAN'I DAVALT :

"Dia mamorona resaka aby ny olona ka ☺️
Maro ny manaratsy Amin io nefa tsy mahay ny tena marina 😌
tsisy ady natah kely fa nangataka ny andeha manokana izy fa tsisy Inona aby …
Nanome tsodrano anazy zah na dia nisy contrat nifanaovanay , ary tsy nanàkana na dia kely zah satria tiako ary niraisiko otrany zanako ..

Tonga tato an-trano ny havany nangataka tso-drano ary nanome voninahitra ahy tamin’ny zava-bitako ☺️

Tsisy hidirany karama vary masaka zan , omeko karama izy ary mbola izy koa pody manome anakah , hoy izy : Sao dia mbola Sahirana anao hoy izy aminakah fa tazomy foana ) tsapany loatra charge ko ato Amin’ilay mitaiza olona maro 😔 nefa zah mihezaka mitsiky miteny hoe tazomy foana ..
Mi risque zah aminazy ity fa andesiny fitiavana dia manao foana , satria zah tia manampy olona ..

tsy nanambola zahay nanomboka an’ity ary tsapany tsara izany ..

miteny foana zah hatramin’izay hoe mila manana patience sady mila manao sacrifice fa mbola lavitra be ny lalantsika ..
tsy mitsahatra mananatra an-dreo zah en tant que olo be ndreo ❤️✊🏾

Efa mahatokana Mopcaan ..

Nanaraka discipline izay napetrako hatramin’izay izy , zaza hendry sady manaja olona iny ..

Tsisy hidirany droit d’auteur compositeur velively fa nomeko azy malalaka hira reny ☺️ Aindreo zan fa mamorona hira zan kapoaka ko ( izkoa mbola amorona hira aiko io ) SANATRIA ZAH HITORY an’i Mopcaan zan ary tsy fombako zan .. TIAKO IZY ❤️

Mahay mamorona koa izy fa juste hoe sarotiny zah aminazy dia n’encadréko foana , atoroko Amin ny lalana mahamety anazy ☺️

Afaka mamorona Tsara izy manomboka eto 😁

efa mba itanareo niteny na nanaratsy anakah Amin ny page naz ao ve nareo ? Na za tsy niteny ninonina mihitsy .. nilamina ny fialany satria Madio foko aminazy ❤️ mbola nifanaraka ny anaovany asa sasany efa nifanarahana tamin’ny organisateur izy …
Tsisy olana tompoko ny aminay ☺️
Mirary soa anazy zah mba andeha alavitra indrindra 🙏🏾

Zah eo foana raha ohatra ilainy satria tiako izy ❤️❤️

Hisaorana be ireny nanaratsy ireny na dia tsy mahafantatra hoe Inona ny tena marina fa efa aiko amzay ilay tia sy miatsara velatsihy ☺️
Ny sasany moa miteny fa zah manipulateur be fa Zanahary mahita , Manao soa olo tsy very mandeha 🙏🏾

Anohy ny lalanay izahay fa ty tsy avelako zan ✊🏾
Mbola tsy misasaka ny lalana mandeha any amin’ny Tanjona nay ☺️❤️
Hiezaka amoaka tsaratsara ny teo zahay ❤️🙏🏾"

© Davalt

🇲🇬😊 Olo ratsy (Dadah de Fort-Dauphin) Nisy olo ratsy navandy tamy vadikofa izaho aty manao fomba ratsy enagnoratsy tamin...
05/09/2025

🇲🇬😊 Olo ratsy (Dadah de Fort-Dauphin)

Nisy olo ratsy navandy tamy vadiko
fa izaho aty manao fomba ratsy e
nagnoratsy tamin’ahy izy
fa samy vita, samy tsara
tsy mifanabataba

Nagnazava ’zaho ô
tsy nekeny e
’zaho nitelefôny e yah!
tsy vinaliny e
Nagnazava tamin’azy e yah!
tsy nahiko ’zao chérie
misy olo mavandy e yah!
dignaso ’zaho fa ho avy

Sasak’aly igny e niaviako
tsy nandalo aminay agny raho
fa avy dra namanta
namanata amin’azy agny

Nanomboky mahina aho ô!
nahare feon’olo maro
nisy gny mihira
misy gny tomany
misy koa gny mitabataba
sanganeha, tomoetsa
Nisy olo raiky nandalo ô
taitsa aho
kay ndra gny zokiko

Vadinao zaiko ô! nimaty e!
maty namono tena

Nagnazava zaho
tsy nekeny e
’zaho nitelefôny e yah!
tsy vinaliny e!
nagnazava tamin’azy e yah!
tsy nahiko ’zao chérie!
misy olo mavandy e
Dignaso ’zaho fa ho u0906u092a!

Gracy - Rahavavy
17/08/2025

Gracy - Rahavavy

17/08/2025

Une chanson Malagasy qui avait tout pour réussir…
mais qui a disparu du radar aujourd'hui ?

🇲🇬⭐ Tinah sy ny fivoarant indray: 2012 - 2015 - 2023 - 2025 Aiza no tianao ? i Tinah tamin'ny Mifona fa diso sa Samy man...
15/08/2025

🇲🇬⭐ Tinah sy ny fivoarant indray: 2012 - 2015 - 2023 - 2025

Aiza no tianao ?

i Tinah tamin'ny Mifona fa diso sa Samy managny e volany, sa Aza ampijaliana sa inona ma fasha izy igny Official 😜😝

Photo, un beau metier
05/08/2025

Photo, un beau metier

La plage ❤️
04/08/2025

La plage ❤️

❤️
04/08/2025

❤️

Rehefa nahita an'i Cesar nanova coupe i ceis, diaa hoy izy :Aleo samy ho Chris Brown eto atsika 🤣🤣
03/08/2025

Rehefa nahita an'i Cesar nanova coupe i ceis, diaa hoy izy :
Aleo samy ho Chris Brown eto atsika 🤣🤣

Address

Tananarivokely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malaza vazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Malaza vazo:

Share

Category