Kala My en ligne

Kala My en ligne ✅Abonnez ny page👍
😘😘😘Merciiii

Joyeux anniversaire à mes super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Ando Ravololonirina
03/04/2025

Joyeux anniversaire à mes super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Ando Ravololonirina

30/03/2025

🤩 MISAKAFO MAIMAIMPOANA 🤩

Tendankanina sy tia maka sary ve ianao ? Natao ho anao ity ‼️
Mitady olona maromaro hiaraka hanao « contenus » isan-kerinandro ato amin’ny Dragon Royal izahay

Toy izao ny fepetra takiana afahana mandray anjara
🔺mila manana compte Facebook, Instagram na Tiktok (raha manana an'izy 3 voa maika tsara)
🔺sariaka sy mahay mifandray amin'ny hafa ary tsy miavona
🔺afaka manao contenu ny alakamisy (03 Aprily, 10 Aprily, 17 Aprily, 24 Aprily)
🔺 mila misoratra anarana ao anaty commentaires amin'ny alalan'ny « capture d'écran ny réseaux sociaux ananany »
🔺 manao « partage mode public » ity publication ity

🔴 Mila mameno ireo fepetra voalaza ireo ny mpandray anjara
🔴 Tsy ekena ny compte fake sy compte verrouillé
🔴 Aoka izay olona tena vonona sy matotra no misoratra anarana azafady indrindra
🔴 Amin'ny Alarobia 2 Aprily amin'ny 6 ora sy sasany hariva no hivoaka eto amin'ny pejy ireo olona izay hiara-hiasa aminay ary HISAKAFO MAIMAIMPOANA ATO AMIN'NY DRAGON ROYAL amin'ny ireo andro hanaovana création de contenus ireo
🔴 Ny zavatra andrasanay avy amin'ireo olona voasarika kosa dia ny mizara ny sary sy vidéo ary manao story amin'ny réseaux sociaux rehetra izay ananany

Aza taraika ary o ‼️


🔔 : Afaka mandray anjara amin’ny pejon’ny Dragon Kinga ihany koa

21/03/2025
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Christina Razah, Fanasina Fandresena, Mï Kwëlÿ, K-mode En Ligne, Anjara Tsïkÿ,...
19/03/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Christina Razah, Fanasina Fandresena, Mï Kwëlÿ, K-mode En Ligne, Anjara Tsïkÿ, Felanats'u Yolande, Schiffer'lye Eugénie, Miora Rak, Nah Ncy Miah, Vidy Mora Prix, Tamatave Invitation, Ka Ntoh, Ma Qua Price, Augustine Rahely, Wendy Lie, Chez RianAly, Tsiky Niriana, Élodie Mah, Yanickah Bela, Mbola Tynah, Vato Soa, Hã Rënä

Mirary alahady mafinaritra hoantsika rehetra♥️
16/03/2025

Mirary alahady mafinaritra hoantsika rehetra♥️

09/03/2025

✓+ de 300 followers 🥰🥳
👉Alefa fona ooooo🙏♥️

06/03/2025

Rehefa tonga1k de asitsika crédit hoan' ireo abonnée, alefako eto tsy ho ela😘😘😘

👠👠👠🥰
25/02/2025

👠👠👠🥰

Address

Tananarivokely
TANA102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kala My en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share