20/09/2025
Hainao ve fa ??
… sady mianatra no mifalifaly ato amin’ny AEC teto zao nanao Pratika tap amina Tobin-dasantsy iray ny mpianatra:
Mianatra mividy amin’ny teny Anglisy sy miresaka .
🇺🇸 Ilay tena Tonga dia miteny be no ilainao ? Ilay misy Pratika betsaka ? Ilay mampianatra anao Tonga dia miteny sy maneho hevitra ?
🇬🇧 Mahay mi-comprendre ihany, fa mbola miraikitra be ilay miteny? sa hoe mbola tsy mahay na inona na inona mihitsy? Sa hoe mila ilay tena miteny mihitsy? na mahay ihany fa tsianjery be?
NATAO HO ANAO MIHITSY NY AEC
🛑🛑🛑ANGLAIS SUR TERRAIN, ILAY TONGA DIA MITENY
Hampianatra anao hahay hiteny, mampitombo ny comprehension anao ary manampy anao hanana fahatokisan-tena.
TSY MISY TSIANJERY
🛑COURS DEMO na Cours Andrana “GRATUIT”: 24 Septembre 2025
27 Septembre 2025
🛑RENTRÉE COURS D'ANGLAIS
Cours journalier: 29 septembre 2025
Cours special samedi: 04 octobre 2025
Nahoana no tokony hisafidy anay ianao ??
Satria:
✅Ny vava no tena miasa izany hoe tsy mitsahatra ny miteny Anglisy ianao ao ampianarana .
✅Ny mpampianatra rehetra dia nofanina manokana hahafahanao miteny Anglisy Haingana .
✅Misy exam international afahanao mahazo certificat international heken’ny USA 🇺🇸, Australie 🇦🇺, UK 🇬🇧 ary Europe.
✅Voafetra ho 15 par classe ihany ny mpianatra isaky ny classe
Toerana: Derrière office du bacc/ a Côté capre/ entrée ex Bruno glace.
Everyday English with Sylva
Google map : https://maps.app.goo.gl/KNSz6nAtqjdKx9Uq6...