14/08/2026
๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ - ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ง๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ - ๐ฉ๐ผ๐ตรฉ๐บ๐ฎ๐ฟ #๐ง๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ญ๐ฌ๐ฐ #๐ธ๐ถ๐น๐ฎ๐ป'๐ป๐ #๐ฎ๐ณ๐ผ, ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฐ๐ต ๐ป๐ผ ๐๐ฟ๐ฎ-๐ฏ๐ผ๐ถ๐ป๐ฎ.
๐นAnkoatra ny tany Vangaindraino sy Toliara ary toerana hafa, dia nitrangana hain-trano koa tao aminโny Village Mahavanona, Fokontany Manakana, Kaominina Tsarabaria, distrikan'i Vohรฉmar. Taminโny Alarobia 12 Aogositra 2026 lasa teo no nitrangan'izany.
๐นTrano 104 no voalaza fa simba sy levonโny afo, ka olona 249 no tra-boina aminโizao fotoana izao ary tsy manan-kialofana. May sy potika avokoa ny ankamaroanโny fanananโireo fianakaviana voakasikโizany.
๐นManoloana ny zava-misy, miantso tolo-tร nana, indrindra avy amin'ny mpitandro fanjakana mahefa ny mponina.
๐ท Indrana