Clauvari audio-visuel

Clauvari audio-visuel Clau Va Ri audio-visuel maka sary sy video ary manao prise de son

06/10/2023
19/08/2023
19/08/2023

Andramo fa mety hampitombo sy hanamafy ny fifankatiavanareo roa ity ❤️💍👫

Alefako mialoha ny fialantsiny raha misy teny mamoafady 🔞🙏

- Ao antrano fona ve ianareo roa no manao Rapport Sexuelle na hoe firaisana aranofo ?

-Raha mba misy fotona irai roa ka mba misy vola kely dia mba manohara mandeha na miala ao antrano mihitsy no manao (Rapport Sexuelle na firaisana aranofo) satria mety misy manelingelina sy efa mazatra fona ao antrano!

- Exemple : Zaza kely ,Raiamandreny , mpifanolobodirindrina , matahotra sode henonolana ao ambadika rehefa manao mafi² sns.....!

-Ka nohony izany dia mba ilaina iany toerana vao² sy mangingina ary miavaka kely no anaovana firaisana aranofo 😊

- Ny zavatra tokony ataonareo roa alohany anaovana ilai programme na hoe fandaharampotona dia : tsy tokony anao firaisana aranofo ianareo telo na efatra andro alohany anaovanareo ilai fotona andeha hoany na any , satria mba efa ela² tsy nanao iny no mba matsiro tsara rehefa manao avieo❤️🙈

-Ary tsy tokony aharitra ela anefa ianareo any na any toerankafa ( 1 jours na 2 jours) dia efa mahampy , nefa koasa azo tohizana raha mbola misy vola sy mifankatai tsara nareo 😊

-Azadino koa no manao Sakafo miavaka sy miala mahazatra otrany ao antrano rehefa tonga any 🍔🍗🥪

-Raha mety koa dia Bloquéo sy ataovy liste noire mitsy ilai Sipa nao hafa sode hiantso sy hanabataba rehefa tonga any fa mikorontana nareo de lasa tsy vita eo ny fialamboly nareo 📱😉

-Omeo teny mamy sy tambi² tsy toiny mazatra ilai olotinao rehefa tonga any alohany anaovanareo firaisanaaranofo , Romantique aza atao ambaninjavatra 🥀

-Rehefa itanao fa ho raikitra ilai firaisana aranofo , aza maika ny hanatsofoka badoda zany nareo roa❌️ alefa aloha mifampy Caressé , nonoy aby zai zavatra mety nonona manontolo na ilai vevavy na lai leilahy , itanao fa samby tsemboka (chauffe ) nareo 2 dia ampidiro areee 🍆🙈 rehefa vita ilai firaisana aranofo nataonareo dia azadino manome teny mamy❤️☺️

Andramo na anoharo io zavatra teneniko io fa mety hoisy fiovana ny fifankatiavanareo roa🤞❤️

Mankasitraka tompoko namaky atramifarany 🙏

Dimi Try 5 。5 。55 💌📝

21/05/2023

LANDRIQUE_Ngoma_clip_gasy_2023_tropical

23/01/2023

🥺☺️

Address

Cur Vontovorona
Toamasina
5

Telephone

+261341966329

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clauvari audio-visuel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Clauvari audio-visuel:

Share

Category