Les Echos de l'Est

Les Echos de l'Est ✅ Mandray sy Mikaroka
✅ Mizara
✅ Mampifandray

MANANARANoria, 16 taona, nary tany an-dalana. Nisy nahita ka naterin'izy ireo any amin'ny Hopital Be, sao misy mahafantr...
09/03/2023

MANANARA

Noria, 16 taona, nary tany an-dalana. Nisy nahita ka naterin'izy ireo any amin'ny Hopital Be, sao misy mahafantra azy?

[Grace Sidoine - ZANAK'I MANANARA]

𝘖𝘕 𝘕𝘌 𝘊𝘏𝘖𝘐𝘚𝘐𝘛 𝘗𝘈𝘚 𝘚𝘌𝘚 𝘗𝘈𝘙𝘌𝘕𝘛𝘚,𝘔𝘈𝘐𝘚 𝘖𝘕 𝘊𝘏𝘖𝘐𝘚𝘐𝘛 "𝘚𝘈 𝘝𝘐𝘓𝘓𝘌"❔️Efa natao taketo Toamasina ny "fombafomba" jiaby hikatsahana f...
09/03/2023

𝘖𝘕 𝘕𝘌 𝘊𝘏𝘖𝘐𝘚𝘐𝘛 𝘗𝘈𝘚 𝘚𝘌𝘚 𝘗𝘈𝘙𝘌𝘕𝘛𝘚,
𝘔𝘈𝘐𝘚 𝘖𝘕 𝘊𝘏𝘖𝘐𝘚𝘐𝘛 "𝘚𝘈 𝘝𝘐𝘓𝘓𝘌"
❔️Efa natao taketo Toamasina ny "fombafomba" jiaby hikatsahana filaminana sy fandriam-pahalemana...
✅️ Fomba gasy: "Sasa-vohitra"
☑️ Ara-pinoana: "marathon ho an'i Kristy", "méga-fiderana", alim-bavaka ProMax sns...
✅️ Force: opérations coup de poing
☑️ stratégique: reunions & ateliers sns...
✅️ Ara-drazagna: fampihavanana
⁉️Résultats: (...)
⁉️Vahaolagna:
AVERIKO ETO ity FORMULE TSOTRA:
- 𝐬𝐞𝐧𝐭𝐢𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝'𝐚𝐩𝐩𝐚𝐫𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐜𝐞!
- 𝐝𝐞𝐯𝐨𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐜𝐢𝐭𝐨𝐲𝐞𝐧!
𝘾𝙞𝙩é × 𝙘𝙞𝙩𝙤𝙮𝙚𝙣s = 𝘿𝙧𝙤𝙞𝙩 + 𝙙𝙚𝙫𝙤𝙞𝙧 + 𝙤𝙗𝙡𝙞𝙜𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 + 𝙧è𝙜𝙡𝙚𝙨 + 𝙨𝙖𝙣𝙘𝙩𝙞𝙤𝙣𝙨

TSY SAFIDY IO FA ADIDY!
Zegny tsy magnaraka: 𝚊𝚝𝚎𝚛𝚘 #𝙰𝚗𝚝𝚜𝚊𝚛𝚒𝚖𝚊𝚜𝚒𝚗𝚊 𝚜𝚢 #𝙰𝚐𝚗𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊𝚕𝚘𝚝𝚛𝚊 𝚗𝚊 @Î𝚕𝚎-𝙰𝚞𝚡-𝙿𝚛𝚞𝚗𝚎𝚜 𝚎𝚗𝚝𝚊𝚐𝚗𝚊𝚗𝚓𝚊𝚛𝚎𝚘 𝚍𝚎 𝚛𝚒𝚊𝚝𝚘 𝚌𝚎𝚛𝚝𝚒𝚏𝚒𝚌𝚊𝚝 𝚍𝚎 𝚛é𝚜𝚒𝚍𝚎𝚗𝚌𝚎-𝚗𝚓𝚊𝚛𝚎𝚘.

[Harison El Stephanioensis]

Brickaville, renim-pianakaviana mandray andraikitra.
07/03/2023

Brickaville, renim-pianakaviana mandray andraikitra.

Ilay jiolahy voatifitry ny FIP momba famonoana ilay karana ny sabotsy teo. Efa nomelohin'ny Cour Criminelle de Tamatave,...
07/03/2023

Ilay jiolahy voatifitry ny FIP momba famonoana ilay karana ny sabotsy teo. Efa nomelohin'ny Cour Criminelle de Tamatave, 5 ans ferme dia nahazo remise de peine 24 mois ( 8 mois *3).

📝📸 Kamy Ndiamahazo

Mahanoro
06/03/2023

Mahanoro

📢 VAOVAO 📢TOAMASINA👉Fandrobana sy famonoana an'ilay indien NEBHANI Haresh Rohtkiamar ( 37 ans) tamin''ny sabotsy : Jiola...
06/03/2023

📢 VAOVAO 📢

TOAMASINA

👉Fandrobana sy famonoana an'ilay indien NEBHANI Haresh Rohtkiamar ( 37 ans) tamin''ny sabotsy : Jiolahy 1 lavon'ny balan'ny FIP Tamatave.

Niainga avy tamina renseignement ny identification an'ity jiolahy ity. Ity jiolahy tafiditra tao anatin'ny fanafihana teratany karana teny akaiky Dosan tamin''ny sabotsy 4 mars teo ity izay vao nivoka ny fonja 7 Janvier 2023. Efa nigadra tamina raharaha fanafihana mitam-piadiana. Izany hoe efa récidiviste.

(Loharanom-baovao KAMY JOURNALISTE)

Famonoana an'i Lahady Jean Marco ( skoto) sy ny vadiny : Voasambotry ny FIP ireo roalahy nitifitraRaha tsiahivina ny sab...
03/03/2023

Famonoana an'i Lahady Jean Marco ( skoto) sy ny vadiny : Voasambotry ny FIP ireo roalahy nitifitra

Raha tsiahivina ny sabotsy 25 febroary lasa teo tao Mangarivotra-Atsimo no nisy nitifitra teny ambony moto i Lahady Jean Marco sy Rahaingomiarimbola Rosalie. Namoy aina ilay lehilahy voan'ny bala 2. Avotra kosa ny vadiny izay volan'ny bala 3 ka mbola manaraka fitsaboana hatramin'izao. Izy roa izay saika hanao mariage tsy ho ela.

Noho ireo asa nataon'ny Polisim-Pirenena, voasambotra ireo 2 lahy nandray anjara mivantana tamin''ny fitifirana.

Rehefa naseho ilay Ramatoa vadin'i Marco ny sarin'izy roalahy,dia nanamarika izy fa ireo roalahy ireo tokoa no nitifitra azy mivady.

Tany masina Toamasina ka tsy azo anaovan-dratsy. Izay manao ratsy eto tsy maintsy ho tratra na ho ela na ho aingana, hoy ny Commissaire Jules Rafaliarivo Commandant FIP Tamatave.

Hitohy mandrakariva ireo ezaka ataon'ny Polisim-pirenena eto Tamatave, hoy ny Talem-paritry ny filaminam-bahoaka Atsinanana RAKOTOVAO Jean Christian.

📸📝 Kamy Ndiamahazo

Maroantsetry
01/03/2023

Maroantsetry

Tsangambato Jean Freddy, tsy natana ilay tohana. Mampiaka-peo ny vahoaka ao Fenerive Est noho ny tsy fandraisan'andraiki...
28/02/2023

Tsangambato Jean Freddy, tsy natana ilay tohana. Mampiaka-peo ny vahoaka ao Fenerive Est noho ny tsy fandraisan'andraikitr'ireo tomponandraikim-panjakana ao an-toerana sy ny amin'ny tsy fisian'ny fitohizana eo amin'ny fitantanana.

28/02/2023

Ambassade de Jupon?

Dimy sy Iray (sary indrina)
26/02/2023

Dimy sy Iray (sary indrina)

〽AmbositraTOHINY SADY FARANY🚫Nalevina eny amin'ny Fasany Commune ilay lehilahy matin'ny fitsarambahoaka rehefa nanaovana...
26/02/2023

〽Ambositra

TOHINY SADY FARANY

🚫Nalevina eny amin'ny Fasany Commune ilay lehilahy matin'ny fitsarambahoaka rehefa nanaovana filazana teto nefa tsisy fianakaviana naka.

🚫Izy ilay hoe nangalatra katsaka omaly ary voadaroka, niezaka nitsabo ihany ny tao amin'ny Hopital fa tsy tana ny ainy. Androany dia voatery niantso ny Service Technique Commune Urbaine ka nasitrika avy hatrany izy.

🚫Tsisy taratasy nahafantarana azy ity lehilahy ity ary dia alefa eto ihany ny sary sao mba misy mahalala. Mbola azon'ny havany atao ny maka ny razana. RIP

📸📝 AGNAY T'AMBOZITRA (Groupe)

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Echos de l'Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share