13/06/2026
🤭 Challenge accepté 🤭 inona no nanamarika anao tany ampenarana ❓❓
🤭🤭 Iza Doly lay mbola mañana ny tablier na blouse tany @ EPP na CEG iny 🤣❓❓ Alefaso ao @ COMS dia lazaiho hoe inona no lasa asanao amzao ❓
🤭perso : " Zäh lay anisany ankizy bé Tabataba bé tao ampenarana dia " LASA ANIMATEUR 😅 ny asako amzao 🤪 ARY ANAO ❓❓