10/05/2024
Nahazo kiana mahavaivay avy tamin'ny kandida Rambosalama izay kandida ho solombavamboaka ao amin'ny boriborintany faha-4 ny kandida izay narotsakin'ny avy ao amin'ny Firaisankina.
๐จOlona tsy mahalala ny olana ety ifotony, olona mpianadraharaha no natao parachute ato amin'ny boriborintany faha-4 hoy izy nandritra ny resaka izay niafanaovany tamin'ny mpanao gazety.
Marihina moa fa Andriamatoa Ramboasalama dia efa kandida narotsakin'ny antoko TIM tao amin'ny boriborintany faha-4 teo aloha.