Royal Rangers Toby 42 Tanambao verrerie

Royal Rangers Toby 42 Tanambao verrerie MITAIZA

MAMPIANATRA

MITAHIRY

01/07/2026
12/06/2026

Efa akaiky ny fotoana
30 JONA farany fisoratana anarana no sady farany Saran-dasy 10.000ar na 50.000fmg

08/06/2026

Manantena hiaona Rangers eto Madagasikara

LASY MiReDaReDa 2026ROYAL RANGERS MADAGASIKARA 10-14 Aogositra 202630 Jona 2026 farany fisoratana anaranaTONGAVA MARO DA...
03/06/2026

LASY MiReDaReDa 2026
ROYAL RANGERS MADAGASIKARA

10-14 Aogositra 2026
30 Jona 2026 farany fisoratana anarana

TONGAVA MARO DAHOLO e!!



Aza adino ary fa ny faran'ny volana Jona ity no fisoratana anarana, izay efa vonona dia efa afaka manandefa ny azy any @ Trésorier ny Lasy.
Trésorier Chef Ony : +261341803445 / 0330972549
Fanazavana fanampiny : 0347506460
LASY Nasionaly ny Royal Rangers eto Toamasina
Departemanta Royal Rangers Madagascar

Efa Paré💪🇲🇬🌋🔥🔥
13/05/2026

Efa Paré💪🇲🇬🌋🔥🔥

📌IZA AVY NY TOBY EFA VONONA
Departemanta Royal Rangers Madagascar

ROYAL RANGERS TANAMBAO VERRERIE TOBY 42 FITSANGATSANGANANANAMPITOMBO:1-Fifankatiavana2-Fifanajana3-Firaisan-tsainaRoyal ...
01/05/2026

ROYAL RANGERS TANAMBAO VERRERIE TOBY 42

FITSANGATSANGANANA

NAMPITOMBO:

1-Fifankatiavana
2-Fifanajana
3-Firaisan-tsaina

Royal Rangers tsy maintsy mandroso

MITONGAVA Daholo eeeROYAL RANGERS MIREDAREDA ,🔥
25/04/2026

MITONGAVA Daholo eee

ROYAL RANGERS MIREDAREDA ,🔥

🔥 MIREDAREDA ! 🔥

Misy afo miredareda antsoin’Andriamanitra ao anatinao
Fotoana hifohazana ara-panahy
Fotoana handraisana andraikitra

LASY NASIONALY 2026 – Royal Rangers Madagascar
Tonga indray ilay fotoana lehibe hihaonan’ny Rangers rehetra manerana an’i Madagasikara !

Izy no hanao batisa anareo amin’ny Fanahy Masina sy ny afo.”
— Matio 3:11 🔥🙏

🎯 INFORMATIONS CLÉS :
📅 10 - 14 Août 2026
📍 Toamasina
🔥 Thème : MIREDAREDA
⛺ Activités :
– Fitoriana Filazantsara
– Fampianarana
– Animation & Lalao
– Afon-dasy 🔥

Tsy lasy tsotra ity…
FA fotoana hiovan’ny fiainana
FA fotoana handrehitra indray ny finoana
FA fotoana hananganana taranaka mirehitra ho an’Andriamanitra

VONONA VE ?
📢 NDAO HILASY ! Asao ny namana rehetra

🔥 MIREDAREDA… 🔥
Vonona @ Zavatra rehetra





🔥

Address

TANAMBAO VERRERIE
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Rangers Toby 42 Tanambao verrerie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share