
04/04/2025
💫𝗡𝘆 𝗮𝗻𝗶𝗼 𝗭𝗼𝗺𝗮💫
♈️𝐁é𝐥𝐢𝐞𝐫 : tsy misy olana ny fahasalamanao. Na izany aza dia miezaha mampitony saina. Manome tanjaka ny fifaliana, ka manaova zavatra mampitsiky anao hatrany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : manga antitra
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Scorpion
𝐈𝐬𝐚 : 2
♉️𝐓𝐚𝐮𝐫𝐞𝐚𝐮 : tsy dia ampy rano ny vatanao! Aza miandry hoe mangetaheta fa manàna fahazarana misotro rano ara-dalana isan'andro.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : fotsy
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Vierge
𝐈𝐬𝐚 : 4
♊️𝐆é𝐦𝐞𝐚𝐮𝐱 : ataovy ampy tsara ny torimaso mba hisorohana ny harerahana mandritra ny tontolo andro.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mavokely
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Balance
𝐈𝐬𝐚 : 3
♋️𝐂𝐚𝐧𝐜𝐞𝐫 : be loatra ny asa nataonao tamin'ity herinandro ity. Mila miala sasatra kely ianao mba hananana hery hiatrehana ny herinandro ho avy.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : fotsy
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Scorpion
𝐈𝐬𝐚 : 2
♌️𝐋𝐢𝐨𝐧 : tandremo fa mety hisy fikorontanana kely ny vavoninao anio, ka ataovy voalanjalanja tsara ny sakafo.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mena
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Bélier
𝐈𝐬𝐚 : 1
♍️𝐕𝐢𝐞𝐫𝐠𝐞 : salama tsara ianao amin'ny ankapobeny ; na izany aza, aza atao be loatra ny sakafo mavesatra, indrindra rehefa hariva.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : volontany
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Taureau
𝐈𝐬𝐚 : 6
♎️𝐁𝐚𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞 : tandremo fa mety hotratran'ny adin-tsaina ianao! Mitadiava fotoana hitsaharana kely sy hialana sasatra mba hampisinda izany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : manga
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Lion
𝐈𝐬𝐚 : 9
♏️𝐒𝐜𝐨𝐫𝐩𝐢𝐨𝐧 : tandremo ny adin-tsaina diso tafahoatra satria mampihena ny herim-batana izany.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : mainty
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Poissons
𝐈𝐬𝐚 : 8
♐️𝐒𝐚𝐠𝐢𝐭𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 : hazoto be ianao anio. Mitandrema ihany anefa fa raha manao reraka loatra dia hitaky izany rehefa amin'ny alina.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : volomboasary
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Verseau
𝐈𝐬𝐚 : 3
♑️𝐂𝐚𝐩𝐫𝐢𝐜𝐨𝐫𝐧𝐞 : zarao amin'ny hafa ny alahelo sy ny mavesatra ao aminao mba hisorohana ny rarin-tsaina.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : matso tanora
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Vierge
𝐈𝐬𝐚 : 4
♒️𝐕𝐞𝐫𝐬𝐞𝐚𝐮 : aza dia manery ny vatanao be loatra satria mety ho mora reraka ianao anio. Mba makà aina kely!
𝐋𝐨𝐤𝐨 : volondavenona
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Balance
𝐈𝐬𝐚 : 7
♓️𝐏𝐨𝐢𝐬𝐬𝐨𝐧𝐬 : aza manao dokotera tena! Raha misy tsy azoazo dia tsara ny mizaha izany any amin'ny mpitsabo, dieny mbola tsy lasa lavitra.
𝐋𝐨𝐤𝐨 : manga
𝐌𝐢𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 : Gémeaux
𝐈𝐬𝐚 : 5