RHI Lycée Jacques Rabemananjara

  • Home
  • RHI Lycée Jacques Rabemananjara

RHI Lycée Jacques Rabemananjara Page de RHI du Lycée Jacques RABEMANANJARA

🥰Faly miarahaba antsika rehetra mpikambana ato amin'ny RHI eto toamasina 👋tonga izy ty ai JOURNÉE RHI izay hiantsoana an...
15/06/2023

🥰Faly miarahaba antsika rehetra mpikambana ato amin'ny RHI eto toamasina 👋tonga izy ty ai JOURNÉE RHI izay hiantsoana antsika rehetra tsy anky anavaka mba ho tonga maro 🥰 ny 21 juin 2023... Ka ito ary ny fandaharam-potoana 👉Amin'ny 07ora maraina no fahatongavana amin'io 21 juin io devant La Mairie ka hisy ny carnaval🥳🥳🥳
Mitongava maro zalah ai 🥳🥳

🙋 RHI,de nouvelles reçu de '' RHI Barika Dimy '' alors vennez nombreux 🥰"Toheriko ny Kolikoly ho fandraisako anjara amin...
05/12/2022

🙋 RHI,de nouvelles reçu de '' RHI Barika Dimy '' alors vennez nombreux 🥰
"Toheriko ny Kolikoly ho fandraisako anjara amin'ny fampandrosoana ''

Hialazao daoly ny namana😇❤
21/06/2022

Hialazao daoly ny namana😇❤

19/06/2022

Ny RHI rehetra mivory à 14h30 ao salle 2nd3 makasika an'ilay raha atao mercredi mp hoan'izay mioa fanazavana fanampiny👼

16/06/2022

À tous les membres de RHI miomana antsika jiaby fa hi avy ny journée mondiale RHI izay atao @ 22juin aza adino partage💖

14/06/2022

Ilazana ireto olona ierto ho tonga PS4 Zoma 17Juin à 7h...
_THEODORE ROBERTO Saïdou (2nde13)
_FACKRIE Amed ( 2nde15)
_Anaïs ( PL7)
Iangavina koa izay mafantatra azy ireo mba hilaza ny vaovao ireo
😊Misaotra tompoko??

07/06/2022

Ilazana fa tsisy session RHI rampitso
Ka lazao daoly ny namana🌹
Misaotra tompoko❤🙏

08/05/2022

Azadino Session mercredi art et chant 💖 tongava maro😘💖

02/05/2022
✨Ialana tsiny tamin'ny fahatarana 🙏 Fa mankasitraka betsaka hoan'ireo izay nandihy t@ny Alarobia teo 😊❤, ita fa tena man...
30/04/2022

✨Ialana tsiny tamin'ny fahatarana 🙏
Fa mankasitraka betsaka hoan'ireo izay nandihy t@ny Alarobia teo 😊❤, ita fa tena manan-talenta daoly ny RHI ljr 😊✨...
Mankasitraka be hoan'ireo tonga ,ary mbola manentana hatrany mba ho tonga maro ❤✨⚜⚜

27/04/2022

Hoan le i ajouter ny Admi groupe de discussion RHI ito ny anarana :
⚜Isaia Patrice Maien
⚜Inakhy Nedeah
Ka ataovy invitation par message 😊

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RHI Lycée Jacques Rabemananjara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RHI Lycée Jacques Rabemananjara:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share