Bazary Atody Tamatave

Bazary Atody Tamatave Maniry atody vaovao sy tsara kalitao ho an’ny sakafo na ny varotrao ve ianao? Tsidiho ny tolotra omenay ao amin’ny "Bazary Atody Tamatave"🥚

Tehirizo tsara sy arovy tsara ny atody ! ✨🥚📦Boaty plastika fitehirizana atody – misy toerana 15👌🏾 Mora entina sy tehiriz...
13/05/2026

Tehirizo tsara sy arovy tsara ny atody ! ✨🥚
📦Boaty plastika fitehirizana atody – misy toerana 15

👌🏾 Mora entina sy tehirizina ao anaty vata fampangatsiahana
✅ Mafy sady azo ampiasaina tsara
🛡️ Miaro ny atody tsy ho vaky na hifandona

🔥🎉 TOL0TRA MANOKANA IZAO 🎉🔥
💰 12 000 Ar monja
❌ Fa tsy 15 000 Ar ❌

📍 Toerana : Tanamakoa, Toamasina
🚚 Afaka manao livraison
📩 Haingana fa voafetra ny tahiry ! 📦

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bazary Atody Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share