23/08/2023
Avia hijery ary henoy hira vaovao an'ity mpanakanto manan-talenta ity, Alkazar: ''Mboty'' 🎶 ✨
Avelao ny tenanao ho voasintona anatin'ity gadon-kira izay mampiteraka fihetseham-po ity.
Tsindrio ny ''Play'' ary avelao ny fanahinao handihy amin'ny feon'ny ALKAZAR ! 🎵 🕺