M'lay Crypto

M'lay Crypto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M'lay Crypto, News & Media Website, Ambohijafy, Toamasina.

🔥 TONGASOA ETO AMIN’NY PAGE M’LAY CRYPTO 🔥
💎 Ato ianao dia hahita site sy application azo antoka, ahafahanao mahazo vola tsy misy risika.
📌 Raha mbola tsy ni-suivre, izao no fotoana hanarahana mba hahazoanao vokatra sy tombontsoa manokana.
🚀 BON GAIN

04/10/2025

Hoantsika izay mitady asa en ligne, midira mp fa misy hoanao aty.
Ary aza adino manao suivre an'ny page ntsika.

🌍 Platforma Floodify — Mahazoa ETH sy Vola amin'ny Réseaux Sociaux 💰Sady efa vita mise à jour tsarabe izy  ka aza tara a...
17/09/2025

🌍 Platforma Floodify — Mahazoa ETH sy Vola amin'ny Réseaux Sociaux 💰
Sady efa vita mise à jour tsarabe izy ka aza tara antsika.

TikTok – Instagram – YouTube

📌 Tsotra, mora, ary azo antoka ny fomba fidiram-bola amin’ity platforma ity. Tsy mila manahirana, ary tena mety ho an’ny rehetra, na vao manomboka aza.

🔑 Mila manao izao aloha:

1. Copieo ity code de parrainage ity:
👉 6e8671ff5dac11f

2. Avy eo tsindrio na copieo ity rohy inscription ity:
👉 https://creator.floodify.io/
(Sokafy amin'ny navigateur toy ny Chrome na Firefox raha tsy misokatra mivantana.)

📱 Fomba fiasa:

✅ Vita inscription dia ataovy liaison amin'ny compte-nao TikTok, Instagram na YouTube – izay tianao sy ampiasainao indrindra.
✅ Efa misy tuto hanampy anao amin'ny fanaovana liaison (araka ny toromarika ao amin'ny site).
✅ Raha sendra misy olana amin'ny liaison, avereno indray, matetika miasa tsara rehefa averina.

⏳ Miandry 7 andro (vetivety ihany):

➡ Raha tsy mbola manana followers maro dia miandry 7 jours vao afaka manomboka.
➡ Raha efa manana followers betsaka ianao, dia mety afaka 2 na 3 andro fotsiny dia afaka miasa sy mahazo vola sahady!

💡 Inona no asa atao?

➡ Tsy misy asa sarotra: automatique mipost video amin'ny compte TikTok/Instagram/YouTube-nao ilay system.
➡ Ny anjaranao dia manara-maso ny vola miditra fotsiny 😎

💸 Fomba ahazoana vola ao amin'ny Floodify:

🎥 1 vidéo / 10 vues = 1$

❤️ 0,05$ isaky ny reaction (like, commentaire, etc.)

👥 0,5$ isaky ny olona asainao misoratra anarana (referral)

🚀 Tsy mila capital, tsy mila manahirana – manomboka izao!

Mazotoa, aza kivy, ary manomboka manangona $ sy ETH amin'ny fomba tsotra indrindra!

🧿 Mirary vola miditra sy fahasalamana ho antsika rehetra!
🙏 Mazotoa hatrany e!

04/09/2025

🔥 Salama daholo e! 🔥
Ho an’izay te hanokatra compte BINANCE 🏦✨, manana tolotra manokana izahay ato amin’ny pejy M’lay Crypto 🚀💎.

Raha manana fanontaniana momba ny portefeuille électronique 📲🔑 na ny tontolon’ny crypto 💰🌍 ianao, midira MP 📨 fa vonona izahay hanampy anao! 💬🤝

💡 Aza tara, andao hanomboka izao! ⏳⚡

Salama antsika izay mbola manaraka an'ny Pejy M'lay Crypto.Ity dia misy asa en ligne izay anangonana RUB fa izy kosa mis...
02/09/2025

Salama antsika izay mbola manaraka an'ny Pejy M'lay Crypto.
Ity dia misy asa en ligne izay anangonana RUB fa izy kosa misy investissement.
Investissement : 20 rub izay mandray 2,2 Rub par jours
Portefeuille ilaina dia Payeer ihany ka.
Lien d'inscription : https://coremine.pro/?ref=3629

26/08/2025

Alefa Barea

24/08/2025

Efa misy manao an'ity ve nareo ?

World République.

Mizara token WDD

Azahoana 1 WDD par jour

1 WDD = 0.011 $

Refferal program : 10 WDD par refferal validé (mahavita vérification faciale)

Lien d'inscription : 👇

https://app.worldrepublic.org/earn?ref=CMbiJu

- Manao inscription (clikena ny lien io, afaka atao amin'ny compte Google)

- Activena ny minage

- Manao vérification faciale.

- Afaka manao retrait ref feno 1 WDD ny solde

- Afaka manao retrait makany amin'ny portefeuille électronique raha feno 5 WDD, raha trust wallet no ampiasaina.

- Fomba azahoana WDD ihany koa ny manao Épargne mba ampitombona an'ilay vola malaky.

Tsara foana miaraka manomboka amin'ny rehetra, raha hanao ihany.

Address

Ambohijafy
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'lay Crypto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share