RCR-Toamasina

RCR-Toamasina Pejy facebook ny RCR-TOLONA TOAMASINA
Rassemblement des Citoyens Responsables

02/08/2025

๐Ÿ“บ ๐—ก๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ข ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—ฉ๐—” ๐—ฅ๐—”๐—™๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”?

๐Ÿ‘‰ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ manokana ho arahinao tsy ho ela isan-kerinandro eto amin'ny I-TV MDG (pejy facebook dy ao amin'ny YouTube) iarahana amin'ny Laza Razafiarison filoha mpanorina ny RCR/TOLONA ary ireo mpiaramiasa aminy.

๐Ÿ‘‰ Hahafantaranao bebe kokoa ny antony mila hanovana rafitra, ny tanjony ary ny fiatraikany.

๐Ÿ‘‰ Ahitanao: fanehoan-kevitra, fijoroana vavolombelona, fampianarana, fifampizarana, fanadihadiana sns.... Maro be.

Aza miala alavitra ary o!
๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ???? ๐—œ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฅ๐—–๐—ฅ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—œ-๐—ง๐—ฉ

TONTOSA SOA AMAN- TSARA NY FORMATION MAHAKASIKA NY ANDRAIKITRA MIANDRY ENY IFOTONY MANOLOANA NY FANOVAN- DRAFITRA .ISAOR...
01/08/2025

TONTOSA SOA AMAN- TSARA NY FORMATION MAHAKASIKA NY ANDRAIKITRA MIANDRY ENY IFOTONY MANOLOANA NY FANOVAN- DRAFITRA .
ISAORANA IREO NIKARAKARA!!!
ISAORANA I , EST, ARY .
MAHAVELOMBOLO NY FIHAONANA TAMINAREO . NY IRAY HO LASA FOLO, NY FOLO HO LASA ZATO, NY ZATO HO LAS IRAY ALINA .
Mila olona iray alina ny FANOVAN- DRAFITRA dia TANTERAKA!!!

/TOLONA

Efa noreahana ary mbola mitombina hatreto !
26/04/2025

Efa noreahana ary mbola mitombina hatreto !

15/04/2025

๐ŸŽฅ LIVE EXCEPTIONNEL AVEC LAZA RAZAFIARISON
๐Ÿ—“๏ธ Zoma 18 Aprily | โฐ manomboka aminโ€™ny 3h30 hariva (15h30)
๐Ÿ“Arahinao eto amin'ny pejy Facebook Ofisialy.

''Andao hiresaka isika ny Zoma 18 aprily ho avy izao, manomboka 15h30.
Omany ary Ilay fanontaniana manitikitika anareo fa hamaly izany mivantana aho.''


13/04/2025

Ryna Sitraka

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RCR-Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share